01/09/2026
โ๐๐จ๐ฎ ๐ซ๐๐จ๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ค ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐ค๐ง๐, ๐๐ ๐๐๐ง๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐๐ฃ๐ ๐๐ก๐๐ฎ ๐๐๐๐๐๐๐จ๐๐ ๐๐ง๐ ๐ง๐๐๐๐ข๐ฅ๐๐ฉ๐จ๐ค.โ Hoy ny Filohanโny Fanavaozana ny Repoblikanโi Madagasikara ny Kolonely RANDRIANIRINA Michaรซl.
๐ฑ Manokatra lalana vaovao ho anโireo tanora manana tetikasa, ary ho anโireo mpandraharaha manerana anโi Madagasikara ny Fandaharanโasa Nasionaly FANDROSO.
---------------------------------------------------
๐ Ireto avy ny antontan-taratasy ilaina raha maniry ny hisitraka ny ๐๐ผ๐น๐ผ๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ ๐ง๐ฆ๐๐ฅ๐ฌ ianao (Fanohanana ara-bola hatramin'ny ๐ฒ๐ฌ.๐ฌ๐ฌ๐ฌ.๐ฌ๐ฌ๐ฌ ๐๐ฟ)
1- Sary tapaka roa
2- Dika mitovy ny karampanondrom-pirenena voamarina teny amin'ny kaominina
3- Fanamarinam-ponenana latsaky ny 3 volana
4- Fintin'ny tetikasa na drafi-pandraharahana na business plan
5- Raha toa ka efa nanana orinasa : ento ny NIF, STAT, RCS, taratasy ara-bola ananana raha toa efa niodina ny orinasa.
6- Takelaka fisoratana anarana Tsiry, voafeno sy voasonia izay azonao alaina eto :
https://drive.google.com/drive/folders/1isBEVXKzU7VW6ghRTA-E0axDR2wq0GWl
---------------------------------------------------
๐ Ireto indray ary ny antontan-taratasy ilaina raha maniry ny hisitraka ny tolobola ๐๐๐
๐๐๐ ianao (Fanohanana ara-bola mihoatra ny ๐ฒ๐ฌ.๐ฌ๐ฌ๐ฌ.๐ฌ๐ฌ๐ฌ ๐๐ฟ)
1- Sary tapaka roa
2- Dika mitovy ny karampanondrom-pirenena voamarina teny amin'ny kaominina
3- Fanamarinam-ponenana latsaky ny 3 volana
4- Fintin'ny tetikasa na drafi-pandraharahana (business plan)
5- NIF, STAT, RCS ara-potoana
6- Takelaka fisoratana anarana Tafita, voafeno sy voasonia izay azonao alaina eto :
https://drive.google.com/drive/folders/1OdZrFPPNZgjHMKiaKstiYyTc_S78d1VO
๐๐๐๐ง๐๐ฉ๐๐จ๐ฎ ๐๐๐๐ ๐ข๐๐ฉ๐ฎ ๐๐ก๐๐๐ฃ๐ :
1- Tatitra ara-bola farany
2- Fanamarinana ny filร na ara-bola (faktiora, tombam-bidy, taratasy famandrihan'entana, fifanarahana na zavatra hafa)
3- Taratasy kaonty avy any amin'ny banky
***๐๐๐ ๐๐ผ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ผ ๐ฟ๐ผ๐๐๐๐ ๐๐ ๐ผ๐๐๐๐๐๐ผ๐-๐๐ผ๐๐ผ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ผ.
๐๐ ๐ผ๐'๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐
๐ ๐๐๐๐๐ผ ๐๐๐ผ๐๐๐ผ (๐๐ค๐ง๐ข๐ช๐ก๐๐๐ง๐+ ๐๐ฃ๐ฃ๐๐ญ๐).
๐๐ ๐ผ๐'๐๐ ๐๐ผ๐๐๐๐ผ ๐๐๐
๐ ๐๐๐๐๐ผ ๐๐๐๐ (๐๐ค๐ง๐ข๐ช๐ก๐๐๐ง๐+ ๐๐ฃ๐ฃ๐๐ญ๐).
Rehefa feno avoaka ireo dia azo aterina mivantana ety amin'ny birao foiben'ny FANDROSO Soanierana Ankadimbahoaka na alefa Paositra amin'ity adiresy manaraka ity:
๐๐๐ ๐๐๐,๐ข ๐๐จ๐ฎ๐ฅ๐๐ฏ๐๐ซ๐ ๐๐ฬ๐ง๐ฬ๐ซ๐๐ฅ ๐๐ข๐๐ก๐๐ซ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