DRAP Fitovinagny -Administration Pénitentiaire

DRAP Fitovinagny -Administration Pénitentiaire Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DRAP Fitovinagny -Administration Pénitentiaire, Public & Government Service, Ankofafa, Manakara.

🇲🇬Androany 20 jolay 2026, nanolotra savony 5 baoritra ny talem-paritry ny rano, ny fanadiovana sy ny fidiovana Fitovinag...
20/07/2026

🇲🇬Androany 20 jolay 2026, nanolotra savony 5 baoritra ny talem-paritry ny rano, ny fanadiovana sy ny fidiovana Fitovinagny ho an'ireo voafonja ao amin'ny Fonjan'ny Manakara. Nandray izany no sady nisaotra azy ny talem-paritry ny Fandraharahana ny fonja Fitovinagny sy ny lehiben'ny fonja Manakara. Avy eo moa dia nozaraina tamin'ireo voafonja izany ho ampiasaina isaky ny mandro sy manasa lamba.

🇲🇫Ce 20 juillet 2026, le directeur de l'eau, de l'assainissement et de l'hygiène de Fitovinagny a fait don de cinq cartons contenant chacun 12 barres de savon au profit des personnes détenues de la Maison Centrale de Manakara. Le Directeur régional de l'Administration Pénitentiaire de Fitovinagny et le Chef d'établissement Pénitentiaire de Manakara les ont reçus, ont remercié le directeur régional de l'EAH puis les ont distribués, à leur tour, aux personnes détenues.

16/07/2026
🇲🇬13 jolay 2026, fananganan-tsaina iombonana natao teo amin'ny tokotany malalaka lapan'ny tanana Manakara. Naseho am-pah...
13/07/2026

🇲🇬13 jolay 2026, fananganan-tsaina iombonana natao teo amin'ny tokotany malalaka lapan'ny tanana Manakara. Naseho am-pahibemaso teo ihany koa ireo talem-paritra Fitovinagny vaovao notendrena ny volana jona lasa teo, isan'izany ny talem-paritry ny fandraharahana ny fonja Fitovinagny.
Avy eo, rehefa nahazo alalana tamin'ny préfet de Manakara, dia nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana ny commandant du groupement GN Fitovinagny ny talem-paritra ny fandraharahana ny fonja Fitovinagny.
🇲🇫13 juillet 2026, la levée des couleurs effectuée communément par les agents de l'Etat, tous les débuts du mois , s'est déroulée au terrain de la CU Manakara. Occasion pour le préfet de Manakara de présenter au public tous les nouveaux directeurs régionaux de Fitovinagny fraîchement nommés lors de conseils des Ministres du mois de Juin dernier, dont le directeur régional de l'Administration Pénitentiaire de Fitovinagny. Tout de suite après, ce dernier, avec l'accord du préfet, a rendu une visite de courtoisie au commandant du groupement GN Fitovinagny.

🇲🇬Ny 6 ka hatramin'ny 10 jolay 2026 : Fikaonan-doha ny Fitsarana ao Sheraton Ivato Antananarivo, izay nandraisan'ny mpis...
07/07/2026

🇲🇬Ny 6 ka hatramin'ny 10 jolay 2026 : Fikaonan-doha ny Fitsarana ao Sheraton Ivato Antananarivo, izay nandraisan'ny mpisehatra rehetra amin'ny Fitsarana, isan'izany ny Fandraharahana ny Fonja. Ny 7 jolay 2026, dia anjaran'ny Fandraharahana ny Fonja no nikaon-doha, tsy diso anjara tamin'izany ny Fitaleavam-paritry ny Fandraharahana ny Fonja Fitovinagny, nahitana an'Atoa JONAH Alexia, talem-paritry ny Fandraharahana ny Fonja Fitovinagny, contrôleur de l'Administration Pénitentiaire (AP) iray, encadreur de l'AP iray, Agent pénitentiaire iray , misolo tena ny mpiara-miasa rehetra amin'ny Fonjan'ny Manakara sy Ikongo.
🇫🇷du 6 au 10 juillet 2026, le Ministère de la Justice malagasy a organisé une assise nationale à Sheraton Ivato Antananarivo, à laquelle participent tous les acteurs de la Justice. La journée du 07 juillet 2026 a été consacrée à l'Administration Pénitentiaire. L'inspecteur d'AP JONAH Alexia, Directeur Régional de l'AP Fitovinagny, un contrôleur de l'AP, un encadreur de l'AP et un agent pénitentiaire, tous représentants des personnels de l'AP de la DRAP Fitovinagny (Maisons Centrales de Manakara et d'Ikongo), y ont été présents.

