Tanora Freedom

Tanora Freedom Pejy ofisialy ho antsika Tanora Freedom latsaky ny 35 taona.

04/01/2026

😁MAHAGAGA TOKOA FA MISY MINISITRA SAHY MILAZA FA MAFY NOHO JESOSY ETO MADAGASIKARA!😁

Tena marina kosa aloha ity ankehitriny.Niova amin'inona moa isika izao ?À la une fans
12/12/2025

Tena marina kosa aloha ity ankehitriny.
Niova amin'inona moa isika izao ?

À la une
fans

09/12/2025

Nanamafy ny FFKM teto fa nasaina ny Filoha teo aloha Andry Rajoelina.
Dia nivdika indray ilay resaka avy eo satria matahotra mafy sao dia ny olona hitsena an'i Andry Rajoelina no ho maro kokoa toy izay ireo hiditra ao amin'ny CCI Ivato.

-PIRENENA

Compte facebook tokana ihany ny an'ny Rtoa Filoha Nasionaly Lalatiana Henriette Rakotondrazafy fa ny ankoatran'izay dia ...
06/11/2025

Compte facebook tokana ihany ny an'ny Rtoa Filoha Nasionaly Lalatiana Henriette Rakotondrazafy fa ny ankoatran'izay dia FAKE avokoa.

Ilay olona antsoina hoe Rantoso Fiderana ity amin'ny sary ity no fantatra fa namorona ity compte FAKA ity https://www.facebook.com/profile.php?id=61583368743536
Angatahana isika mba hanao signalement an'ity compte ity.
À la une

28/10/2025


Herintsalama Rajaonarivelo = Frantsay ? = Mamy Ravatomanga ?
Manahoana sy ahoana tsara ry BENJA a ? Fa tena mila azavaina ela ela izy ity zay vao azon'ireto Gen Z Madagascar🏴‍☠️, sy tsy aiko intsony. Ireo NITOLONA ho an'ny FANOVANA HONO🤣🤣🤣 maty momoka ny LACRYMOGENES sy nisy maty, maratra MAMPALAHELO😇.
Sary sy feo nindramina : Real TV Madagasikara
À la une

Io ny anareo Gen Z Madagascar🏴‍☠️ ilay mitabataba leo Rajoelina teto iny. Leo FRANTSAY ? Izy ilay Misiika mafy ho atao M...
28/10/2025

Io ny anareo Gen Z Madagascar🏴‍☠️ ilay mitabataba leo Rajoelina teto iny. Leo FRANTSAY ?
Izy ilay Misiika mafy ho atao Minisitra, dia manompanompa be eto amin'ny Facebook.

MAZAVA AMINAREO @ ZAY VE NY SITUATION POLITKA MISY ETO SA MBOLA MILA AZAVAINA ELA ELA ?Noenjehina mafy i Président Andry...
26/10/2025

MAZAVA AMINAREO @ ZAY VE NY SITUATION POLITKA MISY ETO SA MBOLA MILA AZAVAINA ELA ELA ?
Noenjehina mafy i Président Andry Rajoelina hatrizay rehefa nizara goveta sy sceau tahaka izao tamin'ireo fianakaviana tena mila an'izany. Dia izao ry zareo nanakiana t@ izany indray no manao ilay hetsika sosialy izay nokianiny.
MATY AHO RY FIRENEKO!
À la une

26/10/2025

HOY IREO NIHARAM-BOINA MAY TRANO TENY TSARAMASAY ANDROANY :
"Raha teo Président Andry Rajoelina efa voavonjiny izahay,...Raha tena tia vahoaka ilay mpitondra amin'izao a, mba nijery!"
fans
À la une
Sary indrana.

Address

Villa Pradon, 1ère étage Free FM
Mahamasina
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanora Freedom posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Tanora Freedom:

Share