03/09/2026
🔘 𝐃𝐈𝐍𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐀𝐒𝐈𝐎𝐍𝐀𝐋𝐘: 𝐕𝐎𝐀𝐓𝐄𝐍𝐃𝐑𝐘 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐀𝐌𝐏𝐈𝐊𝐀𝐌𝐁𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐊𝐎𝐌𝐈𝐓𝐘 𝐓𝐄𝐊𝐍𝐈𝐊𝐀
✍🏻 𝐴𝑛𝑑𝑟𝑦 𝑅𝑎𝑘𝑜𝑡𝑜𝑛𝑖𝑟𝑎𝑖𝑛𝑦
𝐽𝑜𝑢𝑟𝑛𝑎𝑙𝑖𝑠𝑡𝑒 𝑅𝑒𝑝𝑜𝑟𝑡𝑒𝑟 𝑑'𝑖𝑚𝑎𝑔𝑒
𝐴𝑛𝑡𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎𝑟𝑖𝑣𝑜, 3 𝑆𝑒𝑝𝑡𝑎𝑚𝑏𝑟𝑎 2026
➡️ Miditra amin’ny dingana vaovao ny fanomanana ny Dinika Nasionaly, taorian’ny namoahan’ny Governemanta ny Didy laharana faha-29037/2026, izay manendry amin’ny fomba ofisialy ireo mpikambana mandrafitra ny Komity Teknika momba ny Dinika Nasionaly.
➡️ Ahitana ny fahasamihafan’ireo sehatra sy solontena mandrafitra azy. Anisan’izany ny fitondram-panjakana, ireo rafitra ara-pivavahana, ny raiamandreny ara-drazana, ny tanora, ny fiarahamonim-pirenena, ary ireo sehatra,d sosialy sy ara-toekarena.
🔘 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐈𝐊𝐀𝐌𝐁𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐎𝐀𝐓𝐄𝐍𝐃𝐑𝐘
1. 𝐏𝐫𝐞𝐬𝐢𝐝𝐚𝐧𝐬𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚
RANDRIAMIALISON Tsimbazafy Yvon
2. 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐀𝐭𝐢𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐩𝐚𝐫𝐢𝐚𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐡𝐞𝐟𝐚𝐧𝐚
RAMAROSON Veronirina,
FABIOLA Eléonore, mpikambana mpisolo toerana
3. 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐓𝐨𝐞𝐤𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐦-𝐛𝐨𝐥𝐚
RAKOTONDRANAIVO Rovamalala Linah
VERONIAINA Mavanasoa Miora, mpikambana mpisolo toerana
4. 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚
RALEVASON Hary Tiana
RANDRIAMISATA Vonimalala Ony, mpikambana mpisolo toerana
5. 𝐅𝐅𝐊𝐌
RANDRIANASOLO José Bertin
6. 𝐟𝐢𝐚𝐧𝐠𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐤𝐫𝐢𝐬𝐭𝐢𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐝𝐚𝐥𝐚̀𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐩𝐢𝐤𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐅𝐊𝐌
MAILHOL André Christian
RAFANOMEZANTSOA Heritiana, mpikambana mpisolo toerana
7. 𝐯𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐦-𝐩𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐦𝐨𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐬𝐢𝐥𝐚𝐦𝐨
RAZAFINDRAMANANA Aziza Said
HAMADA CHANFI, mpikambana mpisolo toerana
8. 𝐑𝐚𝐢𝐚𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐚-𝐝𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚
RAKOTOMALALA Ny Andriambavy Mamisoa
KASSIMO Arona Besony, Faritanin’Antsiranana
RATSITAKONARIVO Solomon Botovao, Faritanin’i Fianarantsoa
RALAINIRINA Nanjatiana Andréas, Faritanin’i Mahajanga
SIMIMOUEHE Jean Aristide, Faritanin’i Toamasina
ZOENDRENINY Elakovelo Etsiosa, Faritanin’i Toliara
9. 𝐂𝐨𝐥𝐥𝐞𝐜𝐭𝐢𝐟 𝐝𝐞𝐬 𝐦𝐨𝐮𝐯𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭𝐬 𝐝𝐞 𝐣𝐞𝐮𝐧𝐞𝐬
RANJEVA Océane, Faritanin’Antananarivo
ZAINARINDRASOA Mampiadana Gilbertini, Faritanin’Antsiranana
ANDRIAMIRADO Daniel, Faritanin’i Fianarantsoa
RAZAFINDRAKOTO Joel, Faritanin’i Mahajanga
RAVONTY Stéphanio, Faritanin’i Toamasina
SOAMANAFIKE Gabin, Faritanin’i Toliara
10. 𝐟𝐢𝐤𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐦𝐨𝐧𝐢𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚
RANOARIVONY Anja
RAZAFINJATO Manda, mpikambana mpisolo toerana
11. 𝐇𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐬𝐞𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐚𝐧𝐤𝐢𝐧𝐚
LAOU PO Wing Wilfrid
VOLASAY Elina, mpikambana mpisolo toerana
12.𝐟𝐞𝐝𝐞𝐫𝐚𝐬𝐢𝐨𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐬𝐞𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚
RABENDRAINY Sendraharisoa Lydia
13. 𝐟𝐢𝐤𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐨𝐥𝐨 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐥𝐛𝐢𝐧𝐢𝐬𝐦𝐚
SOJA RAMIANDRISOA Fulgence
MAHENY Josvah, mpikambana mpisolo toerana
14. 𝐇𝐨 𝐚𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐢𝐤𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐫𝐨 𝐧𝐲 𝐳𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐣𝐢𝐟𝐚
RAZAFINDRALAMBO Vola Lalaina
RAHASIMBOLA Ndriantsoa, mpikambana mpisolo toerana
15. 𝐎𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐯𝐨𝐚𝐟𝐢𝐝𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐊𝐨𝐦𝐢𝐭𝐲
RANDRIAMAMPIANINA Mialisoa
Faratiana Manassé ESOAVELOMANDROSO
🔘 Araka ny voalazan’ny didy, dia hifarana amin’ny daty hanombohan’ny Filohan’ny Repoblika voafidy, vokatry ny fizotry ny Fanavaozana, ny fampiasana amin’ny fomba ofisialy ny andraikiny ny fe-potoam-piasan’ireo mpikambana ao amin’ny Komity Teknika.