๐ˆ๐๐Ž ๐…๐€๐๐ƒ๐„๐‡๐€๐-๐ƒ๐‘๐€๐‡๐€ ?

  • Home
  • Madagascar
  • Sambava
  • ๐ˆ๐๐Ž ๐…๐€๐๐ƒ๐„๐‡๐€๐-๐ƒ๐‘๐€๐‡๐€ ?

๐ˆ๐๐Ž ๐…๐€๐๐ƒ๐„๐‡๐€๐-๐ƒ๐‘๐€๐‡๐€ ? ๐™‘๐˜ผ๐™๐™Š๐™๐™๐˜ผ- ๐™‘๐˜ผ๐™Š๐™‘๐˜ผ๐™Š- ๐™†๐™€๐™๐™๐™„๐™†๐˜ผ - ๐™๐™Š๐™†๐™„๐™†๐™” -
๐™„๐™๐˜ผ๐™†๐™„๐™๐˜ผ๐™†๐˜ผ ๐™Ž๐™‰๐™Ž...
(5)

11/08/2026

Horohorontany be magnitude 7,4 niseho tany Colombie omaly

๐Ÿšจ ๐—ง๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐˜€๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ ๐—ธ๐—ฒ๐—น๐˜† ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—™๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—•๐—ฒ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ธ๐—ผ, Commune Urbaine d'Andapa - CUA Araka ny fampitam-baov...
10/08/2026

๐Ÿšจ ๐—ง๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐˜€๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ ๐—ธ๐—ฒ๐—น๐˜† ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—™๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—•๐—ฒ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ธ๐—ผ, Commune Urbaine d'Andapa - CUA

Araka ny fampitam-baovao voaray avy aminโ€™ny Lehibenโ€™ny Fokontany Lefitra ao antoerana; tokony ho taminโ€™ny 2 ora tolakandro teo, dia nahita sachet iray nipetraka teo aminโ€™ny sampanan-dalana iray tao an-tanร na ny fokonolona.

Rehefa nojerena ny tao anatiny, dia papoety miisa 7, izay nofehezina ny vavany, ny tanany ary ny tongony (tahaky ny famehezana olona rehefa maty) no hita tao. Mbola nisy vola 7 000 Ariary ihany koa tao anatinโ€™ilay sachet.

โ“ Tsy mbola fantatra hatreto izay namela na nametraka izany teo. Amin'izao mbola mikon-doha ireo Ray aman-dreny mandinika ny hanaovana azy.

๐Ÿ‘‰ Araka ny hevitrareo, inona no mety ho antonโ€™izao? ๐Ÿค”

๐Ÿ“ธ ๐˜š๐˜ข๐˜ณ๐˜บ ๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ฎ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ข

FASANA  VAKY : VEHIVAVY TSY SALAMA SAINA NANAKORONTANA TAO AMIN'NY FASANA AMBAHAVALA SAMBAVA Vehivavy tsy Salama saina n...
07/08/2026

FASANA VAKY : VEHIVAVY TSY SALAMA SAINA NANAKORONTANA TAO AMIN'NY FASANA AMBAHAVALA SAMBAVA

Vehivavy tsy Salama saina no fantatra fa nanakorontana sy nanaparitaka ireo razana maina tao amin'ny fasana Ambahavala Sambava androany maraina.

Efa eo ampelantanan'ny tompon'andraikitra moa ny raharaha amizao.

LEHILAHY IRAY HITA FATY TAO ANATY VOVO FAKANDRANO ANDROANY MARAINA MENAGISY SAMBAVA Tao amin'ny fokontany Menagisy no na...
27/07/2026

LEHILAHY IRAY HITA FATY TAO ANATY VOVO FAKANDRANO ANDROANY MARAINA MENAGISY SAMBAVA

Tao amin'ny fokontany Menagisy no nahitana ny razana lehilahy iray izay nifampitadiavana nanomboka ny zoma lasa teo avy ao amin'ny fokontany Ambalamanasy Sambava .

Mbola tsy tena fantatra hatreto ny antony tena nahatonga ny loza fa efa eo ampelantanan'ny tomponandraikitra ny raharaha .
Mirary fiononana ho an'ny fianakaviana .

Fifandonan'ny 4x4 iray sy Bajaj teto akaiky rond- point Maman'i Dolores Ambodisatrana SAMBAVA androany maraina .Mpitondr...
26/07/2026

Fifandonan'ny 4x4 iray sy Bajaj teto akaiky rond- point Maman'i Dolores Ambodisatrana SAMBAVA androany maraina .

