Firaisankinan'ny Tia Tanindrazana Atsinanana

Firaisankinan'ny Tia Tanindrazana Atsinanana Sahia mijoro hoan'ny Gasikara

01/06/2025

, FITADIAVANA...Mila fanampiana, fanohanana...Mety hoe eo no hiantohana ny fianarany, sy hanampiany ny fianakaviny. Izay ilay fianan'ny Malagasy ๐Ÿฅฒ๐Ÿ’”๐Ÿ™

Miantso ny mpanaradia ny Collectif des Candidats, zoantsika ny tsy mifidy rahampitso.
15/11/2023

Miantso ny mpanaradia ny Collectif des Candidats, zoantsika ny tsy mifidy rahampitso.

Namaly ny antson'ny Filohan'ny  Antenimeram-pirenena  sy ireo filoham-piangonana nihaona tetsy amin'ny lapan'i Tsimbazaz...
11/11/2023

Namaly ny antson'ny Filohan'ny Antenimeram-pirenena sy ireo filoham-piangonana nihaona tetsy amin'ny lapan'i Tsimbazaza ny tenako entina hitadiavam-bahaolana manoloana ny zava-misy eto amin'ny firenena..

Ka hoy Aho hoe fotoana lehibe ho anโ€™ny firenentsika izao ary mijanona ho tantara satria tsy mbola nisy ny firaisam-peo tahaka izao mba ho fananganana firenena tan-dalร na sy firenena vanona..

Koa andao isika no hanova ny politika fa tsy ny politika no hanova antsika ...




Tsy miova ny foto-kevitra ijoroan'ny COLLECTIF DES CANDIDATS ary mitohy hatrany ny tolona ka hivelatra manerana an'i Mad...
27/10/2023

Tsy miova ny foto-kevitra ijoroan'ny COLLECTIF DES CANDIDATS ary mitohy hatrany ny tolona ka hivelatra manerana an'i Madagasikara. โœŠ

ยฉ Paraina Auguste Richard Ofisialy

TAHINA RAZAFINJOELINA- Izahay raha miteny hoe misy tsy mety ny fikarakarana ny fifidianana dia manana porofo izahay, ka ...
27/10/2023

TAHINA RAZAFINJOELINA

- Izahay raha miteny hoe misy tsy mety ny fikarakarana ny fifidianana dia manana porofo izahay, ka nentiko eto izao ireo kara-pifidianana "doublon" avy amina fokontany iray. Mbola ho avy ny porofo hafa.

- Raha niteny izahay hoe andao atao peta-drindrina ny lisitry ny mpifidy, mba hampilamin-javatra no notadiavinay.Zavatra tsotra, marina izany.

- Tsy misy fampandrosoana raha tsy misy filaminana

- Tsy misy fampandrosoana raha mbola misy fifankahalana.

-Tahaka ny ao an-tokantrano ihany ny firenena : tsy handroso ny fianaran'ny ankizy raha misy fifandirana, fifankahalana indrindra fa raha maharitra izany.

- Fotoana lehibe izao ahafahantsika manala ny lonilony rehetra eto Madagasikara."

- Ny atao hoe firenena mandroso dia mandroso aloha ilay maha olona .Amin'ny alalan'ny fanabeazana sy asa no hanatanterahana izany.




๐‚๐Ž๐‹๐‹๐„๐‚๐“๐ˆ๐… ๐ƒ๐„๐’ ๐‚๐€๐๐ƒ๐ˆ๐ƒ๐€๐“๐’ ๐“๐Ž๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€Amin'ny ๐€๐ฌ๐š๐›๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐Ÿ– ๐Ž๐ค๐ญ๐จ๐›๐ซ๐š izao ny fotoana hanaovantsika ny diabe am-pilaminana eto To...
26/10/2023

๐‚๐Ž๐‹๐‹๐„๐‚๐“๐ˆ๐… ๐ƒ๐„๐’ ๐‚๐€๐๐ƒ๐ˆ๐ƒ๐€๐“๐’ ๐“๐Ž๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€

Amin'ny ๐€๐ฌ๐š๐›๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐Ÿ– ๐Ž๐ค๐ญ๐จ๐›๐ซ๐š izao ny fotoana hanaovantsika ny diabe am-pilaminana eto Toamasina. Eo amin'ny ๐’๐š๐ข๐ง๐ญ ๐๐š๐ฎ๐ฅ ny fotoana amin'ny ๐ŸŽ๐Ÿ ๐จ๐ซ๐š ๐ญ๐จ๐ฅ๐š๐ค๐š๐๐ซ๐จ. โฐ

TSY MAINTSY MANDRESY NY TOLONA โœŠ
TSY MAINTSY TRATRA NY TANJONA โœŠ

TAFA 2023Misaotra ny Transparency International sy ny Friedrich Ebert Stiftung Madagascar amin'ny fikarakarร na ny hetsik...
26/10/2023

TAFA 2023

Misaotra ny Transparency International sy ny Friedrich Ebert Stiftung Madagascar amin'ny fikarakarร na ny hetsika ahafahana mifampiady hevitra tahak'ireny.
Mankasitraka an'ireo kandidร  namana ihany koa nandray anjara tamin'ny adihevitra.

Raha tena hampandroso an'i Madagasikara isika dia mila mijoro sy sahy.
Manana fahafahana manova zavatra ny tsirairay fa aleo isika tsy hatahotra, aleo isika tsy hody fanina, aleo isika tsy hanontany tena intsony hoe izaho moa raha mandeha dia ahoana.
Mila miaraka mandray andraikitra fa tsy mifampiandry. Tsy tokony hisalasala fa rehefa mahatsapa ny tsy rariny sy ny tsy fahamarinana dia tokony hijoro.
Rehefa tsy mijoro sy tsy miaraka dia mpiray tsikombakomba sy manaiky izay tsy mety rehetra mitranga eto amin'ny firenena amin'izao fotoana izao.

Izany antony izany no mampijoro anay Collectif des Candidats, tsy maintsy mitolona manoloana ny tsy rariny sy fandikan-dalร na misy.




Misy zรฒ fototra hananan'ny olombelona maneran-tany. Tsy azo atao ny mihaino na mitsikilo ny fiainany manokana. Raha ny l...
21/10/2023

Misy zรฒ fototra hananan'ny olombelona maneran-tany. Tsy azo atao ny mihaino na mitsikilo ny fiainany manokana.

Raha ny lalร na dia mila fanomezan-dalana avy amin'ny fitsarana ary olona tena ahiana (terorriste) no azo hanaovana izany. Raha tsy izany dia izaho mpampianatra, ianao mpitsabo, ianao mpitandro ny filaminana, ianao mpitsara sy ny olon-tsotra rehetra izany dia ho voatsikilo avokoa.



Address

Anjoma
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Firaisankinan'ny Tia Tanindrazana Atsinanana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share