18/09/2026
๐ฒ๐ฌ ๐๐๐ ๐ฃ๐๐ฅ๐ข๐๐ข๐ฅ๐ข๐๐ข๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐๐ข๐๐ข๐ก๐ง๐ฆ๐๐๐ก๐ ๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐๐ฅ๐๐๐ ๐๐ข ๐๐ ๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐ง๐๐ก๐ข๐ฅ๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐ฆ๐ฌ
๐ ๐๐ฏ๐ฐ๐ด๐บ, 18 ๐๐ฆ๐ฑ๐ต๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2026 โ ๐๐ข๐ฏ๐ฐ๐ณ๐ข ๐ฎ๐ฑ๐ช๐ข๐ฏ๐ข๐ต๐ณ๐ข ๐ฎ๐ช๐ช๐ด๐ข 300 ๐ฏ๐ฐ ๐ฏ๐ข๐ฉ๐ข๐ป๐ฐ ๐ง๐ช๐ฐ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฌ๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ฉ๐ข๐ณ๐ข๐ฉ๐ข, ๐ฏ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฆ๐ง๐ข๐ต๐ณ๐ข ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ฐ, ๐ฏ๐บ 15 ๐ฉ๐ข๐ต๐ณ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ 18 ๐๐ฆ๐ฑ๐ต๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2026.
โ
Fiaraha-miasanโny Minisiteran'ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy Miankina (MIDSP), sy ny Minisiteran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa (MESUPRES), ny LE CEENTRE ary ny Projet PIC no nahafahana nanatanteraka izao fiofanana izao. Nisolo tena anโAndriamatoa Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy Miankina (MIDSP), RAHARIMANJATO Ny Riana Nampoina taminโny lanonana famaranana Andriamatoa Talen'ny Fanohanana ny Sehatra tsy Miankina (DASP), RAKOTOARIMALALA Ravo,
๐Nandray mari-pankasitrahana ireo tanora 300, izay naneho ihany koa ny fankasitrahany noho izao ezaka fanomezana lanja ny tanora sy ny fandraharahana izao.
โ
Fanombohana ihany izao natao teto Antananarivo izao, fa hitohy any aminโny faritra ny hetsika, mba tsy hisy tanora ho diso anjara. Izany dia manamafy ny fahavononanโny Fitondram-panjakana, tarihinโny Kรดlรดnely RANDRIANIRINA Michaรซl, aminโny fanohanana ny tanora aminโny fandraharahana sy ny famoronana asa.