Lycée Technique et Professionnel De Maintirano

Lycée Technique et Professionnel De Maintirano Tongasoa eto ny LTP-Maintirano

Fiarahan'ny mpiara-miasa mamarana ity taona 2025 ity ary hiatrehana ny taona vaovao 2026. Mirary fety sambatra hoantsika...
29/12/2025

Fiarahan'ny mpiara-miasa mamarana ity taona 2025 ity ary hiatrehana ny taona vaovao 2026. Mirary fety sambatra hoantsika rehetra💯%

💥AVENTURE KELY🚶🏃  de mba mividy madrafo sendra nandalo ,mirary herinandro mahafinaritra hoan'ny FORMATEUR rehetra sy ny ...
02/12/2025

💥AVENTURE KELY🚶
🏃 de mba mividy madrafo sendra nandalo ,mirary herinandro mahafinaritra hoan'ny FORMATEUR rehetra sy ny mpiara miasa🍴.

Batiment et Travaux Public (BTP)
23/11/2025

Batiment et Travaux Public (BTP)

07/11/2025

Mankasitraka anao Mr le Ministre.

13/10/2025

LTP Maintirano en grève...

Takianay mampianatra sy mpandraharaha ato ireto teboka manaraka ireto :

1️⃣ Fandraisana ireo mpandraharaha sy mpampianatra ho mpiasa raikitra (Recrutement) ;
2️⃣ Fanaovana trano fianarana vaovao ary fanavaozana ny efitrano fianarana efa misy, izay tsara marihana fa tsy misy hafatsy bâtiment iray sy garage iray izay misy Salle de classe mitotaly 02 (Salle de classe) ;
3️⃣ Fanatsanganana Direction Régionale eto anivon'ny faritra Melaky (DRETFP-Melaky) ;
4️⃣ Fitaovana sy fampitaovana izay hanaovana travaux pratiques ny mpianatra ;
5️⃣ Volan'ny Vacation 2022-2025 izay Mbola tsy voaray hatramin'izao ;
6️⃣ Jiro sy Rano eto anivo ny sekoly (Izay Mbola tsy misy hatramin'izay) ;
7️⃣ Indemnité de logement (izay iarahanana manerana n'y nosy) ;
8️⃣ Intégration et avancement Automatique.

Ka mandrampivaly ireo fangatahana ireo dia miato tanteraka ny fampianarana eto anivon'ny LTP Maintirano.

Aza adino fa efa nisokatra fanoratana anarany hoan'ny taona 2025_2026. le, 15 septembre 2025 rentré scolaire (Efa Mianat...
05/09/2025

Aza adino fa efa nisokatra fanoratana anarany hoan'ny taona 2025_2026.
le, 15 septembre 2025 rentré scolaire (Efa Mianatsy Mpianatsy ).
Aza tara...

FAMPIHARAN'IREO KILASY VOALOHANY (1ere Année) AO AMINY SAFIDY   .
01/04/2025

FAMPIHARAN'IREO KILASY VOALOHANY (1ere Année) AO AMINY SAFIDY .

23/03/2025

Address

RN8a_vers Betanatanana_Fkt Tanambao SPM
Maintirano
413

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:00
Tuesday 07:00 - 18:00
Wednesday 07:00 - 06:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00

Telephone

+261342591725

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lycée Technique et Professionnel De Maintirano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Lycée Technique et Professionnel De Maintirano:

Share

Category