TIM TANA V

TIM TANA V 🫢 TIM BORIBORINTANY FAHADIMYπŸ‘Œ
"𝓐𝔃π“ͺ 𝓢π“ͺ𝓽π“ͺ𝓱𝓸𝓽𝓻π“ͺ, 𝓢𝓲𝓷𝓸π“ͺ 𝓯𝓸𝓽𝓼𝓲𝓷𝔂 𝓲𝓱π“ͺ𝓷𝔂."

Nohon'ny Fahalasanan'Itompokovavy   sy   dia tonga nampahery ny fianakaviana teny Manjakaray ny solombavambahoakan'i Mad...
25/08/2026

Nohon'ny Fahalasanan'Itompokovavy sy dia tonga nampahery ny fianakaviana teny Manjakaray ny solombavambahoakan'i Madagasikara eto anivon'ny Boriborintany fahadimy : Fetra Ralambozafimbololona sy Boriborintany fahatelo Naina RAMBOARIVELO niaraka tamin'ireo tompon'andraikitra isan-tsokajiny eto amin'ny Boriborintany fahadimy.

Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana ary mirary azy ireo mba hahita ny rariny !

Tonga niombona alahelo tamin-dRamatoa Minisitra misahana ny Fanavaozana Me Hanitra Razafimanantsoa izay namoy ny Reniny,...
24/08/2026

Tonga niombona alahelo tamin-dRamatoa Minisitra misahana ny Fanavaozana Me Hanitra Razafimanantsoa izay namoy ny Reniny, ny avy eto anivon'ny Antoko Tiako i Madagasikara - TIM : notarihin'ny Filoha mpanorina ny antoko : Marc RAVALOMANANA sy ireo solontenan'ny Birao Politika, nisy solontena ny mpikatroka teto anivon'ny Boriborintany fahadimy izay tarihin'i VPAN Antananarivo : Fetra Ralambozafimbololona .

Mankahery ny Fianakaviana manontolo !

Tonga nanatanteraka ny adidiny manoloana ny mpiray tanindrazana tra-boina tany Bazary kely Toamasina ny VPAN Antananariv...
20/08/2026

Tonga nanatanteraka ny adidiny manoloana ny mpiray tanindrazana tra-boina tany Bazary kely Toamasina ny VPAN Antananarivo Fetra RALAMBOZAFIMBOLOLONA, omaly teto amin'ny Boriborintany Fahadimy.

β€ŽNandalo tany Antsiranana ny Birao politika TIM sady VPAN Antananarivo Fetra Ralambozafimbololona, ny Talata 11 Aogositr...
12/08/2026

β€ŽNandalo tany Antsiranana ny Birao politika TIM sady VPAN Antananarivo Fetra Ralambozafimbololona, ny Talata 11 Aogositra 2026 teo.
β€ŽNitafa sy nidinika tamin'ny Birao politika TIM tany an-toerana izy, ary maro ny toromarika sy hevitra izay nampitainy tamin'ny mpitarika taty antoerana.
β€ŽTsy adino ihany koa ny niresaka momba ny raharam-pirenena tamin'izany.

MBS Diego Suarez

🀝
25/07/2026

🀝

22/07/2026
Matso rahampitso 26 Jona, hanatrika izany isika antoko TIM ary ho avy hifanotrona amintsika ny Filoha Ravalomanana ka eo...
25/06/2026

Matso rahampitso 26 Jona, hanatrika izany isika antoko TIM ary ho avy hifanotrona amintsika ny Filoha Ravalomanana ka eo Famille Mahamasina ny fotoana .

Akanjo fotsy ambony, aza adino!

19/06/2026

Fanadiovana faobe Rahampitso sabotsy 20/06/26 | Toerana : zaridaina Ambatomainty. Miaraka Antananarivo, Minisitry ny rano,PDS

Fanadiovana faobe notanterahan'ny avy ao amin'ny π˜Ύπ™π˜Ό - 5 π™šΜ€π™’π™š π˜Όπ™§π™§π™€π™£π™™π™žπ™¨π™¨π™šπ™’π™šπ™£π™© niaraka tamin'ny Mponin'ny Fokontany Ambohi...
06/06/2026

Fanadiovana faobe notanterahan'ny avy ao amin'ny π˜Ύπ™π˜Ό - 5 π™šΜ€π™’π™š π˜Όπ™§π™§π™€π™£π™™π™žπ™¨π™¨π™šπ™’π™šπ™£π™© niaraka tamin'ny Mponin'ny Fokontany Ambohimirary sy Ambatokaranana androany.

27/05/2026

Address

RN2
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TIM TANA V posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share