07/08/2026
๐๐ฑ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฎ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ผ๐น๐ผ๐บ๐ฏ๐ฒ๐น๐ผ๐ป๐ฎ: ๐ง๐๐ ๐บ๐ถ๐๐ ๐ณ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฎ๐๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ฟ๐.
๐นNampiantrano ny fikaonan-dohan'ireo mpisehatra isan-tsokajiny amin'ny ady amin'ny famarinana olombelona ny Sampandraharaha misahana ny raharaha politika sy toekarena, ary ny Sampandraharaha misahana ny filaminana eto amin'ny masoivoho amerikana tamin'ity herinandro ity. Fihaonana izay nandraisan'ny solontena avy amin'ny mpitandro filaminana, masoivoho vahiny, tompon'andraikim-panjakana, sampan-draharaha iraisam-pirenena, ary fikambanan'ny fiarahamonim-pirenena mba hanamafisana ny paikady iombonana hiadiana amin'ny famarinana olombelona amin'ny alalan'ny fisolokiana an'habaka.
๐น Nohamafisin'ny Mpiandraiki-draharaha mpisolo toerana Melanie Higgins fa zava-dehibe ny fiaraha-miasa eo amin'ny firenena roa tonta, ary ny fandraisana anjaran'i Madagasikara hatrany amin'ireo ezaka iombonana hiadiana amin'ny heloka bevava an'habaka iraisam-pirenena sy ny ambana amin'ny trangana famarinana olombelona.
๐นNiara-nandinika ireo karazana trangana famarinana olombelona efa nisy izy ireo ary nifampizara hevitra momba ny fomba hiadina amin'izany, indrindra fa efa mivoatra amin'ny tsara hatrany ny ezaka ataon'i Madagasikara amin'ity ady ity. Nisondrotra tamin'ny Sokajy 2 aminโny maridrefy iraisam-pirenena momba ny famarinana olombelona i Madagasikara araka ny Tatitra momba ny Famarinana Olombelona navoakan'ny Departemantam-panjakana amerikana tamin'ny taona 2025, taorianโny nijanonany telo taona nisesy tao aminโny lisitra fanaraha-maso.
๐นNy lohahevitra manerantany aminโity taona ity hoe "๐ฉ๐ผ๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ธ๐ ๐ป๐ ๐๐ถ๐๐ผ๐น๐ผ๐ธ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป'๐๐ฎ๐ฏ๐ฎ๐ธ๐ฎ" dia manasongadina ny tsindry miaro herisetra sy famatorana aminโny trosa iainanโireo lasibatra maneran-tany aminโny hosoka anโhabaka, ka mety hitera-doza ho anโireo olom-pirenena amerikana sy malagasy.
๐นMiaradia hatrany amin'i Madagasikara ny masoivoho amerikana amin'ity ady ity. Miantraika amin'ny fiainan'olona an-tapitrisany eto an-toerana sy maneran-tany ny famarinana olombelona ary tsy misy firenena afaka miatrika izany samirery. Rehefa miara-miasa isika dia afaka mamerina ny fanantenana sy ny fahamendrehana ho an'ireo lasibatra.
---
๐จ๐ป๐ถ๐๐ถ๐ป๐ด ๐๐ด๐ฎ๐ถ๐ป๐๐ ๐ง๐ฟ๐ฎ๐ณ๐ณ๐ถ๐ฐ๐ธ๐ถ๐ป๐ด ๐ถ๐ป ๐ฃ๐ฒ๐ฟ๐๐ผ๐ป๐: ๐ก๐ผ ๐๐ผ๐๐ป๐๐ฟ๐ ๐๐ฎ๐ป ๐๐ฎ๐ฐ๐ฒ ๐ถ๐ ๐๐น๐ผ๐ป๐ฒ
๐นThis week, the U.S. Embassy's Political-Economic and Regional Security Offices convened a multi-stakeholder dialogue bringing together law enforcement, foreign missions, international institutions, and civil society organizations to strengthen our collective response to trafficking in persons including the emerging threat of scam-related trafficking operations.
๐นChargรฉ dโAffaires a.i. Melanie Higgins presented remarks emphasizing the importance of collaboration between our two nations, highlighting Madagascarโs continued participation in coordinated security efforts to fight transnational cybercrime and trafficking threats.
๐นParticipants assessed ongoing TIP cases and shared perspectives on tackling this scourge together, building on real progress: Madagascar was recently upgraded to Tier 2 in the U.S. Department of State's 2025 Trafficking in Persons Report, following three years on the Watch List.
๐นThis year's global theme, "๐ง๐ฟ๐ฎ๐ฝ๐ฝ๐ฒ๐ฑ ๐๐ฒ๐ต๐ถ๐ป๐ฑ ๐๐ต๐ฒ ๐ฆ๐ฐ๐ฎ๐บ," highlights how victims worldwide are forced through violence and debt bo***ge into online fraud operations that harm citizens of the United States as well as Madagascar.
๐นThe U.S. Embassy remains committed to standing with Madagascar in this fight. Trafficking affects millions of lives here and around the world, and no country can face it alone. Together, we can restore hope and dignity to its victims.