Tribunal Administratif Fianarantsoa

Tribunal Administratif Fianarantsoa Juridiction rรฉgie par la loi 2001-025 du 09 Avril 2003 relative au Tribunal Administratif et au Tribunal Financier

20/01/2025
06/09/2024
Ity no fotoana! Miavia aby hahalala ny zonao!
05/09/2024

Ity no fotoana! Miavia aby hahalala ny zonao!

Fotoan-dehibe ho antsika rehetra!
05/09/2024

Fotoan-dehibe ho antsika rehetra!

Akory aby ny avy ao Fianara !

๐Ÿ› ๐—™๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐—ฎ๐˜๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† "๐—ง๐—ฟ๐—ถ๐—ฏ๐˜‚๐—ป๐—ฎ๐—น ๐—”๐—ฑ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐˜€๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ณ":

1๏ธโƒฃ ๐ˆ๐ง๐จ๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ข๐ซ๐š๐ค๐š ๐ฌ๐ฒ ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ข๐ค๐ข๐ง๐ฒ ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐ซ๐š๐Ÿ๐ข-๐ฉ๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ?

2๏ธโƒฃ ๐ˆ๐ง๐จ๐ง๐š ๐š๐ฏ๐ฒ ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐๐ข๐ง๐ ๐š๐ง๐š ๐ซ๐š๐ก๐š ๐ก๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐Ÿ๐ข๐ญ๐จ๐ซ๐ข๐š๐ง๐š ๐ข๐š๐ง๐š๐จ?

-----
Alamino ny fotoana ary eh :

๐Ÿ“† Alatsinainy 09 septambra amin'ny 02 ora tolakandro

๐Ÿ“Œ Ao amin'ny grande salle, rรฉgion Haute Matsiatra.

Tongava maro, tsy misy vidim-pidirana.

Fiaraha-miasa miaraka amin'ny :
ANJA Madagascar
Tribunal Administratif Fianarantsoa

17/04/2023
04/04/2023
RDV demain les followers
07/02/2023

RDV demain les followers

๐Ÿ˜†๐Ÿ˜†
28/01/2023

๐Ÿ˜†๐Ÿ˜†

Tadidio tsara ny date ary๐Ÿ™‚๐Ÿ™‚
25/01/2023

Tadidio tsara ny date ary๐Ÿ™‚๐Ÿ™‚

11/08/2022

FIFANINANANA HANDRAISANA POLISY
NOHAMAFISINโ€™NY ยซ CONSEIL Dโ€™ETAT ยป FA TSY FEPETRA NY ROHIM-PIHAVANANA

Nohamafisinโ€™ny Filankevi-panjakana (Conseil dโ€™Etat) taminโ€™ny ยซ Avis Nยฐ15/22-CS/CE/CRECS ยป, nivoaka 22 juillet 2022, fa tsy fepetra hifantenana ireo mpifaninana horaisina ho polisy ny rohim-pihavanana aminโ€™ny endriny rehetra. Voalaza fa ny mason-tsivana mifototra aminโ€™ny rohim-pihavanana, ka manome tombony mpifaninana aminโ€™ny fidirana aminโ€™ny asam-panjakana, dia mitarika raharam-pitsarana mety hanafoana manontolo ny fifaninanana.
Manamafy ny ยซ Avis nยฐ11/22-CE/CRECS/AV ยป, nivoaka 27 mai 2022 ity valinโ€™ny fakan-kevitra faharoa nataonโ€™ny CNIDH ity, taorianโ€™ny fanovana aminโ€™ny ampahany ireo didim-pitondrana ampiharina aminโ€™ny fifaninanana.
Sary fanehoana

Address

Anjorozoroana
Fianarantsoa

Opening Hours

Monday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:00
Friday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:00

Telephone

+261340757245

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tribunal Administratif Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Tribunal Administratif Fianarantsoa:

Share