DRSP SAVA

DRSP SAVA Pages officielle du Direction régional de la Santé Publique de la région SAVA

07/09/2026
🇲🇬🇲🇬🇲🇬Toy ny isaky ny zoma dia manao fitafianabmaneho ny maha Malagasy ny Mpiara Miasa rehetra eto anivon'ny Fitaleavam-...
04/09/2026

🇲🇬🇲🇬🇲🇬Toy ny isaky ny zoma dia manao fitafianabmaneho ny maha Malagasy ny Mpiara Miasa rehetra eto anivon'ny Fitaleavam-paritra Fahasamam-bahoaka Faritra SAVA izay ambany fitarihan'Andriamatoa Talem-paritra Fahasamam-bahoaka Dr RAKOTOARIVELO Robert Michaël.

👉🏻Ankoatra ny maha-fanehoana ny maha-izy azy antsika, ny fitafy Malagasy dia mitondra Soatoavina ary harena ara-kolontsaina izay tokony hohajaina, hotahirizina ary hampitaina amin’ny taranaka faramandimby.

🤝Andao hiara hanandratra ny maha-Malagasy



🏥🕴️Fitsidihana CSB 2 Andrafainkona, Distrika Vohemar 🏥🕴️------------------🗓️Tonga nitsidika ny CSB 2 Andrafainkona ny al...
03/09/2026

🏥🕴️Fitsidihana CSB 2 Andrafainkona, Distrika Vohemar 🏥🕴️

------------------🗓️Tonga nitsidika ny CSB 2 Andrafainkona ny alarobia faha 02/09/2026 ny Talem-paritry ny Fahasalamam-bahoaka SAVA, sy Médecin Inspecteur ny Vohemar.

🎯Izany no natao mba hahazoana ny tena zava-misy marina any an-toerana sy hahafantarana ny zavatra iainan'ny vahoakan'ny Andrafainkona amin'ny andavan'andro.

👉 Tanjona dia hanatsarana ny tolotra ara-pahasalamana izay omena ny vahoaka sy hanatsarana ny fiaraha-miasa eo amin'ny samy mpiasan'ny fahasalamana any an-toerana.

👉 Toko tapaka, vilany mitongilana, zay tsy mety aremina. Samy nandray lesona tandrify azy ny tsirairay, ary nilaza fa samy vonona hanarina ny lesoka.

👉 Antenaina fa hilamina sy hihatsara ny performance amin'ity CSB 2 Andrafainkona ity ato ho ato.
Santatra am-bavarano ihany iny fa ny manetsabe mbola ho avy.

💯Miasa miaraka ho an'ny fanovana, manasitrana ny firenena.



03/09/2026

📢📢𝐂𝐎𝐍𝐂𝐎𝐔𝐑𝐒 𝐃'𝐄𝐍𝐓𝐑𝐄𝐄 𝐀 𝐋'𝐈𝐍𝐒𝐏𝐂
𝟏𝟎 𝐏𝐀𝐑𝐂𝐎𝐔𝐑𝐒 𝐀𝐔𝐗 𝐂𝐇𝐎𝐈𝐗 :
📊« 𝐋𝐈𝐂𝐄𝐍𝐂𝐄 »
👉Licence en Santé Publique et Communautaire - option « Nutrition Communautaire » https://www.facebook.com/share/p/199a23DT1C/
👉Licence en Santé Publique et Communautaire - option « Promotion de la Santé » https://www.facebook.com/share/p/1EjPnZmPk8/

📊« 𝐌𝐀𝐒𝐓𝐄𝐑 »
👉Master 2 en Santé Publique et Communautaire - option « Administration Hospitalière » https://www.facebook.com/share/p/1DMjAPjV3F/
👉Master en Santé Publique et Communautaire - option « Management en Santé » https://www.facebook.com/share/p/14jzVVsSd4b/
👉Master en Santé Publique et Communautaire - option « Nutrition Communautaire » https://www.facebook.com/share/p/19WuBvtP5X/
👉Master en Santé Publique et Communautaire - option « Promotion de la Santé » https://www.facebook.com/share/p/1PrrcboWtA/
👉Master en Sciences Infirmières - option « Cadre de Santé » https://www.facebook.com/share/p/19XQ39Qsef/
👉Master en Sciences Infirmières - option « Gestion des Urgences et Catastrophes » https://www.facebook.com/share/p/1BPhwHQp5b/
👉Master en Sciences Infirmières - option « Soins ophtalmiques » https://www.facebook.com/share/p/17WPDB7d9K/
👉Master en Sciences Infirmières - option « Anesthésie-Réanimation » https://www.facebook.com/share/p/14k1xxpRXvS/

⚠ 𝐃𝐀𝐓𝐄 𝐋𝐈𝐌𝐈𝐓𝐄 𝐃𝐄 𝐃𝐄𝐏𝐎̂𝐓 𝐃𝐄 𝐃𝐎𝐒𝐒𝐈𝐄𝐑𝐒 : 𝟎𝟒 𝐍𝐎𝐕𝐄𝐌𝐁𝐑𝐄 𝟐𝟎𝟐𝟔 𝐚̀ 𝟏𝟔𝐡
𝐃𝐀𝐓𝐄𝐒 𝐃𝐄𝐒 𝐄𝐏𝐑𝐄𝐔𝐕𝐄𝐒 𝐃𝐄 𝐂𝐎𝐍𝐂𝐎𝐔𝐑𝐒 : 𝟎𝟏 – 𝟎𝟐 – 𝟎𝟑 𝐃𝐄𝐂𝐄𝐌𝐁𝐑𝐄 𝟐𝟎𝟐𝟔.

