Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Bongolava

Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Bongolava Centre des Jeunes

15/09/2026
🖥️𝐂𝐎𝐔𝐑𝐒 𝐈𝐍𝐅𝐎𝐑𝐌𝐀𝐓𝐈𝐐𝐔𝐄 𝐁𝐔𝐑𝐄𝐀𝐔𝐓𝐈𝐐𝐔𝐄💻 𝐓𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐌𝐀𝐈𝐒𝐎𝐍 𝐃𝐄𝐒 𝐉𝐄𝐔𝐍𝐄𝐒 𝐓𝐒𝐈𝐑𝐎𝐀𝐍𝐎𝐌𝐀𝐍𝐃𝐈𝐃𝐘Programme :📝 Initiation à l’informatique...
11/09/2026

🖥️𝐂𝐎𝐔𝐑𝐒 𝐈𝐍𝐅𝐎𝐑𝐌𝐀𝐓𝐈𝐐𝐔𝐄 𝐁𝐔𝐑𝐄𝐀𝐔𝐓𝐈𝐐𝐔𝐄💻 𝐓𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐌𝐀𝐈𝐒𝐎𝐍 𝐃𝐄𝐒 𝐉𝐄𝐔𝐍𝐄𝐒 𝐓𝐒𝐈𝐑𝐎𝐀𝐍𝐎𝐌𝐀𝐍𝐃𝐈𝐃𝐘

Programme :
📝 Initiation à l’informatique
🧑‍💻 Dactylographie
🖥️ Word
📊 Excel
💻 PowerPoint
🚀 Internet

🎯 Tanjon'izao fiofanana izao ny hanohana ny Tanora amin'ny fifehezana ny teknolojia, hampitomboana ny fahaiza-manao ny Tanora eo amin'ny Tontolo nomerika ary hanampy azy ireo amin'ny fiatrehana ny fianarana sy ny asa.

🙏 Isaorana ny Madagasikara Fanantenana Teknolojia manampy amin'ny fampitaovana hahafahana manatontosa izao fampiofanana izao.

✅ Mitohy hatrany ny fampiofanana, koa ho anao TANORA maniry hiofana INFORMATIQUE dia aza misalasala manantona ny 🏠Maison des jeunes Tsiroanomandidy maka ny andinindininy.

Ministère de la Jeunesse et des Sports
Alain Rasambany
Faritra Bongolava Ofisialy

𝐂𝐎𝐔𝐑𝐒 𝐃𝐄 𝐕𝐀𝐂𝐀𝐍𝐂𝐄𝐒 🧵🪡𝐂𝐎𝐔𝐏𝐄 𝐄𝐓 𝐂𝐎𝐔𝐓𝐔𝐑𝐄 🪡🧵𝐓𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐌𝐀𝐈𝐒𝐎𝐍 𝐃𝐄𝐒 𝐉𝐄𝐔𝐍𝐄𝐒 𝐓𝐒𝐈𝐑𝐎𝐀𝐍𝐎𝐌𝐀𝐍𝐃𝐈𝐃𝐘Nandritran'ny fialan-tsasatra Teo d...
05/09/2026

𝐂𝐎𝐔𝐑𝐒 𝐃𝐄 𝐕𝐀𝐂𝐀𝐍𝐂𝐄𝐒 🧵🪡𝐂𝐎𝐔𝐏𝐄 𝐄𝐓 𝐂𝐎𝐔𝐓𝐔𝐑𝐄 🪡🧵𝐓𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐌𝐀𝐈𝐒𝐎𝐍 𝐃𝐄𝐒 𝐉𝐄𝐔𝐍𝐄𝐒 𝐓𝐒𝐈𝐑𝐎𝐀𝐍𝐎𝐌𝐀𝐍𝐃𝐈𝐃𝐘

Nandritran'ny fialan-tsasatra Teo dia nisy ny fiofanana zaitra teto amin'ny Maison des jeunes Tsiroanomandidy.

🎯 Tanjon’ny fiofanana:
✅ Hanampy ireo tovovavy hanana fahaiza-manao vaovao
✅ Hampiroborobo ny fandraharahana
✅ Hampivelatra ny fahaleovantenan’ny tokantrano
✅ Hampanana asa ny Tanora

Taorian'ny fiofanana dia nozaraina mari-piofanana izy ireo ho mariky ny fahavitan'izao fiofanana izao.

