Narson Rafidimanana -Solombavambahoaka Antanifotsy

Narson Rafidimanana -Solombavambahoaka Antanifotsy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Narson Rafidimanana -Solombavambahoaka Antanifotsy, Political Party, Antananarivo.

Ity fandresena ity dia tsy ahy fa anareo, antsika. Voalohany indrindra dia isaorantsika Andriamanitra izay manatanteraka...
27/06/2024

Ity fandresena ity dia tsy ahy fa anareo, antsika. Voalohany indrindra dia isaorantsika Andriamanitra izay manatanteraka hatrany izay faniriana tsara ataony ao ampontsika, deraina mandrakizay ny anaraNY.

Manaraka izany, misaotra anareo rehetra tsy ankanavaka tamin'ny fanotronana, fanohanana, fanoroan-kevitra. Tsy nikely soroka, tsy nitsitsy aina fa teo foana ianareo hatramin'ny voalohany ka hatramin'izao valim-pifidianana izao.

Indramiko ny fitenenana manao hoe : "ยซ Izay manoro lala-mahitsy, manome aina enti-pahendrenaโ€ฆ ยป. Koa isaorako manokana ianareo vahoakan'Antanifotsy ary miarahaba ihany koa ny namana Herihasina Eljo RAJOELIMALALA tonga amin'izao dingana lehibe izao.

Misaotra indrindra Tompokolahy ! Mankatelina hatrany Tompokovavy !๐Ÿ™

Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo !

๐Ÿ“ธ Televiziona Malagasy TVM , Ofisialy

Dรฉputรฉ Eli Antanifotsy




Ray Dia/Diaraika
Ray Dia Diaraika
#27062024

Faly miarahaba ny Malagasy rehetra mahatratra ny Asaramanitra anio 26 jona 2024! ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
26/06/2024

Faly miarahaba ny Malagasy rehetra mahatratra ny Asaramanitra anio 26 jona 2024! ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ





Rรฉsultats provisoires officiels CENI MadagascarMamerina ny fisaorana antsika tsirairay avy ๐Ÿ™    Ray Dia/DiaraikaRay Dia ...
11/06/2024

Rรฉsultats provisoires officiels CENI Madagascar

Mamerina ny fisaorana antsika tsirairay avy ๐Ÿ™





Ray Dia/Diaraika
Ray Dia Diaraika

๐Ÿ”ด๐Ÿ”ด๐Ÿ”ด Talata 11 jona 2024Famoahana ampahibemaso ny voka-pifidianana vonjimaika Fifidianana Solombavambahoakaโฑ Manomboka am...
08/06/2024

๐Ÿ”ด๐Ÿ”ด๐Ÿ”ด Talata 11 jona 2024
Famoahana ampahibemaso ny voka-pifidianana vonjimaika Fifidianana Solombavambahoaka

โฑ Manomboka amin'ny 10 ora maraina

CENI Madagascar

โ„น๏ธ ๐—ง๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜๐—ฎ ๐Ÿญ๐Ÿญ ๐—ท๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฐ - ๐…a๐ฆo๐šh๐šn๐š ๐šm๐ฉa๐กi๐›e๐ฆa๐ฌo n๐ฒ ๐ฏo๐คa-p๐ขf๐ขd๐ขa๐งa๐งa v๐จn๐ฃi๐ฆa๐ขk๐š ๐Ÿ—ณ๏ธ ๐…i๐Ÿi๐i๐šn๐šn๐š ๐’o๐ฅo๐ฆb๐šv๐šm๐›a๐กo๐šk๐š

โ˜๐Ÿผ A๐ฌa๐ขn๐š ๐กa๐งa๐ญr๐ขk๐š ๐ขz๐šn๐ฒ ๐ขr๐žo k๐šn๐i๐a tsy ankanavaka manerana ireo distrika 120 ๐Ÿ‘‰๐Ÿผ hotakiana eo am-pidirana ny ๐Ÿชช ๐™ ๐’‚๐™ง๐’‚๐™ฅ๐’‚๐™ฃ๐’๐™ฃ๐’…๐™ง๐’๐™ข-๐™ฅ๐’Š๐™ง๐’†๐™ฃ๐’†๐™ฃ๐’‚.

โœ… Hanomboka amin'ny ๐Ÿ— ๐จr๐š ๐ฌy s๐šs๐šn๐ฒ ๐ฆa๐ซa๐ขn๐š ny fandraisana ety amin'ny foiben-toeran'ny CENI Alarobia.

โžก๏ธ Hisy ny ๐™›๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ข๐™ž๐™ซ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™– amin'ny ๐Ÿ“บ ๐“๐•๐Œ sy ๐Ÿ“ป ๐‘๐๐Œ ho antsika olompirenena.

