02/06/2026
𝗧𝗘𝗧𝗜𝗞𝗔𝗦𝗔 "𝗜𝗭𝗔𝗛𝗢 𝗧𝗢𝗞𝗔𝗡𝗔"
𝗠𝗽𝗶𝗮𝗿𝗮-𝗺𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗺𝗶𝗶𝘀𝗮 𝟯𝟬𝟬 𝗲𝘁𝗼 𝗮𝗻𝗶𝘃𝗼𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗺𝗽𝗶𝗿𝗼𝗯𝗼𝗿𝗼𝗯𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗜𝗻𝗱𝗼𝘀𝘁𝗿𝗶𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗺𝗽𝗶𝘃𝗲𝗹𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗦𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗠𝗶𝗮𝗻𝗸𝗶𝗻𝗮 (𝗠𝗜𝗗𝗦𝗣) 𝗻𝗼 𝘃𝗶𝗻𝗮𝘃𝗶𝗻𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗮𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘀𝗼𝗿𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗯𝗶𝗼𝗺𝗲𝘁𝗿𝗶𝗸𝗮
📍𝘼𝙣𝙤𝙨𝙮, 02 𝙟𝙤𝙣𝙖 2026 - 𝘋𝘪𝘯𝘨𝘢𝘯𝘢 𝘪𝘳𝘢𝘺 𝘮𝘪𝘳𝘢𝘬𝘪𝘵𝘳𝘢 𝘪𝘳𝘦𝘰 𝘧𝘢𝘮𝘱𝘢𝘩𝘢𝘭𝘢𝘭𝘢𝘯𝘢 𝘴𝘺 𝘴𝘪𝘯𝘨𝘢 𝘧𝘢𝘮𝘢𝘯𝘵𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘮𝘢𝘯𝘰𝘬𝘢𝘯𝘢 𝘮𝘰𝘮𝘣𝘢 𝘯𝘺 𝘰𝘭𝘰𝘮-𝘱𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 𝘵𝘴𝘪𝘳𝘢𝘪𝘳𝘢𝘺 (𝘴𝘢𝘳𝘪𝘯'𝘯𝘺 𝘦𝘯𝘥𝘳𝘪𝘬𝘢, 𝘢𝘵𝘪𝘮𝘢𝘴𝘰, 𝘢𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘳𝘢𝘯𝘵𝘴𝘢𝘯𝘵𝘢𝘯𝘢𝘯𝘢) 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘴𝘰𝘳𝘢𝘵𝘢𝘯𝘢 𝘢𝘯𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘣𝘪𝘰𝘮𝘦𝘵𝘳𝘪𝘬𝘢.
📌Nisolotena ny Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy Miankina, RAHARIMANJATO Ny Riana Nampoina, nandritra ny fandalovan'ny mpikarakara ny hetsika "Izaho Tokana" teto anivon'ny Minisitera ny Talen'ny Kabinetra, TIDAHY Chantal sady nanokatra ny fisoratana anarana biometrika teto Anosy. Entina hanamaivanana ny mpiara-miasa sy hitohizan’ireo asam-panjakana hiantsorohan’ny tsirairay avy moa no nahatonga ireo mpikarakara manatona ny toeram-piasana toy izao.
Manome tombontsoa ho an’ny olom-pirenena sy ny firenena izany fisoratana anarana biometrika izany :
👉Fahazoana laharana tokana sy fiarovana
👉Fisoratana amin'ny fifidianana madio
👉Fanamorana ny asa sy tolotra
👉Fampandrosoana ara-tsosialy
✅Miara-miasalahy amin’ireo mpikarakara ny hetsika « Izaho Tokana » izay tetikasan’ny Governemanta ihany koa ny MIDSP, araka ny nambaran’ny Tale misahana ny Otrikarena Mahaolona (DRH), MALALAHARINIVO Norofidy Juliana.
📌Haharitra roa andro ny hetsika fisoratana anarana biometrika ho an’ny mpiara-miasa eto amin’ny MIDSP.
