TSARA Tahafina Atsimo Andrefana

TSARA Tahafina Atsimo Andrefana Pour une République exemplaire, équitable et responsable

Nous faisons appel à votre haute compétence et à votre sens des responsabilités afin de contribuer, dans le cadre de vos...
24/10/2025

Nous faisons appel à votre haute compétence et à votre sens des responsabilités afin de contribuer, dans le cadre de vos attributions, au redressement de notre pays sur les plans politique , économique et social, diplomatique.Monsieur le Président.✊✊✊

Fa kely sisa de hivoka ho mpandresy isika✊✊✊
04/11/2023

Fa kely sisa de hivoka ho mpandresy isika✊✊✊

𝐓𝐎𝐋𝐈𝐀𝐑𝐀 18 𝐎𝐊𝐓𝐎𝐃𝐑𝐀 2023 Mitohy hatrany ny tolona eto Toliara amin'ny fanohanana ireo Collectif des 11 candidats mahakasi...
19/10/2023

𝐓𝐎𝐋𝐈𝐀𝐑𝐀 18 𝐎𝐊𝐓𝐎𝐃𝐑𝐀 2023

Mitohy hatrany ny tolona eto Toliara amin'ny fanohanana ireo Collectif des 11 candidats mahakasika ny fitakiana ny hisian'ny fifidianana madio, mangarahara, eken'ny rehetra sy ny fampanjakàna ny fanajana ny lalàna velona ary ny Lalam-panorenana.

Miady ho an'ny fahamarinana. HO REPOBLIKA MENDRIKA, ARA-DRARINY SY HO TOMPON'ANDRAIKITRA. ✊✊✊

TONTOSA OMALY ZOMA NY TSO-DRANO AVY AMIN’NY ANTEFASY TELO TROKY SY TELO VAVARANO IZAY NATAO TAO EGNINOSY AMIN’NY LONAK’I...
16/09/2023

TONTOSA OMALY ZOMA NY TSO-DRANO AVY AMIN’NY ANTEFASY TELO TROKY SY TELO VAVARANO IZAY NATAO TAO EGNINOSY AMIN’NY LONAK’I RAMAROTSINY KA NOTARIHIN’I MPANJAKA THEODORE DIT I ABAN’I ARLETTE IZAY IRAY AMIN’NY MPANJAKA FITO LAHY.
MISAOTRA NY ANTEFASY TELO TROKY SY TELO VAVARANO NANOTRONA, NANKAHERY ARY NAMOME TOKY.

NAHAZO NY TSO-DRANO TAMIN’I NDRENOGNY RAMAHASITRAKARIVO TENY AMIN’NY LAPAN’NY FENOVOLA IVATO VOHIPENO NY FILOHA Auguste ...
15/09/2023

NAHAZO NY TSO-DRANO TAMIN’I NDRENOGNY RAMAHASITRAKARIVO TENY AMIN’NY LAPAN’NY FENOVOLA IVATO VOHIPENO NY FILOHA Auguste Paraina
✊✊✊🤲

Efa vonona ihany koa ny komity mpanohana an'i Antoko Tsara Tahafina ao MOROMBE aminy hampandaniana ny FILOHA Auguste Par...
14/09/2023

Efa vonona ihany koa ny komity mpanohana an'i Antoko Tsara Tahafina ao MOROMBE aminy hampandaniana ny FILOHA Auguste Paraina ,izay ahitana CR 9. 13/09/23.
Ho REPOBLIKA MENDRIKA, ARA-DRARINY SY HO TOMPON'ANDRAIKITRA ✊✊✊

11/09/2023

Laharana faha 06 ny kandida PARAINA Auguste 🇲🇬.

Anisan'ny kandida tsara sy manam-pahaizana .
Alefa Tsara Tahafina✊

TAO AMPITATAFIKA NO NANDRASAIN’ANTANANARIVO ATSIMONDRANO (RN1 13 KAOMININA)NY BIRAO NASIONALIN’NY ANTOKO TSARA TAHAFINA ...
11/09/2023

TAO AMPITATAFIKA NO NANDRASAIN’ANTANANARIVO ATSIMONDRANO (RN1 13 KAOMININA)NY BIRAO NASIONALIN’NY ANTOKO TSARA TAHAFINA ANDROANY TOLAKANDRO IZAY NANOLOTRA NYVINA SADY NAMPISEHO NY KANDIDA HO FILOHAM-PIRENENA PARAINA AUGUSTE.
MIRARY FIOVANA NY VAHOAKA ENY ATSIMONDRANO.
MISAOTRA NY MPITARIKA NY ANTOKO TSARA TAHAFINA ENY ANIVON’NY DISTRIKA FA INDRINDRA IREO ANY KAOMININA. ATSIMONDRANO RN7 13 KAOMININA IHANY KOA NO SISA HATAO AMIN’NY MANARAKA.
✊✊✊

Address

Vohipeno

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TSARA Tahafina Atsimo Andrefana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share