Ry mponina eto amin'ny district Antanifotsy,Nivoaka androany maraina teto amin'ny birao CENI Antanifotsy ny vokatrin'ny ...
01/06/2024

Ry mponina eto amin'ny district Antanifotsy,

Nivoaka androany maraina teto amin'ny birao CENI Antanifotsy ny vokatrin'ny latsabato nataontsika ny 29 mai teo.

Isaorako ny mpifidy tsirairay tonga nanefa izay adidy masina ho an'ny district Antanifotsy sy ho an'ny Tanindrazana.

Isaorako manokana ihany koa ireo izay nanohana ahy sy nanome fankaherezana niatrehana iny adin'ombalahy ny mpianakavy iny, ka n'y naharesy tsy hobiana ary ny resy tsy akoraina.

Mbola vonjimaika ny vokatra koa manainga antsika rehetra hiandry ampitoniana ny vokatra ofisialy.

Mamerina ny fisaorana antsika tsirairay avy.





Ray Dia/Diaraika
Ray Dia Diaraika

Mahafinaritra, tena mahavelom-bolo ny mahita anareo mandray anjara amin'izao fifidianana izao. ๐Ÿ‘Ho an'izay mbola tsy nan...
29/05/2024

Mahafinaritra, tena mahavelom-bolo ny mahita anareo mandray anjara amin'izao fifidianana izao. ๐Ÿ‘

Ho an'izay mbola tsy nandeha nifidy, tadidio fa amin'ny 5 ora tolak'andro ny biraom-pifidianana no mihidy.

Aza adino ny mandeha mifidy, zo sy adidinao izany ! โœŠ






Miarahaba antsika rehetra,Tonga ity ny fotoana nifanomezana!Angatahana isika ho mailo tena mailo mba tsy ho voafitaka.โ€ผ๏ธ...
29/05/2024

Miarahaba antsika rehetra,

Tonga ity ny fotoana nifanomezana!

Angatahana isika ho mailo tena mailo mba tsy ho voafitaka.

โ€ผ๏ธ โ€ผ๏ธโ€ผ๏ธ Mahatsikaritra toejavatra tsy manjary izahay eto amin'ny Distrikan'Antanifotsy :
- vato efa misy safidy sahady raha mbola tsy voazara akory;
- tsy avela miditra any @ toeram-pifidianana sasany ireo Dรฉlรฉguรฉs-ntsika;
- misy olona nifidy taminโ€™ny election presidentielle nefa tsy anaty liste รฉlection dรฉputรฉ izy aminโ€™izao ;

Aoka mba ho fifidianana madio sy mangarahara izy ity.

Mirary fahombiazana ho an'ireo kandidร  rehetra tsy ankanavaka ! ๐Ÿค

CENI Madagascar




28/05/2024

๐Ÿ๐Ÿ ๐“๐š๐ฉ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐จ๐ญ๐จ๐š๐ง๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐ž๐ฅ๐ž๐ณ๐š๐ง-๐ค๐ž๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐š. ๐Ÿ๐Ÿ

Anio isika dia baikoin'ny didy aman-dalร na hiaina ny โžก ๐’‚๐™ฃ๐’…๐™ง๐’ ๐’‡๐™–๐’‰๐™–๐’๐™œ๐’Š๐™ฃ๐’‚๐™ฃ๐’‚.

โŒ๐•„๐ข๐š๐ญ๐จ ๐š๐ฏ๐จ๐ค๐จ๐š ๐ง๐ฒ ๐ž๐ง๐๐ซ๐ข๐ค๐š ๐Ÿ๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐ž๐ฅ๐ž๐ณ๐š๐ง-๐ค๐ž๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ซ๐ž๐ก๐ž๐ญ๐ซ๐š.

๐ŸŸข Isika olompirenena kosa, entanina hiomana amin'ny latsabato amin'izay : rฬณaฬณhฬณaฬณmฬณpฬณiฬณtฬณsฬณoฬณ ฬณiฬณlฬณaฬณyฬณ ฬณ๐Ÿฎ๐Ÿต ๐—บ๐—ฒ๐˜† ๐Ÿ‘‰๐Ÿผ๐Ÿ—ณ๏ธ ๐—™๐’๐’•๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’๐’†๐’‰๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’”๐’‚๐’‡๐’Š๐’…๐’š ๐Ÿ—ณ๏ธ

