DRASA Betsiboka

DRASA Betsiboka DRASA, mikarakara ireo tantsaha aty amin'ny faritra BETSIBOKA Service Régionale de l'Administration ,Financière et Patrimoine

12/05/2026
08/05/2026
📅✨ 07 Mai 2026 ✨📅🪪📋 𝐈𝐙𝐀𝐇𝐎 𝐓𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀 : 𝐄𝐙𝐀𝐊𝐀 𝐈𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐑𝐄𝐇𝐄𝐓𝐑𝐀 📋🪪Ao anatin’ny fanohanana ny hetsika fisoratana anarana biom...
07/05/2026

📅✨ 07 Mai 2026 ✨📅
🪪📋 𝐈𝐙𝐀𝐇𝐎 𝐓𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀 : 𝐄𝐙𝐀𝐊𝐀 𝐈𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐑𝐄𝐇𝐄𝐓𝐑𝐀 📋🪪
Ao anatin’ny fanohanana ny hetsika fisoratana anarana biometrika ho an’ny olom-pirenena Malagasy dia nandray anjara ny mpiasan’ny DRASA Betsiboka sy ny FDA androany tao amin’ny Kaominina Maevatanàna I, Trano Malalaka OPCI Volamena.
💡 Tanjona ny hanampy amin’ny : ✅ fanatsarana ny fitantanana sy ny antontan-kevitra,
✅ fanamorana ny raharaham-panjakana,
✅ ary fanakaikezana hatrany ny tolotra ho an’ny vahoaka.
🤝 Ny fiaraha-miasa sy ny fandraisan’anjara ataon’ny rehetra no mitondra mankany amin’ny fanavaozana sy fampandrosoana maharitra.
🌾 « 𝐅𝐚𝐦𝐛𝐨𝐥𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐫𝐨𝐛𝐨𝐫𝐨𝐛𝐨, 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐤𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐥𝐞𝐨𝐯𝐚𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐭𝐬𝐚𝐤𝐚𝐟𝐨 » 🌱

06/05/2026

Tatitry ny Filan-kevitry ny Minisitra, Talata 05 mey 2026_Lapam-panjakana Iavoloha.

04/05/2026

𝐀𝐩𝐩𝐞𝐥 𝐚̀ 𝐜𝐚𝐧𝐝𝐢𝐝𝐚𝐭𝐮𝐫𝐞𝐬 : 𝐂𝐨𝐧𝐬𝐮𝐥𝐭𝐚𝐧𝐭 𝐢𝐧𝐭𝐞𝐫𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥 𝐬𝐮𝐫 𝐥𝐚 𝐜𝐡𝐚𝐢̂𝐧𝐞 𝐝𝐞 𝐯𝐚𝐥𝐞𝐮𝐫 𝐞𝐭 𝐥𝐞𝐬 𝐦𝐚𝐫𝐜𝐡𝐞́𝐬 𝐦𝐨𝐧𝐝𝐢𝐚𝐮𝐱 𝐝𝐮 𝐜𝐚𝐟𝐞́

Nous sommes heureux de vous annoncer le recrutement d'un Consultant International sur la chaîne de valeur et les Marchés Global Coffee dans le cadre de l'initiative FOLUR 🌱🌍

Cette mission vise à renforcer l'intelligence commerciale et l'analyse de la chaîne de valeur, et à soutenir le positionnement de Madagascar sur les marchés régionaux et mondiaux du café ☕ 📊

📌 Mandat (ToR) :
🇫🇷 Version française : https://bit.ly
🇬🇧 Version anglaise : https://bit.ly/FOLUR_International_Consultant_Market

📩 Candidature : Veuillez vous référer à la ToR pour les détails de soumission.

⏳ Date limite : 28 mai 2026 – 12h00 (GMT+3)

Ne manquez pas cette opportunité de contribuer à un travail percutant sur des chaînes de valeur mondiales durables 🌍✨

Ministère de l'Agriculture et de la Souveraineté Alimentaire

02/05/2026
14/04/2026
🌿 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐨𝐤𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚-𝐝𝐚𝐧𝐲Notontosaina omaly 01 Aprily 2026 teto amin’ny biraon...
02/04/2026

🌿 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐨𝐤𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚-𝐝𝐚𝐧𝐲
Notontosaina omaly 01 Aprily 2026 teto amin’ny biraon’ny Fitaleavam-paritry ny Fambolena sy ny Fahaleovantena ara-tsakafo (DRASA) Betsiboka ny fandraisana fitaovana ahitana:
Vaneuse à pé**le 14 🌀
Batteuse à pé**le 22 🌾
Avy amin’ny tetikasa FSRP ireo fitaovana ireo, natao hanohanana ny tantsaha sy hanatsarana ny fanodinana vokatra, hanamaivanana ny asa mafy 💪, ary hampitombo ny vokatra sy ny kalitao. 📈
Ity hetsika ity dia manamafy ny fanavaozana eo amin’ny fambolena sy ny fahaleovantena ara-tsakafo eto amin’ny faritra 🌱.
✨ "𝐌𝐩𝐚𝐦𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐨𝐦𝐛𝐲, 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐤𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐲 𝐚𝐫𝐚-𝐭𝐬𝐚𝐤𝐚𝐟𝐨" ✨

Address

Direction Régionale De L'Agriculture Et De La Souveraineté Alimentaire (DRASA) BETSIBOKA
Maevatanana
412

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Telephone

+261340500899

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DRASA Betsiboka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to DRASA Betsiboka:

Share