Dratsf Betsiboka

Dratsf Betsiboka Direction Régionale de l'Aménagement du Territoire et des services fonciers Betsiboka

Nohon'ny fandaminana dia nahemotra @ zoma @ 9ora maraina eny @ biraon'ny Domaine ny toerana ilay- VARAVARANA MISOKATRA- ...
03/12/2025

Nohon'ny fandaminana dia nahemotra @ zoma @ 9ora maraina eny @ biraon'ny Domaine ny toerana ilay
- VARAVARANA MISOKATRA
- FIZARANA BOKIN-TANY FAOBE
Tongava maro, mifampilaza

Félicitation Mon Général, no mirary soa anao havita soa
28/10/2025

Félicitation Mon Général, no mirary soa anao havita soa

Nankatoavin'ny filan-kevitry ny Minisitra ny fifaninanana fanatsarana ny firafitry ny tanàna sy ny fahadiovana isaky ny ...
08/05/2025

Nankatoavin'ny filan-kevitry ny Minisitra ny fifaninanana fanatsarana ny firafitry ny tanàna sy ny fahadiovana isaky ny Faritra 24

FIDINANA FAHAROA - OPERATION ODOC MAEVATANANA IEfa nanomboka ny herinandro teo ny fanaovana ny SARITANY TAMBABE (na plan...
31/03/2025

FIDINANA FAHAROA - OPERATION ODOC MAEVATANANA I

Efa nanomboka ny herinandro teo ny fanaovana ny SARITANY TAMBABE (na plan d'ensemble) ho an'ireo voakasiky ny ODOC 2022 (na opération domaniale concertée) izay tanterahina eto anivon'ny kaominina andrenivohitra Maevatanana. Izany dia eo ambany fitarihan'ny Fitaleavam-paritry ny Fitsinjaram-pahefana, ny Fanajariana ny Tany sy ny Fananantany eto Betsiboka.
Teny amin'ny fokontany Antambao no nanombohana izany, ka isaorana ireo rehetra nanamora ny fananterahana izany, dia ny Ministeran'ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny Tany, ny Sampandraharam-paritry ny Fananantany sy ny Fandrefesantany, ny filohan'ny fokontany Antambao ary indrindra ireo vahoaka mpahazo tombontsoa tamin'ny fanekena ny fandaminana.
Ny asa moa dia Mbola hitohy ary ahenika ireo fokontany eto amin'ny kaominina Maevatanana I

23/08/2024

Ny mpiara-miasa rehetra ato amin’ny MFFT dia faly miarahaba ny Ministra Naina Andriantsitohaina izay voatendry indray hitantana ny minisitera.

Ho lava fanapahana sy mirary fahombiazana ho anao hatrany.

30/04/2024
27/09/2022
Anisan'ireo izay niatrina ny fikaonan-doham-pirenena momban'ny Fananantany niaraka tamin'Andriamatoa Governoran'ny Farit...
14/06/2022

Anisan'ireo izay niatrina ny fikaonan-doham-pirenena momban'ny Fananantany niaraka tamin'Andriamatoa Governoran'ny Faritra Betsiboka tany Antananarivo ny Talem-paritry ny Fanajariana ny Tany sy ny Fananantany eto Betsiboka

Address

Maevatanana

Opening Hours

Monday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:00
Friday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dratsf Betsiboka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Dratsf Betsiboka:

Share