Edally Ranoëlson Ofisialy

Edally Ranoëlson Ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Edally Ranoëlson Ofisialy, Palais de la région Atsimo Andrefana, Tulear.

Miarahaba antsika iaby tratsin'ny gny Pantekosta, samby hotarihin'ny Fanahy Masina ka haharaky gny sitrapon'Andriamanitr...
24/05/2026

Miarahaba antsika iaby tratsin'ny gny Pantekosta, samby hotarihin'ny Fanahy Masina ka haharaky gny sitrapon'Andriamanitra anie tsika mianakavy.

Vita ny fifamindram-pitantanana teo amin'ny Talem-paritry ny Tontolo iainana vaovao Docteur HAZRADY Ahmad Bora Kanoso sy...
22/05/2026

Vita ny fifamindram-pitantanana teo amin'ny Talem-paritry ny Tontolo iainana vaovao Docteur HAZRADY Ahmad Bora Kanoso sy ny teo aloha MARA TSIRAHONANAIVO Aubin Christian.
Nametraka ny DREDD Vaovao fa ny fanarahn-dalàna ho an'ny fanovana marina no ho vain-dohadraharaha amin'izao fitantanany izao.
Miarahaba sy mirary soa an'ny vaovao isika ary misaotra an'ny teo aloha

Veloma ZOKIKO!Tomagny anao Toliara!Veloma RABEHAJA Jean!Nametraky azy amin'ny gny tany hisy azy eto Ahaviro TOLIARA Tsy ...
16/05/2026

Veloma ZOKIKO!
Tomagny anao Toliara!
Veloma RABEHAJA Jean!
Nametraky azy amin'ny gny tany hisy azy eto Ahaviro TOLIARA
Tsy mahafoe anao i Toliara
Mandria am-piadanana ZOKIKO

Iraisa gny fahoria, mifampahery isika; sarotsy gny hanaiky, mafy gny fisaraha amin'i zokiko Rabehaja Jean, alahatsy anef...
16/05/2026

Iraisa gny fahoria, mifampahery isika; sarotsy gny hanaiky, mafy gny fisaraha amin'i zokiko Rabehaja Jean, alahatsy anefa isika fa tsy mpandahatsy ka manamboatsy saina ny hanaiky izany. Nenganao tokoa zahay zoky be ? Tonga nitsapa alahelo sy nankahery an'ireo fianakaviana izahay.

Avy an-tanànao eto iha Maire!MAHARARY, tena MAHARARY!Gny hatealongo anananao dia porofoinayToliara amin'ny gny tsy fahaf...
13/05/2026

Avy an-tanànao eto iha Maire!
MAHARARY, tena MAHARARY!
Gny hatealongo anananao dia porofoinayToliara amin'ny gny tsy fahafoizanay anao!
Mandria am-piadanana ZOKIKO TSY FOIKO

Amin'ny alahelo BEVATA noho fo maharary ro agnambarako gny fahalasan'i Namako, Zokiko, mpagnanatsy ahy, zivako, Maire BE...
07/05/2026

Amin'ny alahelo BEVATA noho fo maharary ro agnambarako gny fahalasan'i Namako, Zokiko, mpagnanatsy ahy, zivako, Maire BEHAJA,
MAHARARY ahy, maharary antsika ka ifampizarà.
Mirary FIONONANA ho antsika vahoakan'i TOLIARA.
MAHEREZA tsika iaby

03/05/2026

Toliara, Toliara hatrany, atolotra antsika ampitiavana ity hiran'i DA'SYL ZAYYY - "Toliara" toy. Raiky tsika iaby rolahy!

Nodimandry ny Ben'ny Tanànan'i Kaominina Magniry Distrikan'i Ampanihy sady Baban'i anabavy Jocelyne. Tonga nitsapa alahe...
29/04/2026

Nodimandry ny Ben'ny Tanànan'i Kaominina Magniry Distrikan'i Ampanihy sady Baban'i anabavy Jocelyne. Tonga nitsapa alahelo ny fianakaviana izahay, amin'ny maha samby raiky dia ranomaso atratra tegna fe manaiky gny lahan-Janahare, izy no mandahatsy kila raha iaby. Mitrakà tsika rolahy!
ARA-PIARAHAMONINA hatrany.

TOE-DRAHARAHAM-PIRENENA : Andao isika hifamelaAndao isika hifanome tànana,Andao isika handrosoIray Ihany isika rehetraSa...
28/04/2026

TOE-DRAHARAHAM-PIRENENA :
Andao isika hifamela
Andao isika hifanome tànana,
Andao isika handroso
Iray Ihany isika rehetra
Samby hotahin'Andriamanitra tsika iaby!
ZANA-BAHOAKE

♦️Tonga nitsapa alahelo ny fianakavian'i Tompokovavy HANTA isika, maharary gny fotegna, alahelo itambara izy ity fa mana...
19/04/2026

♦️Tonga nitsapa alahelo ny fianakavian'i Tompokovavy HANTA isika, maharary gny fotegna, alahelo itambara izy ity fa manaiky ny lahatra isika satria tsy mpandahatra. Isaorana an'Andriamanitra ny zava-drehetra. Mitrakà tsika rolahy!
ARA-PIARAHAMONINA amin'ny maha samby raiky hatrany!

Miarahaba an'ireo mpiara miasa eo anivon'ny Oniversité Toliara izay nahazo mariboninahim-pirenena. Mba hoy io hoy io koa...
18/04/2026

Miarahaba an'ireo mpiara miasa eo anivon'ny Oniversité Toliara izay nahazo mariboninahim-pirenena. Mba hoy io hoy io koa hatrany!

Address

Palais De La Région Atsimo Andrefana
Tulear
601

Telephone

+261342141632

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Edally Ranoëlson Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share