SANTE Vakinankaratra

SANTE Vakinankaratra DRSP sous contrat FBP ou Fonds Basés sur la Performance se situant à Andranomafana, Antsirabe

Tsarovy sy mba tadidio, malagasy anie ianao 🇲🇬
21/08/2026

Tsarovy sy mba tadidio, malagasy anie ianao 🇲🇬

📢 Ny vaksiny sy ireo rehetra mikasika azy no entin'ny SDSP Antsirabe I amin’ny fandaharana mivantana ao amin’ny FM 105.0...
21/08/2026

📢 Ny vaksiny sy ireo rehetra mikasika azy no entin'ny SDSP Antsirabe I amin’ny fandaharana mivantana ao amin’ny FM 105.0

📅 𝙏𝙖𝙡𝙖𝙩𝙖 25 𝘼𝙤𝙜𝙤𝙨𝙞𝙩𝙧𝙖 2026
⏰ 𝘼𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 14𝙝30
📻 𝘼𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙁𝙈 105.0

❓🗣️ Manana fanontaniana ve ianao ?
Afaka mandefa izany : 📩 Amin’ny MP
💬 Na eo amin’ny commentaire
📱 Na amin’ireto laharana ireto :
☎️ 034 76 105 00
☎️ 033 03 105 00

🤝 Lazao hatrany ny namana
🔄 Partageo ny publication
✨ Mety hahasoa olona maro ny fampahafantarana izany
🤝 MIASA MIARAKA HO AMIN’NY FANOVANA
🇲🇬 MANASITRANA FIRENENA

21/08/2026
21/08/2026

Horonantsary fisaorana ireo rehetra niaraha-nisalahy tamin'ny fanatontosana ny JRS 2026. Afa-po na ireo tanora na ny vahoaka efa ho 3000 mahery. Irariana ny hampandroso ny fahasalamana eto Vakinankaratra sy itohizan'ny fanohanana ny tanora ho amin'ireo zony indrindra ara-pahasalamana.
Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka SDSP Antsirabe 2 SDSP Antanifotsy SDSP Faratsiho SDSP Antsirabe I SDSP Ambatolampy SDSP Mandoto SDSP Betafo CHRR Vakinankaratra Centre Thermal Antsirabe Centre de Rééducation Motrice de Madagascar - CRMM Faritra Vakinankaratra Ofisialy Fianakaviana Sambatra Ofisialy Naturopharma Officiel Dr Manitra Rakotoarivony OSCAPE YMCA Antsirabe Radio Fanabeazana ofisialy BIRA RADIO Télévision VFM 105 102 rta bira Projet Hiratra: Prévention de la cécité infantile à Madagascar Doctors for Madagascar | Ärzte für Madagaskar

Mahafinaritra ary tsy ambakain'ny hafa ny fitafy malagasy Mankasitraka o
18/08/2026

Mahafinaritra ary tsy ambakain'ny hafa ny fitafy malagasy Mankasitraka o

Santionan'ny Zoma fitafy Malagasy e 👍
14/08/2026

Santionan'ny Zoma fitafy Malagasy e 👍

12/08/2026
📢 Ny vaksiny sy ireo rehetra mikasika azy no andao resahantsika amin’ny fandaharana mivantana ao amin’ny FM 105.0📅 𝙏𝙖𝙡𝙖𝙩...
07/08/2026

📢 Ny vaksiny sy ireo rehetra mikasika azy no andao resahantsika amin’ny fandaharana mivantana ao amin’ny FM 105.0

📅 𝙏𝙖𝙡𝙖𝙩𝙖 11 𝘼𝙤𝙜𝙤𝙨𝙞𝙩𝙧𝙖 2026
⏰ 𝘼𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 14𝙝30
📻 𝘼𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙁𝙈 105.0

❓🗣️ Manana fanontaniana ve ianao ?
Afaka mandefa izany : 📩 Amin’ny MP
💬 Na eo amin’ny commentaire
📱 Na amin’ireto laharana ireto :
☎️ 034 76 105 00
☎️ 033 03 105 00

🤝 Lazao hatrany ny namana
🔄 Partageo ny publication
✨ Mety hahasoa olona maro ny fampahafantarana izany
🤝 MIASA MIARAKA HO AMIN’NY FANOVANA
🇲🇬 MANASITRANA FIRENENA

Address

VAKINANKARATRA, ANTSIRABE
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SANTE Vakinankaratra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share