Direction des Domaines et de la Propriété Foncière

Direction des Domaines et de la Propriété Foncière Fananan-tany antoky ny fampandrosoana

31/05/2026
22/05/2026
Amin'ny alahelo lehibe no ampandrenesana anareo fa i RAZONIRIANA Hajazoniaina ,dia nodimandry teo amin'ny faha 55 taonan...
18/05/2026

Amin'ny alahelo lehibe no ampandrenesana anareo fa i RAZONIRIANA Hajazoniaina ,dia nodimandry teo amin'ny faha 55 taonany.
Ny Fitaleavan'ny Sampandraharaha ny Fananantany dia mankahery ny fianankaviany sy ireo mpiara-miasa niaraka aminy ary ny fianakaviam-be ny Direction .
🕊️Mandria am-piadanana Naina🕊️

11/05/2026
📢 FITANTANANA NY FANANAN’NY FANJAKANA : Nidina ifotony tao Ambohidratrimo ny DGSF amin’ny anaran’ny Ministeran’ny Fananj...
29/04/2026

📢 FITANTANANA NY FANANAN’NY FANJAKANA : Nidina ifotony tao Ambohidratrimo ny DGSF amin’ny anaran’ny Ministeran’ny Fananjariana ny Tany sy Raharahan-tany .
Androany alarobia 29 aprily 2026, tontosaina tao amin'ny biraon'ny Distrikan'Ambohidratrimo ny fivoriana fampahafantarana sy fanentanana momba ny fitantanana ny tanim-panjakana.
🎯 Tanjona?
Ny fampahafantarana ny momba ny "Affectation" na ny famindrana ny fitantanana ny tany ho an'ireo Sampandraharaha Teknika (STD) sy ny Vondrom-bahoaka ifotony (CTD), ao anatin'ny tetikasa ODOC AFFECTATION . Dingana lehibe izany ho fiarovana ny fananan'ny Fanjakana.
🤝 Ireo mpandray anjara:
Nifanome tànana tamin'izao iraka izao:
Ny ekipan'ny DRATSF Analamanga (SRD sy SRT).
Ny Lehiben'ny sampandraharaha mpandrindra ny fananan'ny Fanjakana eo anivon'ny DGSF.
Ireo Tale sy ekipa teknika avy amin'ny DDPF, DST, DOE ary DSFD.
Ezaka iombonana izao mba hisian'ny fangaraharana sy ny fampandrosoana miainga avy eny ifotony amin'ny alalan'ny fifehezana ny resaka fananantany.

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Direction des Domaines et de la Propriété Foncière posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share