Tribunal Financier Toamasina

Tribunal Financier Toamasina Juridiction financière, démembrement de la Cour des Comptes de Madagascar.

13/03/2026

Tatitra ampahibemaso 2025 / Rapport public 2025

05/01/2026
16/06/2025

L'Institution Supérieure de Contrôle des Finances Publiques (ISC) de Madagascar, composée de la Cour des Comptes de Madagascar et des six Tribunaux Financiers Tribunal financier d'Antananarivo Tribunal Financier Fianarantsoa Tribunal Financier Toamasina Tribunal Financier de Toliara Tribunal Financier de Mahajanga Tribunal Financier d'Antsiranana, présentera son Plan Stratégique 2025-2030 au Palais de la Cour Suprême Anosy ce mardi 17 juin 2025 à partir de 10 heures.

L'événement sera diffusé en direct sur la page facebook Cour des Comptes de Madagascar.

www.ccomptes.mg
[email protected]

=========================================

Ny Andrim-panjakana Ambony misahana ny fitsirihana ny fitantanam-bolam-panjakana eto Madagasikara, izay ahitana ny Fitsarana momba ny Kaonty sy ireo Fitsarana ara-bola enina, dia hampahafantatra amin’ny fomba ofisialy ny Drafitra Stratejika 2025–2030 ao amin’ny Lapan’ny Fitsarana Tampony Anosy, rahampitso talata 17 jona 2025 manomboka amin’ny 10 ora maraina.

Ho alefa mivantana ato amin’ny pejy Facebook “Cour des Comptes de Madagascar” izany hetsika izany.

www.ccomptes.mg
[email protected]

Tatitra ampahibemaso teto amin’ny fitsarana ara-bola Toamasina, izay natao ny 17 aprily 2025."Zon’ny olom-pirenena ny ma...
18/04/2025

Tatitra ampahibemaso teto amin’ny fitsarana ara-bola Toamasina, izay natao ny 17 aprily 2025.
"Zon’ny olom-pirenena ny mahafantatra ny nampiasana ny volam-panjakana".

Présentation régionale des rapports publics 2023 et 2024 de la Cour des comptes de Madagascar par le Tribunal financier ...
16/04/2025

Présentation régionale des rapports publics 2023 et 2024 de la Cour des comptes de Madagascar par le Tribunal financier Toamasina
Date : Jeudi 17 avril 2025 à 9h 00
Lieu : Salle d'audience du Tribunal financier Toamasina
La présentation sera diffusée en directe sur la page facebook du Tribunal (Tribunal Financier Toamasina).
-----------
Ny fitsarana ara-bola eto Toamasina dia manasa antsika rehetra hanatrika ny fitsarana manetriketrika izay anolorana ny tatitra ampahibemaso 2023 sy 2024 an'ny fitsarana momban'ny kaonty izay atao ny Alakamisy 17 Aprily 2025 amin'ny 9 ora maraina ao amin'ny efitrano fitsarana ara-bola Toamasina.
Afaka arahana eto amin'ny pejy ihany koa izany tatitra izany (Tribunal Financier Toamasina).


25/11/2024

‼️Fiovana ora: mihemotra amin'ny 2ora sy sasany tolakandro ny fanehoana ny tatitra ampahibemaso 2023-2024 ny zoma 29 novambra 2024‼️

www.ccomptes.mg

Address

Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 12:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tribunal Financier Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Tribunal Financier Toamasina:

Share

Category