Direction du Programme Elargi de Vaccination Msanp-Madagascar.

Direction du Programme Elargi de Vaccination Msanp-Madagascar. Fitaleavana Misahana ny Fandaharan'asa momba ny Vaksiny eto Madagasikara.

Ireo mpisehatra amin'ny vaksiny rehefa zoma.Misaora an'ilay Nahary fa nataony Malagasy isika.
28/08/2026

Ireo mpisehatra amin'ny vaksiny rehefa zoma.
Misaora an'ilay Nahary fa nataony Malagasy isika.

27/08/2026
24/08/2026
πŸ—“19 Aogositra 2026πŸ„ΎπŸ„½πŸ„ΈπŸ……πŸ„΄πŸ…πŸ…‚πŸ„ΈπŸ…ƒπŸ„΄ πŸ……πŸ„ΎπŸ„½πŸ…ƒπŸ„ΎπŸ……πŸ„ΎπŸ…πŸ„ΎπŸ„½πŸ„°.✨️Nofaranana tamin’ny hafatra ho fanentanana amin’ny fanaovana vaksiny miaro am...
19/08/2026

πŸ—“19 Aogositra 2026
πŸ„ΎπŸ„½πŸ„ΈπŸ……πŸ„΄πŸ…πŸ…‚πŸ„ΈπŸ…ƒπŸ„΄ πŸ……πŸ„ΎπŸ„½πŸ…ƒπŸ„ΎπŸ……πŸ„ΎπŸ…πŸ„ΎπŸ„½πŸ„°.
✨️Nofaranana tamin’ny hafatra ho fanentanana amin’ny fanaovana vaksiny miaro amin’ny Mpox ny teto Vontovorona. πŸ’‰
🀝Tompon’andraikitra iray eo amin’ny Oniversite Vontovorona no namarana ny fotoana, ka naneho ohatra tamin’ny fanaovana Vaksiny miaro amin’ny Mpox.
🫑Misaotra ireo mpianatra ny Oniversite ihany koa nandray anjara sy nanentana ireo namany mba hanao Vaksiny miaro amin’ny Mpox.
Fiarovana iombonana, andraikitra iombonana.
πŸ…£πŸ…’πŸ…¨ πŸ…‘πŸ…”πŸ…’πŸ…πŸ…šπŸ… πŸ…₯πŸ…˜πŸ…πŸ…£πŸ…πŸ…πŸ… πŸ…πŸ…šπŸ…žπŸ…‘πŸ…¨ πŸ…πŸ…¨ πŸ…•πŸ…πŸ…—πŸ…πŸ…’πŸ…πŸ…›πŸ…πŸ…œπŸ…πŸ…πŸ….

πŸ’‰πŸ†…πŸ…°πŸ…ΊπŸ†‚πŸ…ΈπŸ…½πŸ†ˆ πŸ…΄πŸ…½πŸ†ˆ πŸ…°πŸ…ΌπŸ…ΈπŸ…½β€™πŸ…½πŸ†ˆ πŸ…ΏπŸ…ΎπŸ…»πŸ†ˆπŸ†ƒπŸ…΄πŸ…²πŸ…·πŸ…½πŸ…ΈπŸ†€πŸ†„πŸ…΄ πŸ†…πŸ…ΎπŸ…½πŸ†ƒπŸ…ΎπŸ†…πŸ…ΎπŸ†πŸ…ΎπŸ…½πŸ…° !πŸ‘‹Androany 18 Aogositra 2026 sy rahampitso 19 Aogositra 2026, mitohy ny f...
18/08/2026

πŸ’‰πŸ†…πŸ…°πŸ…ΊπŸ†‚πŸ…ΈπŸ…½πŸ†ˆ πŸ…΄πŸ…½πŸ†ˆ πŸ…°πŸ…ΌπŸ…ΈπŸ…½β€™πŸ…½πŸ†ˆ πŸ…ΏπŸ…ΎπŸ…»πŸ†ˆπŸ†ƒπŸ…΄πŸ…²πŸ…·πŸ…½πŸ…ΈπŸ†€πŸ†„πŸ…΄ πŸ†…πŸ…ΎπŸ…½πŸ†ƒπŸ…ΎπŸ†…πŸ…ΎπŸ†πŸ…ΎπŸ…½πŸ…° !
πŸ‘‹Androany 18 Aogositra 2026 sy rahampitso 19 Aogositra 2026, mitohy ny fanaovana vaksiny ho fiarovana ny mpianatra.
Miaro tena, miaro ny hafa. β€οΈπŸ’‰

13/08/2026

πŸ‘‹Ndao hatao Vaksiny fanefitry ny Polio ny Zanatsika.

Midera ny herin-tsaina ombam-pitiavan-tanindrazana sy mpiara-belona asehon'ireo mpanentana ara-pahasalamana sy ireo Mpia...
13/08/2026

Midera ny herin-tsaina ombam-pitiavan-tanindrazana sy mpiara-belona asehon'ireo mpanentana ara-pahasalamana sy ireo Mpiasan'ny Fahasalamana mandritra izao hetsika fanaovam-bakisiny faobe hiadiana amin'ny aretina lefan-kozatra izao.
Mankasitraka hatrany ireo lehibe isanambaratonga eto amin'ny Ministera ny Fahasalam-bahoaka amin'ny tohana rehetra.

Address

Mamory
Ivato

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Direction du Programme Elargi de Vaccination Msanp-Madagascar. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share