Ministère de la Jeunesse et des Sports
Alain Rasambany

📷 Fintina an-tsary ny fizarana ny loka🏆 nandritran'ny famaranana ny Andro Iraisam-pirenana ho an'ny tanora teto amin'ny ...
02/09/2026

📷 Fintina an-tsary ny fizarana ny loka🏆 nandritran'ny famaranana ny Andro Iraisam-pirenana ho an'ny tanora teto amin'ny Faritra Bongolava.

✅ Toy izao ny vokatry ny fifaninanana :
🎭 Concours carnaval : IFPT TSIROANOMANDIDY

⚽ Tournoi Foot à 7 :
🥇 MAHASOLO
🥈 ANTSAHALAVA
🏆 Meilleur joueur : Tojo

🏀 Tournoi Basketball 3x3 :
📍 Catégorie Dame :
🥇JBC
🥈ELITE
🏆 Meilleure joueuse : Felicia (ELITE)
📍Catégorie Homme :
🥇BEST
🥈BAS
🏆 Meilleur joueur : Rija (BEST)

🎱 Tournoi Pétanque :
📍Catégorie Junior :
🥇Tendry
🥈 Francky
📍Catégorie Senior :
🥇Njaka sy Hasina
🥈 Herizo sy Naivo

🏐 Tournoi volleyball :
🥇 Sélection FENOARIVOBE
🥈 Groupement de la Gendarmerie BONGOLAVA

💃 Concours de danse urbaine :
🥇 DBC
🥈 ROYAL 119
🥉ALL DIHY

📝 Concours projet :
🥇 Anja Faniry
🥈 Lafatra Fifaliana
🥉 Nomena Tiavina

Miarahaba ireo nandresy rehetra🎉

"Tontolo Samihafa, hetaheta iombonana"

Ministère de la Jeunesse et des Sports
Alain Rasambany
Alain Désiré Rasambany
Faritra Bongolava Ofisialy
Yas Madagascar
Baobab Banque Madagascar

📷 Fintina an-tsary ny fampahafantarana Tetikasa nataon'ireo Tanora nandritran'ny fifaninanana Tetikasa tao anatin'ny fan...
02/09/2026

📷 Fintina an-tsary ny fampahafantarana Tetikasa nataon'ireo Tanora nandritran'ny fifaninanana Tetikasa tao anatin'ny fankalazana ny Andro Iraisam-pirenana ho an'ny tanora teto amin'ny Faritra Bongolava.

📍Tetikasa niomompana tamin'ny :
🌿Fambolena
🐷Fiompiana
🥫Fanodinana Vokatra

📝Fiofanana 💰"FANABEAZANA ARA-BOLA"💰 niarahana tamin'ny Baobab Banque Madagascar nandritran'ny fankalazana ny Andro Irais...
01/09/2026

📝Fiofanana 💰"FANABEAZANA ARA-BOLA"💰 niarahana tamin'ny Baobab Banque Madagascar nandritran'ny fankalazana ny Andro Iraisam-pirenana ho an'ny tanora teto amin'ny Faritra Bongolava.

Ministère de la Jeunesse et des Sports
Alain Rasambany
Faritra Bongolava Ofisialy

👑 CONCOURS MISS VONONKANDRESY 2026Izay hatao eto Tsiroanomandidy, Faritra Bongolava iray manontolo.Tanora ve ianao? Mbol...
01/09/2026

👑 CONCOURS MISS VONONKANDRESY 2026
Izay hatao eto Tsiroanomandidy, Faritra Bongolava iray manontolo.

Tanora ve ianao?
Mbola mpitovo ary 17–25 taona? 👀
Dia natao ho anao ity !

📌 Inscription : 9 août – 2 septembre
🎓 Formation : 5–6 septembre
👑 Date du concours : 20 septembre 2026
📍Lieu: Tsiroanomandidy
💰 Tsy misy saram-pisoratana anarana !

