Vakivakim-Piainana

Vakivakim-Piainana pour réconnaître la chemain du destin.

17/02/2026

Zao heverina ve hoe foanana tanteraka ny fanjaka ankehindriny,ka averina le fanjaka taminy taloha...!

11/01/2025

Manaova ezaka dia ny mbola tsisy @ zao mahazo fafiny rehefa mahavory.

Milaza inona io sary hita io raha ianao no anotaniana?  Teny kely arak'izay fiheveranao.
14/02/2024

Milaza inona io sary hita io raha ianao no anotaniana?

Teny kely arak'izay fiheveranao.

Mangataka amin'ny tompo mandrakariva kosa anefa izahay izay voairaka avy @'ilay mpahary izahay mpanamboatra.
28/11/2023

Mangataka amin'ny tompo mandrakariva kosa anefa izahay izay voairaka avy @'ilay mpahary izahay mpanamboatra.

Toerana voatokana hanompoana an'ilay mpahary tsy toha.
26/11/2023

Toerana voatokana hanompoana an'ilay mpahary tsy toha.

19/11/2023

Aleo mba asina tsikitsiky kely ny page tsika

=> Misy en direct avy eo fa arao ny page tsika

Maro ny fomba entina mamakivaky ity fiainana ity, fa tsy voatery hangalatra.
16/10/2023

Maro ny fomba entina mamakivaky ity fiainana ity, fa tsy voatery hangalatra.

NY fifankatiavana eo @ samy maha olona no vatsy @'izay mbola ho avy!
17/01/2021

NY fifankatiavana eo @ samy maha olona no vatsy @'izay mbola ho avy!

"NY ANJARA DIA TSY NATAO HOAN'IZAY REHETRA MANAO,FA NATOKANA HOAN'IZAY MANA-TANJONA"!
16/12/2020

"NY ANJARA DIA TSY NATAO HOAN'IZAY REHETRA MANAO,FA NATOKANA HOAN'IZAY MANA-TANJONA"!

Tsy ny manao no ifaninana fa ny tsara vitana omaly.👊👊👊
15/11/2020

Tsy ny manao no ifaninana fa ny tsara vitana omaly.👊👊👊

Address

Andilana Beach
Nosy-Be
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vakivakim-Piainana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Vakivakim-Piainana:

Shortcuts

Share

Category