Plus d’informations, visiter notre site : www.inspc.mg



🩺 Sensibilisation & Vaccination contre la Mpox à l’Université de la SAVA 🎓💉----------🗓️Une action de prévention menée au...
03/09/2026

🩺 Sensibilisation & Vaccination contre la Mpox à l’Université de la SAVA 🎓💉

----------🗓️Une action de prévention menée auprès des étudiants de l’Université de la SAVA, avec la participation de la SDSP Antalaha, avec l’appui de la DRSP SAVA.

👉 S’informer, se protéger et se faire vacciner : ensemble, agissons contre la Mpox ! 💪🛡️


🧑‍⚕️FIDINANA IFOTONY SY FITSIRIHANA TRANGA KITROTRO, DISTRIKA VOEHEMAR, 01 septambra 2026🧑‍⚕️-------------🗓️Taorian'ny f...
02/09/2026

🧑‍⚕️FIDINANA IFOTONY SY FITSIRIHANA TRANGA KITROTRO, DISTRIKA VOEHEMAR, 01 septambra 2026🧑‍⚕️

-------------🗓️Taorian'ny fandrenesana tranga kitrotro tao amin'ny faritra Manakana dia nanao fitsirihana ny Ekipan'ny Fahasalamana avy ao amin'ny Distrika Vohemar ka tsy nahitana endrika kitrotro ny tao antoerana.

🎙️🗣️Manoloan'izany dia nanamafy hatrany ny fanentanana amin'ny fanaovana vakisiny ny zaza ny Ekipa tany antoerana.


🎉🫄Orientation sur la planification familiale et de l'accouchement pour les agents de santé TTF🫄🎉----------🗓️Une orientat...
01/09/2026

🎉🫄Orientation sur la planification familiale et de l'accouchement pour les agents de santé TTF🫄🎉

----------🗓️Une orientation sur la planification familiale et de l'accouchement pour les Agents de Santé TTF de la Commune Rurale d'Ampisikinana a eu lieu le 31 Août au 03 Septembre 2026.

🎯Cette orientation vise à améliorer la connaissance des agents de santé pour atteindre l'objectif de PF et minimiser le risque pendant l'accouchement.


🦠🗣️Sensibilisation sur la Mpox au niveau de la Gendarmerie,  01 septembre 2026, District Sambava🗣️🦠-------------------🗓️...
01/09/2026

🦠🗣️Sensibilisation sur la Mpox au niveau de la Gendarmerie, 01 septembre 2026, District Sambava🗣️🦠

-------------------🗓️Une séance de sensibilisation sur la Mpox a été réalisée au niveau de la Gendarmerie, en collaboration avec les membres du COUSP.

🎯 L’objectif était de renforcer les connaissances sur la Mpox, notamment sur les modes de transmission, les signes à reconnaître, les mesures de prévention et la conduite à tenir en cas de suspicion.

🤝 Une collaboration multisectorielle essentielle pour renforcer la prévention, la détection précoce et la riposte face à la Mpox.

Ensemble, renforçons la prévention et la protection de nos communautés. 💪🏽




✨FANATONANA IREO APART HO FANATANTERAHANA NY 5S AO AMIN’NY CSB1 AMBODIMANGA✨--------------🗓️Tontosa ny Talata faha 25/08...
28/08/2026

✨FANATONANA IREO APART HO FANATANTERAHANA NY 5S AO AMIN’NY CSB1 AMBODIMANGA✨

--------------🗓️Tontosa ny Talata faha 25/08/2026 tao amin’ny CSB1 Ambodimanga ny fanantonana ireo APART, ho fanomanana sy fanatanterahana ny 5S ao amin’ny Tobim-pahasalamana Fototra CSB1 Ambodimanga.

🎙️🗣️Nandritra ny fihaonana dia samy naneho fahavononana sy finiavana hiara-hiasa amin’ny fanatanterahana ny 5S ireo mpandray anjara rehetra niatrika teo.

🎯Ity fiaraha-mientana ity dia natao hanatsarana ny fomba fanadiovana ny manodidina, ny fomba fandaminana, ny tontolon’ny asa mba hanomezana kalitao tsara ny tolotra ara-pahasalamana ho an'ny vahoakan'ny CSB1 Ambodimanga.

🙏🙏🙏Nandray anjara tamin’izany:
Ny Ben’ny Tanàna, ireo Filohan’ny Fokontany ,
ireo Mpanentana ara-pahasalamana (AC), nisy ihany koa
ny solontenan’ny mpampianatra, ary n'y Ekipa EMAD Antalaha.

🏅🏅🏅 Miara-miasa, miara-mientana, ho an’ny fahasalamana sy ny tombontsoan’ny vahoaka.






Address

Enceinte DRSP Sambava Centre
Sambava
208

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DRSP SAVA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share