✨ Aiza no hisoratra anarana ?
• CAPJ ao des Jeunesse
• Pejy Facebook Miss Vononkandresy 2026
• ☎️ 034 61 378 43(Whatsapp) - 038 05 450 38

📝 Inona avy no ilaina ?
• Anarana feno
• Date de naissance
• Adresse (résidence)
• Numéro téléphone miasa

Tsy fifaninanana fotsiny ihany an! 😉
Hisy koa ny fiofanana sy fifampizarana toro-làlana hanampy antsika mpandray anjara rehetra. ✨

Ny fiofanana no fihaonantsika voalohany, koa aza tara!
🔥 Misorata anarana dieny izao ary raiso ny anjaranao !

📩 Plus d’infos ?
Mandefasa message eto amin’ny pejy, na antsoy/WhatsApp-o ny 034 61 378 43
Aza misalasala ! 👑

✨Soa fanararaotra ho an'ny tanora: Firotsahana an-tsitrapo ampitain-davitra✨📣Mitohy ny fandraisana ny mpirotsaka an-tsit...
01/09/2026

✨Soa fanararaotra ho an'ny tanora: Firotsahana an-tsitrapo ampitain-davitra✨

📣Mitohy ny fandraisana ny mpirotsaka an-tsitrapo ampitain-davitra izay fiaraha-miasa amin’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena amin’ny alalan’ny Fitaleavan’ny Tanora sy ny Famirapiratana Iraisampirenena miaraka amin’ny Programme VNU Océan Indien: Madagascar, Comores, Maurice et Seychelles , UNFPA Madagascar ary , ary 1000 be izao no tanora ho raisina.💥

✅ Tanora Malagasy ianao? Na lahy na vavy?
✅ Afaka manao firotsahana an-tsitrapo ampitain-davitra?
✅ Maneho sy manandratra ny talenta sy fahaiza-manao anao hampandrosoana sy ho fanavaozana an'i Madagasikara🇲🇬
✅Maniry ny hitondra ny anjara birikinao amin'ny fanavaozana ny Politikam-pirenena momba ny Tanora?

🔗Indro no rohy hanokafana ny kaonty ho anao izay mbola tsy manana izany ao amin'ny UVP https://app.unv.org
👉Ireto kosa ireo vondrona hidirana rehefa voasokatra ny kaonty:
Vondrona 1: https://app.unv.org/opportunities/1784888021271531
Vondrona 2: https://app.unv.org/opportunities/1784888021271532
Marihana fa vondrona iray amin'ireo ihany no idirantsika.

📜Mahazo certificat d’appreciation avy amin’ny UN Volunteers izay tanora mahavita tsara ny firotsahana an-tsitrapo mandritra ny 10 herinandro.

▶️ Koa andao ary hanatombo traikefa sady hitondra ny anjara biriky amin’ny fanavaozana ny Politikam-pirenena momban’ny Tanora💥

📢Lazao ny namanao hampita amin'ilay tanora namany koa ✨

01/09/2026

🎥 Akon'ny fankalazana ny Andro Iraisam-pirenana ho an'ny tanora teto amin'ny Faritra Bongolava.

" Tontolo Samihafa, hetaheta iombonana"

(Source: TVM Tsiroanomandidy)

Ministère de la Jeunesse et des Sports
Alain Rasambany
Alain Désiré Rasambany
Faritra Bongolava Ofisialy

🔥 Nafana ny sehatra nandritran'ny fankalazana ny Andro Iraisam-pirenana ho an'ny tanora teto amin'ny Faritra Bongolava n...
01/09/2026

🔥 Nafana ny sehatra nandritran'ny fankalazana ny Andro Iraisam-pirenana ho an'ny tanora teto amin'ny Faritra Bongolava niaraka tamin'ireo mpanakanto sy mpanan-talenta zanak'i tanàna 🎙️🎸🥁

🙏 Isaorana feno ireo rehetra Tonga namaly ny Antso.
Mitomboa talenta hatrany 📈

"Tontolo Samihafa, hetaheta iombonana"

Ministère de la Jeunesse et des Sports
Alain Rasambany
Alain Désiré Rasambany
Faritra Bongolava Ofisialy

Address

Tsiroanomandidy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Bongolava posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share