Mpitondra bajaj sy zaza kely iray no naratra efa eny amin'ny tobim-pahasalamana .

RAHARAHA NY TRANGA ANY CAP- EST ANTALAHA : NIAMPY IRAY NY ZAZA MATY Tohiny fihinanana hazandrano misy poizina tao amin'n...
19/07/2026

RAHARAHA NY TRANGA ANY CAP- EST ANTALAHA : NIAMPY IRAY NY ZAZA MATY

Tohiny fihinanana hazandrano misy poizina tao amin'ny Fokontany Ambohimandroso Kaominina Ambanivohitra Ambohitralanana CAP-EST , nisy hafa indray no maty tokony tamin'ny 10 ora alina teo, ary ampolony no manaraka fitsaboana ao aminy CSB2 Ambohitralanana.

Misy Vehivavy iray bevohoka ahiana mafy ny fahasalamany , efa miezaka kosa ny mpitsabo manao ezaka rehetra.

Raha tsy ahivina ny asabotsy 18 Jolay 2026 lasa teo, nisy mpanjono nahazo fano taminy Fokontany Ambohimandroso ka nandafo izany ka nisy toka-trano maromaro nividy izay niaraka narary, vao niseho ity tranga ity efa Zaza iray maty avy hatrany, alina teo kosa niampy iray izany.
Claudophe Sagy Antalaha

SAMBAVA : HITERA-DOZA RAHA TSY VOAMBOATRA HAINGANA Eto amin'ny lalana Pavรฉ vaovao Ambodisatrana,miainga avy ery amin'ny ...
15/07/2026

SAMBAVA : HITERA-DOZA RAHA TSY VOAMBOATRA HAINGANA

Eto amin'ny lalana Pavรฉ vaovao Ambodisatrana,miainga avy ery amin'ny ร‰glise Adventiste,eto amin'ny fihodinana ho any amin'ny Ambodikininy...ilay Caniveau mitotro misy telo be izao , izay mety tsy mahazaka tonnages an'ireo Camion noho familiana lalana .

Tsara jerena akaiky fa mety hitera-doza .

JIRAMA SAMBAVA : ENDRIKENDRIKY FIFANDIMBIASAN'NY FAHATAPAHAN'NY JIRO DELESTAGE PAR TOUR
08/07/2026

JIRAMA SAMBAVA : ENDRIKENDRIKY FIFANDIMBIASAN'NY FAHATAPAHAN'NY JIRO
DELESTAGE PAR TOUR

TRANGA ACCIDENT ANTANIFOTSY SAMBAVA ZAO Nitrangany lozam-pifamoivoizana eto amin'ny Parkaz taloha Antanifotsy Sambava, m...
05/07/2026

TRANGA ACCIDENT ANTANIFOTSY SAMBAVA ZAO

Nitrangany lozam-pifamoivoizana eto amin'ny Parkaz taloha Antanifotsy Sambava, moto roa nifandona .....
Mbola tsy misy mahatsiaro tena hatreto

17 May 2026 - Loza-pifamoivoizana niseho ariva teo, taminy pont Ambinagny Ankoalabe fiara Prado iray nifaoko Bajaj rehef...
17/05/2026

17 May 2026 - Loza-pifamoivoizana niseho ariva teo, taminy pont Ambinagny Ankoalabe fiara Prado iray nifaoko Bajaj rehefa nijanona tampoka ilay Bajaj ihiditra Tetezana io raha aloha ny Bajaj ny fiara kosa manaraka afara.

Vokany latsaka niala tetezana ilay Bajaj sy tomobily ary voamafy tamin' izany ilay Bajaj, miisa 05 olo tao anaty Bajaj ary samy voamafy tsy nisy ny aina nafoy fa naratra mafy kosa nalefa manaraka fitsaboana aminy hรดpital, mpamily vehivavy irery ihany tao anaty fiara Prado fa tsy nagnino.

Marihina fa maizina rehefa miditra eo aminio Pont izio raha teo somary kely nohon'ny izio mbola Pont kakazo ary somary ambany izany misy risque hely.

Mirary fahasalamana hoan'ny manaraka fitsaboana, mampahery hoan'ny tompony fiara sy Bajaj.

Address

Sambava

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐ˆ๐๐Ž ๐…๐€๐๐ƒ๐„๐‡๐€๐-๐ƒ๐‘๐€๐‡๐€ ? posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to ๐ˆ๐๐Ž ๐…๐€๐๐ƒ๐„๐‡๐€๐-๐ƒ๐‘๐€๐‡๐€ ?:

Shortcuts

Share