25/03/2026
Levure de bière
Complément alimentaire protéine
Natao hoan'ny olona rehetra mihintsy
Eny! mihintsy hoy aho satria na zaza, ankizy, tanora, lehibe sy ny Zoky ray aman-dreny dia samy mahazo ny anjarany avokoa
Mampaniry volo, mampitsahatra ny volo mihintsana, mahatsara hoho, manazava ny volon-koditra
sady hery fiarovana izy no manampy amin'ny havizanana, ny torimaso, ny Hormones ✨✨✨
Mahangeza ihany koa hoan'izay tia ahazo vatana indrindra ireo mikotrana ✨✨✨
Mamerina fitadidina hoan'ny somary very tadidy ary indrindra manampy fitadidina hoan'ny mpianatra ✨✨✨
Maro tsy voatanisa ny vokan-tsoa azo avy aminy ✨✨✨
Fehiny , mameno ny sela rehetra tsy ampy amin'ny vatanao izy ✨✨✨
Vita Malagasy ary 100% Natioraly
📞 +261344618881
☎️ +261374288845