Ankoatra ny mandeha mifidy dia manana ๐˜‡๐—ผ ๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ฑ๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐˜€๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐˜† ny olompirenena, aminโ€™ny alalanโ€™ireto fihetsika ireto :
๐Ÿคš Fanoloran-tena ho isanโ€™ireo mpanisa vato
๐Ÿคš Fanatrehana ny fanisambato ampahibemaso
๐Ÿคš Firotsahana anatinโ€™ireny fikambanana mpanaramaso fifidianana ireny
๐Ÿคš Fanamarinana ny petadrindrinโ€™ny PV-nโ€™ny fanisambato eny aminโ€™ny fokontany
๐Ÿคš Fanaraham-baovao manodidina ny fironam-bokatra, ary koa ny tranonkalanโ€™ny CENI

โœ… Ireo rehetra ireo dia ๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‘๐’Š๐’‚๐’Š๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’ˆ๐’‚๐’“๐’‚๐’‰๐’‚๐’“๐’‚ mandritra ny fotoam-pifidianana.

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐“•๐“ช๐“ฑ๐“ฎ๐“ฏ๐“ช๐“ด๐“ธ ๐“ฒ๐“ธ, ๐“ฑ๐“ฒ๐“ฏ๐“ฒ๐“ญ๐”‚ ๐“ช๐“ฑ๐“ธ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Ry malagasy mpiray tanindrazana, mpiray taninjanaka,Hifarana afaka ora vitsivitsy ny fampielezan-kevitra.Tiako ny mbola ...
27/05/2024

Ry malagasy mpiray tanindrazana, mpiray taninjanaka,

Hifarana afaka ora vitsivitsy ny fampielezan-kevitra.

Tiako ny mbola misaotra anareo tamin'ny nifidiananareo ahy ho Solombavambahoaka tamin'ny taona 2019. Niezaka hatrany ny nitondra teny ho anareo nandritra izay fotoana izay.

Ankehitriny, misaotra erampo anareo tamin'ny fandraisanareo ahy nandritra izay fampielezan-kevitra izay : sitraka enti-matory, telina enti-mifoha tompoko !

Hoy ny fitenenana hoe : "Any aminareo ankehitriny ny baolina". Fotoana anehoanareo antsitrapo ny hevitrareo sy ny safidinareo izao, ary zonareo izany. Amin'ny alarobia faha 29 n'ny volana may 2024 izao, raiso ny adidy amin'ny maha olompirenena anao : mandehร na ary mahaiza misafidy ny Tsara !








Ray Dia/Diaraika
Ray Dia Diaraika

๐Ÿ“ท Antenimierampirenena

Ry Reny malala, kitapo nifonosana,Amin'izao nahatratraranareo ny fetin'ny Reny izao dia tiako ny hidera ny Mpahary ary m...
26/05/2024

Ry Reny malala, kitapo nifonosana,

Amin'izao nahatratraranareo ny fetin'ny Reny izao dia tiako ny hidera ny Mpahary ary misaotra Azy noho ny fisianareo. ๐Ÿ™๐Ÿป

Deraintsika ihany koa ny ezaka isan'andro ataonareo mikasika ny fanabeazana amin'ny ankapobeny fa indrindra indrindra ny fitiavana sy fikirazanareo hatrany hampitraka ny manodidina anareo, ho ohatra tsara hatrany ho an'ny mpiarabelona, ny taranaka fara aman-dimby.

Mirary fety sambatra ho anareo. โค๏ธ

Neny malala, Mama,

Folo volana izay no nandaozanao anay.

Tsiaro isan'andro anao no iainako ary banga ny fiainako raha tsy misy izay tsiaro izay. Mandrakizay ny fitiavako anao.




Mankasitraka sy mankatelina Zoky Rossy tamin'ny fifanotronana androany : henikaja izahay, omem-boninahitra ianao. ๐Ÿ™๐ŸปAmpi...
25/05/2024

Mankasitraka sy mankatelina Zoky Rossy tamin'ny fifanotronana androany : henikaja izahay, omem-boninahitra ianao. ๐Ÿ™๐Ÿป

Ampitao @ ekipanao izany hafatra izany, tsy mifanadino isika.

Hotahiana hatrany ary ho tojo amin'izay tanjona tiantsika hotratrarina avy isika.

Ry Rahalahy sy Anabavy, Zoky, Zandry, Tapaka sy Namana ary vahoakan'Antanifotsy tsy ankanavaka : misaotra anareo nanohana hatrany ary mbola hanohana hatramin'ny farany.

Tiako, tena tiako ianareo โค๏ธ










Ray Dia/Diaraika
Ray Dia Diaraika
Paul Bert Rossy Rahasimanana

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Narson Rafidimanana -Solombavambahoaka Antanifotsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share