Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy eto Toliara

Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy eto Toliara Asa fanasoava eto Toliara.

21 Jona 2023 : Andron'Ny Baiboly !Andao hiara-hankalaza ny andron'ny Baiboly ny 21 Jona 2023.Izany dia hotanterahina eto...
20/06/2023

21 Jona 2023 : Andron'Ny Baiboly !
Andao hiara-hankalaza ny andron'ny Baiboly ny 21 Jona 2023.
Izany dia hotanterahina eto Toliara @ alalan'ny dia be mamakivaly ny tanàna izay hiainga eo @ Cité Poste @ 8 ora maraina. Izany dia anasana ny Fiangonana rehetra, ny fikambanana, ny antoko mpihira ary ny krsitiana rehetra.
Izany dia be izany dia hifarana eo Ankilisoafilira izay hanatanterahana fotoam-pivavahana lehibe ho fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra.
Tsy anavahana finoana fa iray ihany isika Kristiana.
Raiso ka vakio ny Baiboly.

Address

Toliara Centre
Toliary

Opening Hours

Monday 08:00 - 12:00
14:30 - 17:30
Tuesday 08:00 - 12:00
14:30 - 17:30
Wednesday 08:00 - 12:00
14:30 - 17:30
Thursday 08:00 - 12:00
14:30 - 17:30
Friday 08:00 - 12:00
14:30 - 17:30
Saturday 08:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy eto Toliara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category