27/07/2026
đż Lasy ho an'ny tanora: Manofana ireo masoivoho maitso rahampitso
đ Ny 20 ka hatramin'ny 24 Jolay teo dia nandray ireo mpianatra kilasy 2nd avy amin'ny LycĂ©e Ambodiriana sy LycĂ©e Tamatave II ny Parc Ivoloina. Tanjona ny hamolavola sy hanofana azy ireo ho masoivoho maitso, afaka mandray anjara amin'ny fiarovana ny tontolo iainana eny anivon'ny sekoly sy ny fiarahamonina.
đ Nandritra ny lasy dia nahazo fiofanana ara-teoria sy fampiharana izy ireo, toy ny fikarakarana tanin-jana-kazo, ny asa laboratoara, ny fahalalana momba ny harena voajanahary eto Madagasikara ary ny fandinihana ny fiantraikan'ny fiovan'ny toetr'andro sy ny vahaolana azo raisina.
đ Nofaranana tamin'ny fanolorana mari-pankasitrahana ny mpianatra izay nandray anjara rehetra ny fiofanana.................................................................................
đż Camp: Former les ambassadeurs verts de demain
đ Du 20 au 24 juillet, le Parc Ivoloina a accueilli des Ă©lĂšves de classe de Seconde des lycĂ©es Ambodiriana et Tamatave II. L'objectif de ce camp Ă©tait de former de futurs Ă©co-ambassadeurs, capables de contribuer activement Ă la protection de l'environnement au sein de leurs Ă©tablissements scolaires et de leurs communautĂ©s.
đ Au cours de cette semaine, les participants ont bĂ©nĂ©ficiĂ© de formations thĂ©oriques et pratiques portant notamment sur la gestion des pĂ©piniĂšres, les travaux de laboratoire, la dĂ©couverte de la biodiversitĂ© exceptionnelle de Madagascar, ainsi que les impacts du changement climatique et les solutions pour y faire face.
đ La formation s'est achevĂ©e par une cĂ©rĂ©monie de remise de certificats Ă l'ensemble des Ă©lĂšves ayant participĂ© au camp.