Rafidison Richard Théodore

Rafidison Richard Théodore Homme d’État, parce que je crois au service plus qu’au pouvoir. Homme de foi en Dieu, car c’est Lui qui guide chacun de mes pas.

Miondrika am-panajana manoloana ny fahafatesan'ny Tompokolahy RABOTOHAVANA Florent Hilaire izay mpiara-miasa akaiky tami...
30/08/2026

Miondrika am-panajana manoloana ny fahafatesan'ny Tompokolahy RABOTOHAVANA Florent Hilaire izay mpiara-miasa akaiky tamiko teo aloha tao amin'ny Kaominina Brickaville sady mpiasa tao amin'ny CISCO Brickaville, izay nianjeran'ny "Container" vokatry ny accident tamin'ny RN2 omaly.
Eto ny tenako dia mitondra teny fampiononana sy fankaherezana ho an'ny fianakaviana manontolo, indrindra ihany koa fa ho an'Andriamatoa Solombavam-bahoakan'ny Brickaville izay mpiara-miasa akaiky aminy.
Aza misy eky ny ratsy

ARSIDIOSEZIN’I TOAMASINANaresaka ny fandraisana an’i Mgr Mariusz Kasperski, Eveka Mpanampy vaovao eto anivon’ny Arsidios...
29/08/2026

ARSIDIOSEZIN’I TOAMASINA

Naresaka ny fandraisana an’i Mgr Mariusz Kasperski, Eveka Mpanampy vaovao eto anivon’ny Arsidiosezin’i Toamasina, tao amin’ny Paroasy Cathédrale Saint Joseph Ampasimazava.

Notendren'ny Papa Leon 14 ho Eveka mpananpy ao amin'ny Arsidiôsezin'ny Tomasina i Mômpera Maruisz Kasperski izay avy ami...
19/08/2026

Notendren'ny Papa Leon 14 ho Eveka mpananpy ao amin'ny Arsidiôsezin'ny Tomasina i Mômpera Maruisz Kasperski izay avy amin'ny fikambanana Oblat de Marie ( OMI )

Miarahaba an'i Arsidiôsezin'ny Tomasina fa nahazo eveka mpanampy vaovao!

Bonne fête de l'Assomption  2026!
15/08/2026

Bonne fête de l'Assomption 2026!

Maroc sa France ?
09/07/2026

Maroc sa France ?

05/07/2026

BEPC 2026: MIRARY FAHOMBIAZANA HO AN'IREO MPIADINA MIISA 18.352 FARITRA ATSINANANA

SAMIA MANANGANA NY SAINAM-PIRENENA FA EFA HO AVY NY FETIM-PIRENENA 26 Juin.
18/06/2026

SAMIA MANANGANA NY SAINAM-PIRENENA FA EFA HO AVY NY FETIM-PIRENENA 26 Juin.

Bonne fête à toutes les mamans!
31/05/2026

Bonne fête à toutes les mamans!

Address

Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rafidison Richard Théodore posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Rafidison Richard Théodore:

Shortcuts

Share