DRAE Melaky

DRAE Melaky La DRAE Melaky est le représentant du ministère de l'agriculture et de l'élevage dans la Région Melaky

22/01/2025
Fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo taona 2025 aty amin'ny faritra Melaky.Niara nientana ny sampan-d...
22/01/2025

Fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo taona 2025 aty amin'ny faritra Melaky.

Niara nientana ny sampan-draharaha na miankina na tsy miankina amin'ny fanjakana, ny fikambanana sy ny vindrom-pikambanana, sekoly, manam-pahefana sivily sy miaramila rehetra mba hamboly hazo.
Zanak'hazo kininina, akasia, ananambo miisa 10000 no novolena tamin'ny velaratany 6 ha tao ambararatakely Distrikan'i Maintirano.

Isaorana ny fandraisana anjara mavitrika ny fianakaviam-be ny DRAE MELAKY ( DRAE, FDA, CAFPA)

Distribution des équipements, matériels et intrants par le DRAE Melaky et FDA R Melaky. La cérémonie de Distribution des...
07/06/2024

Distribution des équipements, matériels et intrants par le DRAE Melaky et FDA R Melaky.
La cérémonie de Distribution des appuis matériels et équipements pour les paysans de la Région Melaky a eu lieu aujourd'hui le 07 juin 2024 dans la ville de Maintirano ; plus précisément dans l’enceinte de la DRAE Melaky.
Le financement de cet appui vient du Projet RINDRA (Fandrsoso) avec un montant plus de 900 millions d’ariary pour le premier tranche. Les bénéficiaires sont au nombre de 46 associations et 45 individuels.
Pour cet premier tranche ; le FDA R et la DRAE Melaky ont distribué
29 Motoculteurs avec remorque et ses accessoires, 100 ruches, 2 Broyeurs, porcs plus de 100 têtes, chèvres plus de 150 têtes, des intrants et des matériels de pêche comme les pirogues, des filets et d’autres encore.
Cet événement est parallèle à l’ouverture officielle pour les récoltes dans la Région Melaky qu’on a nommée "LOHAVOGNY" donc, des stands pour les paysans sont aussi disponible sur place afin qu'ils puissent exposer leurs produits.
Les autorités locales ainsi que les représentants de la DRAE Melaky par District sont aussi présent pour honorer cette événement.

Merci à toute l'équipe pour l’organisation malgré l’insuffisance des moyens
#

Filankevitry ny Minisitra ny 20 martsa 2024. Ny andinindininy mahakasika ny Minisiteran'ny Fambolena sy ny Fiompiana.
21/03/2024

Filankevitry ny Minisitra ny 20 martsa 2024. Ny andinindininy mahakasika ny Minisiteran'ny Fambolena sy ny Fiompiana.

20/03/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Heritina Andria, Julien Antonio

19/03/2024

MINAE-PAM : mihamafy o***a hatrany ny fiaraha-miasa

Tonga nitsidika ara-pomba fanajana an'Andriamatoa Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana, RATOHIARIJAONA R. Suzelin sy nanao tatitra mahakasika ny asany ny Solontena maharitry ny PAM miasa sy monina eto Madagasikara, Andriamatoa Mamadou MBAYEPAM sy Andriamatoa Menghestab Haile, Talem-paritry ny "Programme Alimentaire Mondial" ho an’i Afrika Atsimo na Sampan-draharahan’ny Firenena Mikambana misahana ny ara-tsakafo eto Madagasikara.

Noresahana nandritry ny fifanakalozan-kevitra ny fiovana hita tany amin’ny Faritra Atsimon'ny Nosy, taorian’ny fandalovan'ny PAM herintaona lasa izay.

Ezaka lehibe no ataon’ny PAM ho fanampiana an’i Madagasikara eo amin’ny famahana ny olana mifandraika amin’ny tsy fanjariana ara-tsakafo sy ny fiahiana ara-tsakafo.

