DREAH SAVA

DREAH SAVA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DREAH SAVA, Government Organization, La voirie Municipal Sambava centre, Sambava.

Fanatanterahana ny velirano faha-2 ny Filoha aty amin’ny Faritra SAVA :Famatsiana rano fisotro madio hoan’ny vahoaka ao ...
22/11/2021

Fanatanterahana ny velirano faha-2 ny Filoha aty amin’ny Faritra SAVA :
Famatsiana rano fisotro madio hoan’ny vahoaka ao CR Fanambana Distrika Vohemar izay niarahana tamin’ny Ministera ny Rano, Fanadiovana sy Fidiovana izay novatsian’ny PROGRAMM ACCESS/USAID vola. Fotodrafitr’asa miorina ao amin’ny CSB II Fanambana . Notanterahina tamin’ny zoma 19 Novambra 2021 lasa teo ny “reception provisoire”. “ Adduction d’eau potable par pompage solaire” no vita ao. Ary tafiditra anatin’ny hefitrano rehetra ny rano sy nohatsaraina ny latrine nisy tao an-toerana.

« Atelier d’élaboration PTA Opérationnel 2022, du Programme  ACCESS/USAID  à Vohémar du 10 au 11 Novembre 2021»
12/11/2021

« Atelier d’élaboration PTA Opérationnel 2022, du Programme ACCESS/USAID à Vohémar du 10 au 11 Novembre 2021»

12/11/2021

Tongasoa ato amin'ny pejin'ny DREAH SAVA

Address

La Voirie Municipal Sambava Centre
Sambava
208

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DREAH SAVA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share