16/05/2024
π₯°
Vonona hiara-dia amin'i raha ny FKT rehetra ao amin'ity Commune ity π₯°
Mbola tsy nanampahefana izy no efa TEO NIJERY NY TANANA REHETRA π₯°
π Namanga nahazo i Heriniaina Patrick Ramanakavana , nody hizara fampandrosoana ny lehilahy π
ββ tsy ho sanatria efa mavozo vao hahalala hody inty aho hanasoa Tanindrazana! na sanatria tsy nahazo ka hoe mody eh mahatsara! ββ