Ministère du Travail de l'Emploi de la Fonction Publique des Lois Sociales

Ministère du Travail de l'Emploi de la Fonction Publique des Lois Sociales Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ministère du Travail de l'Emploi de la Fonction Publique des Lois Sociales, Government Organization, Antananarivo.

Le Ministère est chargé de la conception, de la mise en œuvre et du suivi de l’application de la Politique du Gouvernement en matière de Travail, d’Emploi, de la Fonction Publique et de Lois Sociales.

🚨Résultats du concours INFA session 2021-2022                   Félicitations aux admis 👏👏
19/05/2022

🚨Résultats du concours INFA session 2021-2022
Félicitations aux admis 👏👏

📣📣 Tatitry ny filan-kevitry ny Governemanta ny 18 May 2022 mahakasika ny Ministeran'ny Asa ny Fampananan'asa ny Asam-pan...
19/05/2022

📣📣 Tatitry ny filan-kevitry ny Governemanta ny 18 May 2022 mahakasika ny Ministeran'ny Asa ny Fampananan'asa ny Asam-panjakana ary ny Lalàna Sosialy.

📝 MTEFPLS : Mpitantana vehivavy eo anivon'ny MTEFPLS nampita traikefa tamin'ireo mpianatra ho manamboninahitra polisy sy...
19/05/2022

📝 MTEFPLS : Mpitantana vehivavy eo anivon'ny MTEFPLS nampita traikefa tamin'ireo mpianatra ho manamboninahitra polisy sy Kaomisera vehivavy

✅ Amperin’asa tanteraka momba ny fizarana traikefa ireo mpitantana vehivavy (Staff féminin) ao anivon’ny MTEFPLS ankehitriny ka nanombohan'izy ireo izany ny fanentanana sy fampitana traikefa ho an’ireo mpianatra ho manamboninahitra polisy (Elèves Officiers de Police), sy mpianatra ho kaomisera (Elèves Commisaires de Police), avy amin’ny andiany roa, dia ny andiany « REHAREHA » sy ny andiany « VINA » androany.

📌 Teny amin’ny Club du Car Mandrosoa Ivato moa no notanterahina izany.

✳️ Ny lohahevitra dia miompana amin’ny hoe : "Les femmes et le monde du travail", ka samy nanaovana famelabelarana na ny sehatry ny asam-panjakana, na ny sehatra tsy miankina.

🔥 Misampana sy miantsoroka sehatra samihafa, ary tsy mitsahatra ny Ekipa mavitrika eto amin’ny Ministeran’ny Asa, sy ny Fampananan’Asa, ny Asam-panjakana, ary ny Lalana Sosialy ho fampandrosoana an’i Madagasikara.

📝 𝗙𝗜𝗟𝗔𝗡𝗞𝗘𝗩𝗜𝗧𝗥𝗬 𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗥𝗔           Alarobia 18 may 2022       📌 Nanamafy sy nanome torolalana ny fanofanana teknika s...
19/05/2022

📝 𝗙𝗜𝗟𝗔𝗡𝗞𝗘𝗩𝗜𝗧𝗥𝗬 𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗥𝗔
Alarobia 18 may 2022

📌 Nanamafy sy nanome torolalana ny fanofanana teknika sy arak'asa mba hanamoràna ny fananan'asa eto Madagasikara ny Filohan’ny Repoblika nandritra ny Filankevitry ny Minisitra natao ny 18 may 2022.

🔶 Izany moa dia mifototra amin'ny Velirano faha efatra mahakasika ny :"Fanabeazana ho an'ny rehetra sy ny Velirano faha enina mahakasika ny: "Asa mendrika ho an'ny rehetra".

🚨 Mila Asa izay mifanaraka amin'ny filàn'ny firenena ny tanora mba hahafahany mitondra ny anjara birikiny amin'ny fampandrosoana an'i Madagasikara

✅ Marihina fa efa marobe ireo teknika an-dalam-panantanterahana manerana ny Nosy saingy mila hafainganina izany. Hoan'ny Ministeran'ny Asa ny Fampananan'asa ny Asam-panjakana ary ny Lalàna dia efa misy ny "répertoire national emploi et métiers pour Madagascar" nozaraina ny 10 May 2022 izay antenaina fa hitondra fampandrosoana lehibe amin'ny sehatry ny fampiofanana sy ny asa eto Madagasikara satria io no anisan'ny fitaovana hahafahana mampifanaraka ny filàn'ny firenena arak'asa amin'ny fampianarana sy ny fampiofanana omena ny tanora.

✳️ Noho izany indrindra dia anisan'ny Ministera notsoingana manokana ary manana adidy goavana amin'ny fanantanterahana ity torolalana ity ny Ministeran'ny Asa ny Fampananan'asa ny Asam-panjakana ary ny Lalàna Sosialy izay tarihian'ny Ramatoa Gisèle RANAMPY.

🇲🇬 MTEFPLS --- DRTEFPLS  Anôsy           ✅ 17 May 2022: Tonga nijery ifotony ny  fanamboarana  ny birao vaovao manaram-p...
18/05/2022

🇲🇬 MTEFPLS --- DRTEFPLS Anôsy

✅ 17 May 2022: Tonga nijery ifotony ny fanamboarana ny birao vaovao manaram-penitra hiasan'ny fitaleavam-paritry ny MTEFPLS ao amin'ny faritra Anôsy Ramatoa Minisitry ny Asa ny Fampananan'asa ny Asam-panjakana ary ny Lalàna Sosialy Gisèle RANAMPY, sy ny Governoran'ny faritra ary ny talem-paritry ny MTEFPLS faritra Anôsy Ramatoa Rivosoa Lalaina.

🔶 Nandritra izany fitsidihana izany dia nisy ny fihaonana nataon'i Ramatoa Minisitra tamin'ireo mpiasan'ny Ministera , ka nanomezana azy ireo ny toro-marika hampandehanana tsara ny raharaham-panjakana, sy ny asa iandraketanan'ny Minisitera indrindra ny hametrahana ny veliranon'ny faha 6 izay napetraky'ny Fitondram-panjakana.

18/05/2022
18/05/2022
18/05/2022
18/05/2022
18/05/2022

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ministère du Travail de l'Emploi de la Fonction Publique des Lois Sociales posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share