DG Enseignement Technique et Professionnel

DG Enseignement Technique et Professionnel Fampianarana Teknifka sy Fanofanana Arak'asa

olo-mahay raha tsy very mandeha

06/05/2023
03/10/2020

Taham-pahafaham-panadinana Certificat d'Aptitude Professionnelle (CAP) sy ny Certificat de Fin d'Apprentissage (CFA), taona 2020
"Olo-mahay raha, tsy very mandeha"

Anio alatsinainy faha 14 septambra 2020 no miatrika ny fanadinana ahazoana ny Certificat d’Aptitude Professionnelle (CAP...
14/09/2020

Anio alatsinainy faha 14 septambra 2020 no miatrika ny fanadinana ahazoana ny Certificat d’Aptitude Professionnelle (CAP) sy ny Certificat de Fin d’Apprentissage (CFA) ireo mpiadina 1559 manerana ny nosy. Nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny laza adina Atoa TSIKEL’IANKINA Ernest, Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa tao amin'ny lysea teknika Ampefiloha. Nirary soa sy nitso-drano an’ireo mpanala fanadinana izy nandritra izany fotoana izany.
Marihana fa miisa 1283 ireo mpiadina miatrika ny CAP ary 276 kosa ny miatrika ny CFA izay mitsinjara ao antin’ny ivo-toeram-panadinana miisa 49 erak’I Madagasikara. Voahaja tanteraka ireo fepetra ara-pahasalamana mandritry ny fiatrehana ny fotoam-panadinana. Haharitra efatra andro ny CAP ary telo andro kosa ny CFA.

Address

Complexe Scolaire Ampefiloha
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DG Enseignement Technique et Professionnel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to DG Enseignement Technique et Professionnel:

Share