Service en construction et entretien de puits

Service en construction et entretien de puits Salama daholo! Izahay dia manao ny momba ny vovo na lavadrano. Aty Mahajanga no misy anay fa afaka m

Salama aby e! Pour le compte d'une amie et pour cause de déménagement, ireto mise entana vitsivitsy amidy. Mbola tsara d...
17/06/2024

Salama aby e!
Pour le compte d'une amie et pour cause de déménagement, ireto mise entana vitsivitsy amidy. Mbola tsara daholo.
Misy thermos 3L à 50.000Ar
Cuvette bébé 50.000Ar
Table basse 200.000Ar
Table TV avec bibliothécaire 150.000Ar

Venez en mp si vous êtes intéressé

01/06/2023

Salama daholo.

Ilazana isika fa niova ny adiresy mailakin'ny service en construction et entretien de puits ho lasa: [email protected].
Raha te hifandray aminay amin'ny alalan'ny mailaka ianareo dia io mailaka vaovao io indray no ifandraisantsika manomboka izao. Mankasitraka indrindra tompoko.

Mirary tontolo andro mahafinaritra antsika rehetra.

Gmail is email that’s intuitive, efficient, and useful. 15 GB of storage, less spam, and mobile access.

Hoanatsika eto Mahajanga sy ny Manodidina... Raha mitady olona azo antoka sy tena mahay amin'ny asa fanaovan vovo na lav...
03/03/2021

Hoanatsika eto Mahajanga sy ny Manodidina... Raha mitady olona azo antoka sy tena mahay amin'ny asa fanaovan vovo na lava-drano dia manantona an'i M. Tsihoarana Jean Rothschild Na miantso avy hatrany ny laharana antarobia... Mirary soa ho antsika rehetra...

07/09/2020

Salama daholo! Efa manomboka misokatra izao ny lalana manerana ny nosy koa aza misalasala manantona anay raha misy asa mahakasika ny lava-drano tianareo hatao fa izahay dia vonona ny hanatontosa izany. Manomboka amin-ny fijerena ny toerana misy rano eo amin'ilay faritra tianao, ny devis ary fanatontosana ny asa. Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny laharana antaribia na mandefasa mailaka. Mirary soa o!!!

18/08/2020

Misaotra anareo rehetra izay manohana hatrany ny pejinay. Mahafaly anay hatrany ny izaranareo ny pejy amin'ny tapaka sy namanareo ho fanohanana ny pejy. Misaotra indrindra! Mankasitraka e! :)

11/06/2020

Ny asa ataonay dia tontosan'ny olona efa zadraharaha amin'ny resaka lava-drano sy ny fanaovana buse sy ny mombamomba ny lava-drano. Afaka mijery rano ihany koa eo amin'ny toerana kasahinareo hanaovana izany. Koa aza misalasala miantso anay mivantana na koa mandefa hafatra miafina. Mirary soa o!

Address

Mahajanga
401

Telephone

+261342533776

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Service en construction et entretien de puits posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Service en construction et entretien de puits:

Share

Category