DREN Atsimo Atsinanana

DREN Atsimo Atsinanana Fitaleavam-paritry ny Fanabeazam-pirenena Atsimo Atsinanana

🛑Notanterahina ny zoma 21 aogositra 2026 ny "ouverture des offres d'entreprises" ho an'ireo fotodrafitrasa 20 tohanan'ny...
26/08/2026

🛑Notanterahina ny zoma 21 aogositra 2026 ny "ouverture des offres d'entreprises" ho an'ireo fotodrafitrasa 20 tohanan'ny tetikasa TALIM ao amin'ny CISCO Farafangana.
▶️Nanatrika izany ny lehiben'ny CISCO sy ireo mpikambana ao amin'ny FEFFI ary ny solontena avy amin'ny Minisitera foibe.
-atsimoatsinanana
-farafangana
UCOM MEN/Aogositra 2026

26/08/2026
26/08/2026
DREN Atsimo AtsinananaCISCO Farafangana. Notanterahina ny 21/08/2026 tao amin'ny EPP Centre Fenoarivo Farafangana ny Ouv...
24/08/2026

DREN Atsimo Atsinanana
CISCO Farafangana.

Notanterahina ny 21/08/2026 tao amin'ny EPP Centre Fenoarivo Farafangana ny Ouverture des offres d'entreprises 20 Construction Projet TALIM ho an'ny DREN Atsimo Atsinanana.
Tonga nanatrika izany ireo equipe avy amin'ny MEN, CHEF CISCO,membre FEFFI, solotena avy ao amin'ny DREN .
Izany no natao dia ho fanatsarana hatrany ny kalitaon'ny fampianarana ny zaza Malagasy.

-atsimoatsinanana
MEN Aogositra

Address

Amboanio
Farafangana
309

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DREN Atsimo Atsinanana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to DREN Atsimo Atsinanana:

Shortcuts

Share