26/08/2026
🦅🐦HO ANY LEHILAHY 🐦🦅
Faly miarahaba antsika rehetra indray tompoko
Hanome astuce ho antsika mananao olana Amin resaka prostate aho!maro ianareo no mitaraina momba io!eto dia mahafaly anay no mitondra zavtra mahasoa ho antsika manaraka foan ny fizarana nataoko ato!
❤️
Ny voatsokona dia anisan singa iray manasintrana ny resaka aretina prostate.
🇧🇬Maro ny aretina sintranan corossol ka hitanis aretina vitsi2 aho!
🇧🇬Aretim-bavony
🇧🇬Manala hamamona tafahoatra
🇧🇬Ny prostate
🇧🇬Ny resaka homamiadana rehetra izy
🇧🇬Manasitrana ireo fery ao anaty ko ny corossol.
Mbola misy fa ireo no afaka nozaraina.
Mombany resaka prostate no hozaraiko amintsika Eto anio fa Amin fizarana manaraka dia manala ny hamamoana toaka diso tafahoatra no hoentiko amintsika indray.
Maka ianao ravina corossol 7 sasana madio tsara dia tanehina mangotraka tsara Amin rano 1ltr ,rehefa hita fa mangotraka tsara dia bataina av ambon fatana ampangatsiahina d misotro 1 kopy maraina atoandro Ary hariva.
Mandritra ny 15 eo manao izay fa ho hitanao fa ho salam ianao.
Ny voany corossol koa dia tsara hoanin foan satria manadio ireo singa ao anatintsika.
Mirary soa ho antsika rehetra indray Ary tompoko