01/12/2023
Fantaro ny tenanao !!
Ianao ve:
👉 efa tonga irinao ?
👉 efa manana asa ampy anao ?
👉efa nahavita adidy ?
👉efa nahavita valim-babenao @ Ray aman-dReninao?
👉efa niala @ fahazaran-dratsinao izay efa fantanao tsy mety?