Cffamma

Cffamma Centre de Fabrication ,de Formation et d'Application du Machinisme et de la Mécanisation Agricole

03/09/2026

Ity àry ny fampiasàna ilay 😁

Fanaovana inona àry ity fitaovana ity? 😁  Ho alefantsika eto ihany ny fampiasàna azy 😁Mirary herinandro finaritra ho ana...
31/08/2026

Fanaovana inona àry ity fitaovana ity? 😁 Ho alefantsika eto ihany ny fampiasàna azy 😁

Mirary herinandro finaritra ho anao 😉🍀

Ireto avy ireo sampam-piofanana misy :👉 Machinisme agricole : ato amin'ny Cffamma  Antsirabe (BTS & Licence)👉 Equipement...
29/08/2026

Ireto avy ireo sampam-piofanana misy :

👉 Machinisme agricole : ato amin'ny Cffamma Antsirabe (BTS & Licence)

👉 Equipement rural : Cffamma-Annexe Antananarivo (DTS & Licence).

Vonona ny handray anao ny ekipa ety amin'ny Salon de l'étudiant, Cathédrale NDS Antsenakely, raha toa ka mila fanazavàna fanampiny 😁

Andiany faha-167 amin’ny "Conducteur d’engins" niofana teto amin'ny Cffamma  : olona 16 no nahavita ny fiofanana, ka veh...
28/08/2026

Andiany faha-167 amin’ny "Conducteur d’engins" niofana teto amin'ny Cffamma : olona 16 no nahavita ny fiofanana, ka vehivavy 1.

Tsy ampy intsony ny hoe mahay mitondra "engin" fotsiny ihany. Ilain’ny sehatry ny asa kokoa ny olona tena mahay, matihanina ary vonona hiasa eny an-kianja.

Te hahazo fahaiza-manao azo ampiharina avy hatrany ve ianao?

Tongava misoratra anarana ao amin'ny hafatra miafina, na antsoy ny 034 03 966 77. ;)

👉 Fidirana manaraka : manodidina ny 20 Septambra 2026

Inona izany no atao rehefa azo ilay bacc? Tongava ety amin'ny Salon de l’Étudiant, karakarain'ny    😁Raha te hahalala ho...
28/08/2026

Inona izany no atao rehefa azo ilay bacc?

Tongava ety amin'ny Salon de l’Étudiant, karakarain'ny 😁

Raha te hahalala hoe inona avy no hianarana amin'izany machinisme agricole izany, inona no fahaiza-manao ho azonao ary inona ny asa mety ho atao, dia tongava mihaona amin'ny Cffamma 😉

Manoloana ny Katedraly Antsenakely – Antsirabe, androany sy rahampitso.

👉 Aza mandalo fotsiny. Tongava manontany, mifampiresaka ary fantaro ny mety ho lalanao.

Aza mifidy lalam-piofanana fotsiny. Fidio ny lalana ahafahanao mahita na mamorona asa!Mbola misalasala amin’ny fianarana...
27/08/2026

Aza mifidy lalam-piofanana fotsiny. Fidio ny lalana ahafahanao mahita na mamorona asa!

Mbola misalasala amin’ny fianarana izay horantovinao ve ianao? Tsy azonao antoka hoe inona ny asa mety aminao rahatrizay?

Tongava mihaona amin’ny Cffamma ao amin’ny Salon de l’Étudiant, manomboka rahampitso 28 sy 29 aogositra 2026.

📍 Manoloana ny Katedraly Antsenakely - Antsirabe

Afaka manontany sy mahazo fanazavana momba ny fiofanana misy, ny fahaiza-manao ary ny débouchés ianao.

👉 Tongava maro!

Araky ny hevitrao, inona avy ireo mason-tsivana ilazàna hoe tsara ny fitaovana iray? 😁
26/08/2026

Araky ny hevitrao, inona avy ireo mason-tsivana ilazàna hoe tsara ny fitaovana iray? 😁

𝐈𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐛𝐨𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐂𝐅𝐅𝐀𝐌𝐌𝐀?Ireto hitanareo amin'ny sary ireto ny santionan'ireo fitaovana am...
21/08/2026

𝐈𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐛𝐨𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐂𝐅𝐅𝐀𝐌𝐌𝐀?

Ireto hitanareo amin'ny sary ireto ny santionan'ireo fitaovana amboarina eto amin'ny Cffamma. Marihana fa afaka manamboatra ankoatran'ireo izahay...

Aza misalasala miantso ny laharana 034 02 378 92 raha toa ka mila fanazavàna fanampiny ☺

18/08/2026
Aza mijery fotsiny 😁 Afaka andramanao anie ny mampiasa ilay "vanneuse" na fikororohana e 🤗 Aza misalasala ihany koa mano...
14/08/2026

Aza mijery fotsiny 😁

Afaka andramanao anie ny mampiasa ilay "vanneuse" na fikororohana e 🤗 Aza misalasala ihany koa manontany ny fomba fiasany sns.

Eo amin'ny stand 017-018, no misy ny Cffamma hatramin'ny alahady izao.

Drasa Vakinankaratra - Fifamanor - IITA Madagascar -

Address

IVORY
Antsirabe
109

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Telephone

+261340205398

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cffamma posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Cffamma:

Shortcuts

Share