19/03/2026
Arahabaina tratry ny asaramanitra e !😁
Alakamisy , 19 martsa , andro manokana hankalazaina ny taom-baovao malagasy amin'ity taona 2026 ity . 🥳
Ho arivo tratry ny taona ' firariantsoa ho an'ny zokiolona ) , ary hitombo hasina sy haja hatrany ho an'ny daholobe . 🙏
Ny YMCA AnalaManga dia mirary taon-jina ho anao !