Jobily faha 150 Taona FLM Vatotsara Antsirabe

Jobily faha 150 Taona FLM Vatotsara Antsirabe FLM LOVASOA VATOTSARA

02/06/2023

FIZAFIVA Zanaka ampielezana 'ny FLM VATOTSARA eto Antananarivo.
Rindrakira fiderana Ezaka Clavier, sonorisation Ary adidy an tanindrazanao. Sabotsy 3 jona 2023,0FLM 67 ha manomboka zlin'ny 14h30.
Iteto no hanatanteraka ny rindrakira
Tarika Fara ANDRIAMANJATO FIZAFIVA.Kerobima Finoana Avaratr'Ankatso, Antoko mpihira Imamba, Antson''ny Fitiavanao FJKM Fonohasina Firaisana Iarivo Avaradrano , KT Maintimolaly FLM Ambatovinaky, STK FJKM Ambohitsimeloka
, AFIFA Betafo, SLK Anosivavaka, Antson,'ny Fandresena, VLM Ambatovinaky.
Aza mba manadino ny tanindrazanao.

Aoka hifampilqza, Mila ny fanampianao sy ny fanotronanao zahay.
Hitahy anie Jehovah
Partager o araka Zay mety.
Ny birao

01/06/2023

FIZAFIVA Fikambanan'"n'y Zanaka Ampielezan'ny FLM Vatotsara Antsirabe eto Antananarivo.
Rindrakira fiderana an Andriamanitra so am FLM 67ha sabotsy 3 jona amin'ny 14h30 . Tsy misty vidim-pidiranafarotsa-balopy no hatao.
Ezaka clavier, sonorisation Ary adidy antanindrazana.
Iarahanao amin'ny FIZAFIVA, Tarika Fara ANDRIAMANJATO, KT Maintimolaly Ambatovinaky, Antson'ny Fitiavanao FJKM Fonohasina Firaisana Iarivo Avaradrano Antokom pihira Imamba , Antoko pihira Kerobima Finoana Avaratra Ankatso, KT FJKM Ambohitsimeloka, s'y n'y maro hafao.
Tena Mila anao zahay.
Ary mbamanadino n'y tanindrazanao.
Ho amintsika rehetra Anie nyfahasoavan'i Tompo

13/08/2021

Manahoana daholo, ary manantena izay afaka hanotrona ny jobily faha 150 taona ny FLM Lovasoa Vatotsara ny sabotsy sy alahady 28-29 aogositra 2021. Mahereza Tompko.

29/03/2021
26/03/2021

Manahoana daholo, mba alefaso eto hoe ny sarin'ny TOBY amin'izao fotoana izao fotoana izao izay manana. Misaotra antsika rehetra.

03/01/2021

Mirary ny fitahin'Andriamanitra Lehibe amin'ny fanatontosana ny Tsangambato ny Jobily faha 150 taona sady miarahaba ny rehetra nahatratra ny taona 2021 ihany koa. HITAHY ANIE JEHOVAH.

21/09/2020

Faly miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i Tompo indray. Efa manomboka misokatra ny fihibohana ary toy izany koa ny fandroson'ny Jobily ka dia ho resahina tsy ho ela eto ihany ny tohin'ny jobily fa efa misy dinidinika mandeha.
Mazotoa Tompoko.

22/05/2020

Faly miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i Tompo, niantso an'i Pasitora an'i VATOTSARA aho dia izao no vaovao zaraina amintsika.
Rehefa nanapakevitra ny Fileovana Antsirabe atsimo dia ahemotra amin'ny herintaona 2021 ny Jobily faha 150 taona ny FLM VATOTSARA. Mino aho fa ny ezaka ataontsika dia mitohy hatrany.
Efa fantatsika ny antony fa mino aho fa hisy fizarana ny fomba sy ny dingana manaraka rehefa hisy fivorian'ny birao sy komitin-jobily. Misaotra Tompoko.

12/04/2020

Faly miarahaba antsika rehetra tratry ny P***A 2020 , VELONA JESOSY ho antsika.

17/03/2020

Manakory aby, Ireto ny fandaharam-potoana ato ho ato amin'ny Fankalazana ny JOBILY faha 150 taona ny FLM VATOTSARA:
- Fivarotana hena kisoa : ao antsirabe sy Vatotsara sabotsy 11 avril 2020
- SAKAFON-JOBILY ao Antsirabe: 2 mai 2020,
- SAKAFON-JOBILY eny VATOTSARA: 24 mai 2020,
-Hisy hetsika fampisehoana izay atoa ao antsirabe : ho lazaina eto ny antsipirihany amin'n manaraka,
-Hamafisiana ny communication amin'ny radio sy tele ary internet,

Miandry ny fandraisanao anajra ary e.

17/03/2020

Ankoatra izany dia misy calendrier JOBILY amidy 2000 ariary koa miomana amin'ny fividianana. Entina eny amin'ny fivoriam-bavaka ny alahady 22 mars 2020 izao eny amin'ny EPP 67HA Atsimo an'ny FIZAFIVA eto Antananarivo.

Address

Vatotsara
Antsirabe
2

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jobily faha 150 Taona FLM Vatotsara Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share