Nandritry ny tatitry ny filan-kevim-pitantanan' ny PAM tamin’ny 26 Febroary 2024 hatramin’ny 01 Martsa 2024 lasa teo tany Roma dia nankatoavin’izy ireo ny Drafitra Stratejikan’i Madagasikara ho amin’ny 4 taona manaraka (2024-2028).

Noresahana ny mahakasika ireo Bankin-tsakafo miisa 10 hapetraka any atsimo ho fanohanana ireo mponina sahirana ara-tsakafo amin’ny fotoanan’ny hain-tany any Atsimo. Izany dia fiaraha-miasa amin’ny fandaharanasa DEFIS sy ny FSRP, izay eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana.

Notsindrina manokana ihany koa ny fanapariahana ny « cantine scolaire » mifototra amin’ny fividianana ireo vokatra eo an-toerana.




19/03/2024
Formation sondage de rendementÀ Morondava    #  #Afin d'avoir un resultat statistique faible, methodique et rationnel; l...
16/08/2022

Formation sondage de rendement
À Morondava #
#
Afin d'avoir un resultat statistique faible, methodique et rationnel; le Service Statistique Agricole qui est au sein du Ministere de l'Agriculture et de l'Elevage a faire part de leurs savoir et experiences sur la bonne maitrise du sondage de rendement aux Agents des DRAE Menabe et Melaky, les ONG T lié au projet à Travers une formation basée sur la maitrise du methode du FAO. Cette formation est composé d'une séance théorique en salle 2 jours et pratiques sur terrain 2jours.

Notontosaina omaly 27 May 2022 teto Maintirano ny fikaonan-doham-paritra mikasika ny fahavitan-tena ara-tsakafo ho an'ny...
28/05/2022

Notontosaina omaly 27 May 2022 teto Maintirano ny fikaonan-doham-paritra mikasika ny fahavitan-tena ara-tsakafo ho an'ny Faritry Melaky.
Mba ho fanatratrarana ny vina faha sivy izay napetraky ny filoham-pirenena dia ny hahaleo tena ara tsakafo; dia nanatanteraka fikaonan-doham-paritra mikasika izany ny tao amin'ny fiadidiana ny prezidansa tamin'ny alalan'ny Minisiteran'ny fambolena sy fiompina. Tsy diso anjara tamin'izany ny taty amin'ny faritry Melaky. Izany dia nohotronin'ireo Sampan-draharaha maro nisy taty amin'ny faritra miaraka amin'ny solotenan'ny tantsaha sy ireo mpiara miombon'antoka amin'ny ministera aty amin'ny faritra. Asam-boamera mitodika amin'ny ireo seha-pihariana fototra no natao tamin'izany.
Toy ny vary, katsaka, mangahazo, ny fiompiana, ny fomba fivarotana ny vokatra sy ny sisa...

ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN'NY TANTELYMba ho fanatratrarana ny velirano faha sivy, ary ho fanatsarana ny asa fiompiana ...
20/05/2022

ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN'NY TANTELY

Mba ho fanatratrarana ny velirano faha sivy, ary ho fanatsarana ny asa fiompiana tantely; dia nanatanteraka fiofanana momba ny fiompiana tantely manaraka ny toetr'andro ny ekipan'ny Sampan-dRaharahan'ny Fiompiana eo anivon'ny Fitaleovam-paritry ny fambolena sy fiompina eto Melaky androany zoma faha 20 may 2022. Mpiompy tantely sy olona vao hisehatra amin'ny fiompiana tantely miisa 30 no nisitraka an'i zany fiofanana maimaimpoana izany. Tonga nanotrona sy nifanome tanana tamin'izany ny FDAR Melaky. Marihina fa nisy fiarahana nanandrana tantely ampiarahana amin'ny mangahazo moa rehefa vita izany fiofanana izany. Nifampizara ny mamy toy ny fanaon'ny tantely.

Address

Marodoka-Maintirano
Maintirano
413

Telephone

+261347041187

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DRAE Melaky posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to DRAE Melaky:

Share