---------
𝗣𝗥𝗢𝗝𝗘𝗧 "𝗜𝗭𝗔𝗛𝗢 𝗧𝗢𝗞𝗔𝗡𝗔"
𝟯𝟬𝟬 𝗰𝗼𝗹𝗹𝗮𝗯𝗼𝗿𝗮𝘁𝗲𝘂𝗿𝘀 𝗱𝘂 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲̀𝗿𝗲 𝗱𝗲 𝗹’𝗜𝗻𝗱𝘂𝘀𝘁𝗿𝗶𝗮𝗹𝗶𝘀𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗲𝘁 𝗱𝘂 𝗗𝗲́𝘃𝗲𝗹𝗼𝗽𝗽𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗱𝘂 𝗦𝗲𝗰𝘁𝗲𝘂𝗿 𝗣𝗿𝗶𝘃𝗲́ (𝗠𝗜𝗗𝗦𝗣) 𝘀𝗼𝗻𝘁 𝗽𝗿𝗲́𝘃𝘂𝘀 𝗽𝗼𝘂𝗿 𝗿𝗲́𝗮𝗹𝗶𝘀𝗲𝗿 𝗹’𝗲𝗻𝗿𝗲𝗴𝗶𝘀𝘁𝗿𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗯𝗶𝗼𝗺𝗲́𝘁𝗿𝗶𝗾𝘂𝗲.
📍𝘼𝙣𝙤𝙨𝙮, 2 𝙟𝙪𝙞𝙣 2026 – 𝘓’𝘦𝘯𝘳𝘦𝘨𝘪𝘴𝘵𝘳𝘦𝘮𝘦𝘯𝘵 𝘣𝘪𝘰𝘮𝘦́𝘵𝘳𝘪𝘲𝘶𝘦 𝘷𝘪𝘴𝘦 𝘢̀ 𝘥𝘰𝘵𝘦𝘳 𝘤𝘩𝘢𝘲𝘶𝘦 𝘤𝘪𝘵𝘰𝘺𝘦𝘯 𝘥’𝘶𝘯 𝘯𝘶𝘮𝘦́𝘳𝘰 𝘶𝘯𝘪𝘲𝘶𝘦 𝘥’𝘪𝘥𝘦𝘯𝘵𝘪𝘧𝘪𝘤𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯 𝘭𝘪𝘦́ 𝘢̀ 𝘶𝘯𝘦 𝘣𝘢𝘴𝘦 𝘥𝘦 𝘥𝘰𝘯𝘯𝘦́𝘦𝘴 𝘣𝘪𝘰𝘮𝘦́𝘵𝘳𝘪𝘲𝘶𝘦 (𝘦𝘮𝘱𝘳𝘦𝘪𝘯𝘵𝘦𝘴 𝘥𝘪𝘨𝘪𝘵𝘢𝘭𝘦𝘴, 𝘧𝘢𝘤𝘪𝘢𝘭𝘦𝘴 𝘦𝘵 𝘪𝘳𝘪𝘴).
📌Madame le Directeur de Cabinet du MIDSP, TIDAHY Chantal, qui a représenté le Ministre RAHARIMANJATO Ny Riana Nampoina a procédé au lancement officiel de l'enregistrement biométrique des collaborateurs du Ministère à Anosy. Dans le souci de faciliter la tâche des collaborateurs et de garantir la continuité des missions de service public assumées par chacun, les responsables du Projet Izaho Tokana se sont déplacés directement sur le site du MIDSP.
Cet enregistrement biométrique offre plusieurs avantages pour les citoyens:
👉Obtention d’un numéro unique et sécurisé
👉Inscription à des élections transparentes
👉Simplification des démarches et des services administratifs
👉Promotion du développement social (inclusion)
✅Le MIDSP collabore avec les organisateurs de l’initiative « Izaho Tokana », qui est également un projet du Gouvernement, comme l’a déclaré Madame le Directeur des Ressources Humaines (DRH), MALALAHARINIVO Norofidy Juliana.
📌La campagne d’enregistrement biométrique pour les collaborateurs du MIDSP durera deux jours.