🇲🇬2 jolay 2026, ho fitsinjovana ny fahasalaman'ny voafonja, dia nanolotra savony ho an'ireo voafonja eto amin'ny fonja n...
02/07/2026

🇲🇬2 jolay 2026, ho fitsinjovana ny fahasalaman'ny voafonja, dia nanolotra savony ho an'ireo voafonja eto amin'ny fonja ny Manakara ny talem-paritry ny Fandraharahana ny Fonja Fitovinagny, hampiasain'izy ireo amin'ny fidiovana. Hotolorana ny azy koa ireo voafonja any Ikongo afaka andro vitsivitsy.
🇫🇷2 juillet 2026, pour préserver la santé des personnes détenues, des cartons de savon ont été livrés à la Maison Centrale de Manakara, de la part du Directeur Régional de l'administration Pénitentiaire Fitovinagny. Les personnes détenues de la Maison Centrale d'Ikongo recevront leur part prochainement.

🇲🇬 29 jona 2026 : Araka ny andininy faha 2 ny lalàna laharana 2016-020 tamin'ny 22 aogositra 2016 mikasika ny ady amin'n...
30/06/2026

🇲🇬 29 jona 2026 :
Araka ny andininy faha 2 ny lalàna laharana 2016-020 tamin'ny 22 aogositra 2016 mikasika ny ady amin'ny kolikoly, ny mpiasam-panjakana mitazona andraikitra ambony dia terena manao fanambaram-pananana. Ny 29 jona 2026 lasa teo dia tonga nametraka ny fanambaram-pananany teo anivon'ny BIANCO antenne régionale Manakara, ny talem-paritry ny Fandraharahana ny Fonja Fitovinagny. Nandray izany am-pitsikina ny Chef d'antenne régionale BIANCO eto Manakara .

🇫🇷29 juin 2026.
En vertu de l'article 2 de la loi n*2016-020 sur la lutte contre la corruption, les agents de l'Etat occupant des postes de haute responsabilité sont tenus d'une obligation de déclaration de patrimoine. Ainsi, le Directeur Régional de l'Administration Pénitentiaire de Fitovinagny en personne, a déposé le 29 juin 2026, sa déclaration de patrimoine auprès du Chef d'antenne régionale du BIANCO à Manakara. Ce dernier l'a accueilli chaleureusement.

26 Jona 2026 stade municipal Manakara, faritra Fitovinagny. Nandray anjara tamin'ny matso ny Mpandraharaha ny Fonja ao a...
26/06/2026

26 Jona 2026 stade municipal Manakara, faritra Fitovinagny. Nandray anjara tamin'ny matso ny Mpandraharaha ny Fonja ao anatin'ny Fitaleavam-paritry ny Fandraharahana Fonja Fitovinagny.

🇲🇬26 jona 2026, amin'izao asaramanitra izao dia tonga niarahaba ireo voafonja ao amin'ny fonjabe Manakara ny talem-parit...
26/06/2026

🇲🇬26 jona 2026, amin'izao asaramanitra izao dia tonga niarahaba ireo voafonja ao amin'ny fonjabe Manakara ny talem-paritry ny Fandraharahana ny fonja Fitovinagny no sady nitondra izay tsirambin'ny tanana ka nanolotra henan'omby 10 kg atao fangaron-daoka (tsaramaso).

Ny talem-paritry ny Fandraharahana ny fonja dia mitondra teny fankasitrahana ho anareo rehetra tonga nanotrona tamin'ny ...
25/06/2026

Ny talem-paritry ny Fandraharahana ny fonja dia mitondra teny fankasitrahana ho anareo rehetra tonga nanotrona tamin'ny lanonana tsotsotra famindram-pitantanana natao omaly 24 jona 2026. Singanina manokana ireto olo manan-kaja sy manam-boninahitra manaraka ireto :
-solombavambahoaka JOLCE Maminirina
-préfet de Manakara
-Commandant ZDS Matitanana
-Commandant du groupement GN
-Commissaires de police
-Mme Juge, Mme substitut, Mr Greffier en chef TPI Manakara.
-directeurs régionaux marobe
-Député RASIDY
-General THOMAS, talem-paritry ny Fandraharahana ny Fonja teo aloha , efa misotro ronono
- ianareo raiamandreny rehetra ...
sy ireo maro tsy voatanisa, mpanao gazety.. mpisehatra amin'ny tambajotran-tserasera. Ialana tsiny izay tsy voatonana ato fa tena maro ianareo nanome haja sy voninahitra ny Fandraharahana ny Fonja.
Misokatra amin'ny fiaraha-miasa ragnandria. Vonona ihany koa ny hanantona anareo raha misy raha manahiragna.
Homena eto ihany ny laharana finday an'ny Fitaleavam-paritry afaka andro vitsivitsy.

24/06/2026

Address

Ankofafa
Manakara

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DRAP Fitovinagny -Administration Pénitentiaire posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share