11/06/2026
Misaotra ny Filohan'i Antenimieram-pirenena Siteny Randrianasoloniaiko nihaino ny hetahetam-bahoka,
Ny TVM (Taxe sur les Vรฉhicules ร Moteur) dia hetra noforoninโny fitondrana teo aloha. Nampiharina taminโny tomponโny fiara sy moto rehetra izy io, na manaja lalร na izy na tsia.
Ankehitriny kosa, ao anatinโny fandinihana ny Loi de Finances Rectificative (LFR), dia hanolotra sy hanohana ny fanafoanana ny TVM izahay.
Ny finoanay dia tsotra: tsy tokony hampitomboina hatrany ny hetra alainโny Fanjakana aminโny olom-pirenena, fa tokony hatsaraina kosa ny fanarahan-dalร na sy ny fitantanana.
Ho solonโizany, dia tokony hamafisina ny:
* Fanaraha-maso ny fifamoivoizana;
* Fampiasana casque ho anโny mpitondra moto;
* Fananana permis sy taratasy ara-dalร na;
* Fanajana ny Code de la Route.
Izay mandika lalร na no tokony hosaziana aminโny contravention, fa tsy ny vahoaka manontolo no ampitondraina vesatra vaovao.
Hampitombo ny fiarovana eny an-dalana izany, hampihena ny loza, ary hampiditra vola ara-dalร na ho anโny kitapom-bolam-panjakana.
Ny fitondrana teo aloha no namorona ny TVM. Izahay kosa ankehitriny no manolo-kevitra ny hanafoana izany, mba hanamaivanana ny vesatry ny vahoaka sy hampanjaka ny rariny.
Siteny Randrianasoloniaiko
Filohanโny Antenimierampirenena
Solombavambahoakanโi Toliara I