03/03/2026
Bonsoir jiaby, misy formation momba ny entrepreneuriat io hatao ny vendredi 6 sy samedi 7 de 9 h à 15 h any amin'ny SARIMANOCK (tsy haiko ny manoratra azy), omena pause café sy déjeuner sy attestation. Samy miantoka ny fomba ahatongavany any. Fa mila misoratra anarana mialoha. Zay vonona dia antsoy zaho 032 41 547 30