Commune Rurale Nandihizana Carion

Commune Rurale Nandihizana Carion Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Commune Rurale Nandihizana Carion, Government Organization, Commune Rurale Nandihizana Carion, Manjakandriana.

Izahay mpitantana eto amin’ny Kaominina Nandihizana Carion dia mirary soa ireo kilonga madinika manomboka ny lakilasy an...
07/09/2026

Izahay mpitantana eto amin’ny Kaominina Nandihizana Carion dia mirary soa ireo kilonga madinika manomboka ny lakilasy androany
Nanao fitsidihana teto amin’ny EPP Carion izahay androany no Sady nanolotra ireo Dabilio vaovao avy amin’ny Faritra Analamanga

Ela ela indray isika tsy nizara ny anaran'ireo olona nahaefa ny adidiny amin'ny fandoavana HETRA .Indro ary ny tatitra t...
05/09/2026

Ela ela indray isika tsy nizara ny anaran'ireo olona nahaefa ny adidiny amin'ny fandoavana HETRA .
Indro ary ny tatitra teo anelanalan'ny 15 Avril ka hatramin'ny 29 Juillet 2026

30/08/2026
Nitsidika ny Lycée Ankorombe sy ny Biraon’ny Kaominina Nandihizana Carion ny Lehiben’ny Faritra Analamanga sy ireo mpiar...
30/08/2026

Nitsidika ny Lycée Ankorombe sy ny Biraon’ny Kaominina Nandihizana Carion ny Lehiben’ny Faritra Analamanga sy ireo mpiara-dia aminy tao aorianan’ny fitokanana ny CEG Nanelezana

Sary vitsivitsy nandritra ny fitokanana ny fanavaozana ny efitranon'ny CEG NANELEZANA sy fampitaovana dabilio avy amin'n...
29/08/2026

Sary vitsivitsy nandritra ny fitokanana ny fanavaozana ny efitranon'ny CEG NANELEZANA sy fampitaovana dabilio avy amin'ny Faritra Analamanga

Sary nalain'i : Justin HazarDin

Manasa antsika rehetra hifanotrona amin'ny mponina any Nanelezana amin'ny fitokanana ny fanavaozana ny CEG ANNEXE sy ny ...
20/08/2026

Manasa antsika rehetra hifanotrona amin'ny mponina any Nanelezana amin'ny fitokanana ny fanavaozana ny CEG ANNEXE sy ny fetim-bokatra eny an-toerana

Mirary soa hoan’i RAHERINANTENAINANiriantsoa Elisé sy NOMENA Todisoa Mahafaly nahavita ny fisoratam-panambadiany teto am...
08/08/2026

Mirary soa hoan’i RAHERINANTENAINANiriantsoa Elisé sy NOMENA Todisoa Mahafaly nahavita ny fisoratam-panambadiany teto amin’ny Kaominina androany

Sary nahazoana alalana

Miarahaba an’Andriamatoa SEDRAMANANA Marie Bertrand voatendry ho lehiben’ny boriboritany vaovao hiasa eto amin’ny Kaomin...
04/08/2026

Miarahaba an’Andriamatoa SEDRAMANANA Marie Bertrand voatendry ho lehiben’ny boriboritany vaovao hiasa eto amin’ny Kaominina Nandihizana Carion

Toy ny fanao isam-bolana dia nanantanteraka fivoriana teto amin’ny efitranon’ ny Kaominina ireo tomponandraikitra isan-t...
03/08/2026

Toy ny fanao isam-bolana dia nanantanteraka fivoriana teto amin’ny efitranon’ ny Kaominina ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny nahitana ireo sefo fokontany, lehiben’ny sampandraharaham-panjakana ireo mpitarika fikambanana ny mpanolotsaina kaominaly.
Ny Tanjona Amin’izany fivoriana izany dia mba ahafahana mifampizara vaovao amin’ny fitantanana ny kaominina Sy hahafahan’ny tsirairay mitondra tolo-kevitra iombonana amin’ny fampandrosoana ny tanana.
Marihana moa fa azon’ny olontsotra manan-kevitra sy vonona hitondra ny anjara-birikiny amin’ny fampandrosoana ny kaominina atrehina ity fivoriana fanao isaky ny Alatsinainy voalohan’ny volana ity

Maharidaza Tanana mahafinaritra saingy ratsy dia ratsy anefa ny Lalana miditra ao an-tanana ka nanampakevitra ny mponina...
01/08/2026

Maharidaza
Tanana mahafinaritra saingy ratsy dia ratsy anefa ny Lalana miditra ao an-tanana ka nanampakevitra ny mponina fa hatao rarivato izany . Hifarimbona amin’ny fanantanterarana izany asa izany ny fokonolona sy ny kaominina . Fa asaina ihany koa ianareo Zanaka am-pielezana izay vonona.

PS : efa tonga ny ampahan’ny vato hampiasaina

Address

Commune Rurale Nandihizana Carion
Manjakandriana
116

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Commune Rurale Nandihizana Carion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share