Vatomasina, Vohipeno

Vatomasina, Vohipeno Akôry aby e! Vatomasina, Vohipeno(321)-Madagascar.
----ANAKARA----
Tahio gnategna fa gnanolo tsy homeny. Vatomasina, Vohipeno(321)-Madagascar. ANAKARA

Akory aby tsika ato Ragnandria!Avy eky izy ty 😀
10/11/2024

Akory aby tsika ato Ragnandria!
Avy eky izy ty 😀

13/08/2024

VATOMASINA VOHIPENO
Ho tanterahina ato anatin'ny 3 andro dia ny faha 13, 14 ary ny faha 15 ny volana Aogositra 2024 ny fotoan-dehibe fanandratana Ampanjaka an'i Iaban'i Rina! Tonga manome voninahitra izany fotoan-dehibe izany ireo Delegasiona misolo tena ny FIZANAKARA Antananarivo izay tarihin'ny Filoha lefitra mpitantana ny FIZANAKARA

MILA MITANDRIGNA TSIKA RAGNANDRIA FA IZAY TSARA FIHOMANANA TSY TAMPOHINY NY LOZA 📢📢📢📢📢📢NY TOETR'ANDRO FIVOARAN'i RIVODOZ...
21/02/2023

MILA MITANDRIGNA TSIKA RAGNANDRIA FA IZAY TSARA FIHOMANANA TSY TAMPOHINY NY LOZA 📢📢📢📢📢📢

NY TOETR'ANDRO FIVOARAN'i RIVODOZA FREDDY

Araka ny vaovao voaray tamin'ny 12 ora alina teo dia ao amin'ny 673 km atsinanana somary avaratra atsinanan i Mananjary no misy azy.

Efa rivodoza mahery vaika no ilazana azy ary 195km/ora ny rivotra entiny,
275km/ora ny tafiotra manaraka azy.

Mikisaka miankandrefana somary atsimo andrefana izy, 31km/ora ny hafainganam-pandehany.

Vinavinaina hiditra an-tanety anio Talata anelanelan'ny amin'ny 7ora hariva ka hatramin'ny amin'ny10 ora alina izy eo anelanelan'i Vatomandry sy Manakara.

Samia miomana ary mahereza daholo!!

09/02/2023

Ry TANORA ZANAK' ANAKARA

MIANARA ATSIKA MBA HO SAMY HANARINA ANY TANANAN- TSIKA ZAY MBOLA MILA ANTSIKA ANY TOEKARENA ETO TANY MALALA TSIKA ITY

MIANARA MBA TSY HO AMBAKAIN'OLO
MIANARA MBA HANANA VAHAOLANA
MIANARA MBA HOREAREANY IREO RAY AMANDRENITSIKA
ARY MIANARA DIAN' NY MBOLA MALAINA.

ETO DIA MAKAHERY ANIZAY EFA NAVITA BE SY SOA TAMINY TANÀNATSIKA ARY MANIRY MAFY MBA HITOIZANY IZANY.

Encore merci pour ce qui encore de continuer de faire le dont pour

Akory aby lahany ragnandria 📢📢Fatsiarovana ny taloaMba samia milaza izay mba tadidiny aminy tananatsika
06/02/2023

Akory aby lahany ragnandria 📢📢
Fatsiarovana ny taloa
Mba samia milaza izay mba tadidiny aminy tananatsika

Address

RN12/
Vohipeno
321

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vatomasina, Vohipeno posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share