TAM TAM

TAM TAM TAnora Mahasarika TAnora Mahatarika

TAnora Mandray andraikitra TAnora Mamela mamy.

06/11/2025

Hira fanevan'ny Festival ZAKA TSARA 🎶❤ Asiavanaro sofigny, asiavanaro maso ☺😍💞
Artiste: mbolaTSARA
Titre: Fihavanagna

Á bientôt  , Festival ZAKA TSARA" Tanora mahazo honon-draha, manomboko niany ny amaragny " :
16/09/2025

Á bientôt , Festival ZAKA TSARA
" Tanora mahazo honon-draha, manomboko niany ny amaragny " :

VOASORATRA HOE :"Andriamanitra tsy mba olona ka handainga, na zanak'olombelona ka hanenina; moa efa nilaza va Izy, ka ts...
27/09/2024

VOASORATRA HOE :
"Andriamanitra tsy mba olona ka handainga, na zanak'olombelona ka hanenina; moa efa nilaza va Izy, ka tsy hefainy? na efa niteny va Izy, ka tsy hotoviny?" Nomery 23 : 19

Zegny raha nanjary è! Hisaoragna Zanahary. Zegny raha soa è! Voninahitra ho an'i JESOA.
08/09/2024

Zegny raha nanjary è!
Hisaoragna Zanahary.
Zegny raha soa è!
Voninahitra ho an'i JESOA.




06/09/2024

ZAKA TSARA :
Miombogna fa tsendriky taraiky, mifankatiava ry havakô :

LEADERSHIP :Si on vous respecte comme personne, on vous admire; si on vous respecte comme ami, on vous aime; si on vous ...
04/07/2024

LEADERSHIP :

Si on vous respecte comme personne, on vous admire; si on vous respecte comme ami, on vous aime; si on vous respecte comme leader, on vous suit.
Les vrais leaders voient et respectent le leadership des autres.

Oui...Le respect se gagne en disant la vérité et en investissant du temps , de qualité pour les autres.
Investissez votre temps avec vos meilleurs atouts et déléguez autant que possible.
Gardez dans votre cercle ceux qui sont capables d’élever les autres et vous aident à vous améliorer.

ENY :Tsaroako tokoa izaoNy soa be noraisikoTsy tapaka avy taminao,Ry Andriananahariko !Ny lasa itodihanaDia mampiseho av...
13/06/2024

ENY :
Tsaroako tokoa izao
Ny soa be noraisiko
Tsy tapaka avy taminao,
Ry Andriananahariko !

Ny lasa itodihana
Dia mampiseho avokoa
Ny tanam-pitiavana
Miahy sady manasoa !

He koa 'ty androko ity
Izay diaviko izao,
Dia voahodidina ery
Ny fitahiana aminao !

Dia tokiko tokoa izay
Fa mbola ho arovanao
Anio, ampitso, rahatrizay,
Izay miankina Aminao !

Ka dia mba velomy re
Aty anatiko ny fo
Hahay misaotra Anao anie,
Ry Rainay be famindram-po !

Alefa mbolaTSARA ...tsara marigny :
14/04/2024

Alefa mbolaTSARA ...tsara marigny :

ÉCOUTE :"Au lieu d'acheter à vos enfants toutes les choses que vous n'avez jamais eues, vous devriez leur enseigner tout...
06/02/2024

ÉCOUTE :
"Au lieu d'acheter à vos enfants toutes les choses que vous n'avez jamais eues, vous devriez leur enseigner toutes les choses que vous n'avez jamais apprises. Le matériel s'use mais le savoir reste."

mbolaTSARA :Jóvenes no se rindan, vale la pena servir a Dios. ❤Jeunes ne baissez pas les bras, Dieu vaut la peine d'être...
20/11/2023

mbolaTSARA :

Jóvenes no se rindan, vale la pena servir a Dios. ❤
Jeunes ne baissez pas les bras, Dieu vaut la peine d'être servi !

Diniho sy hevero :
09/11/2022

Diniho sy hevero :

Address

121 SB Scama
Antsiranana
201

Telephone

+261328203130

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TAM TAM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to TAM TAM:

Share

Category