10/10/2025
🛑 Nozaraina ny taratasim-bola mirakitra ny fiantoham-panampiana roa volana fahadimy sy fahenina ireo mpampianatra ENF avy amin'ny ambaratonga fototra ao amin'ny CISCO Manakara, nanomboka ny alakamisy 09 oktobra 2025.