Office Régional de Nutrition SAVA

Office Régional de Nutrition SAVA Organisme Gouvernemental

22/10/2021

Antananarivo 21/10/2021
Voambolana nandalo teo amin'ny akademia malagasy ary nekena fa toy izao no fomba fanoratra ireto teny ireto :

💁 FANJARIANTSAKAFO fa tsy 🙅 Fanjarian-tsakafo
💁TSIFANJARIANTSAKAFO fa tsy 🙅 Tsy Fanjarian-tsakafo

22/10/2021

NY ANANAMBO DIA SAKAFO ARA-PAHASALAMANA

Ny voka-tsoa azo avy amin'ny ananambo :
- Im - 7 ny vitamina C ao amin'ny voasary ny an'ny ananambo
- In - 4 ny vitamina A ao amin'ny karaoty ny an'ny ananambo
- In - 4 ny sokay (kalsioama) ao amin'ny ronono ny an'ny ananambo
- In - 3 ny potasioma ao amin'ny akondro ny an'ny ananambo
- In - 3 ny vy ao amin'ny epinara na anam-bazaha ny an'ny ananambo
- Mitovy ny hery fanorenana ao amin'ny atody sy ny ananambo

Misy vitamina B1, B6, manesioma (Mg)

Ohatra amin'ny fomba fandrahoana ananambo : ananambo sy legioma mifangaro, m**o ananambo endasina, lasopy ananambo...

行を追加して友達を追加してコミュニケーションをとる
09/09/2021

行を追加して友達を追加してコミュニケーションをとる

07/09/2021

hi

Address

Sambava
208

Opening Hours

10:00 - 14:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Office Régional de Nutrition SAVA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share