Madagasikara Nosin'ny Malagasy

Madagasikara Nosin'ny Malagasy Madagasikara an'ny Malagasy

Ao amin'ny Hรดtel de la Poste  no fotoanantsika amin'ny fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2026 ho an'ny faritan...
09/04/2026

Ao amin'ny Hรดtel de la Poste no fotoanantsika amin'ny fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2026 ho an'ny faritanin'ANTSIRANANA. Ho tanterahina amin'io fotoana io ihany koa ny famelomamaso ny Antoko ho an'ity faritra ity.

Sabotsy 11 aprily 2026, amin'ny 03ora tolakandro.

TIKO-MAGRO  Tiako Ianao Ka OmekoMAlagasy GROssisteNiverina nisokatra ny TIKO, afaka mamatsy ny mpanjifa ity Orinasa Mala...
04/04/2026

TIKO-MAGRO
Tiako Ianao Ka Omeko
MAlagasy GROssiste

Niverina nisokatra ny TIKO, afaka mamatsy ny mpanjifa ity Orinasa Malagasy ity rehefa tsy afaka namokaatra nandritra ny 16 taona nohon'ny fandrobana nisy teto amin'ny firenena nohon'ny raharaha politika
Velombolo ny Malagasy, ny tanora indrindra indrindra fa hisy ny asa aterak'izany.

Ao anatin'ny zavatra toy izao no iresahana fitiavan-tanindrazana, eny raha mahay manisy lanja ny antsika Malagasy isika dia handroso, saingy ny mampalahelo, ny an'ny vahiny no mahazo laka aloha.

Manan-jina koa nefa ny Gasy satria porofo mivangana izao zavamisy izao hoe efa rava ka tafarina indray, anatra ho antsika Malagasy, andao isika hanaja sy hiaro ny antsika ..

01/04/2026

Un grand merci ร  mes nouveaux followers ! Rasamimanana Hery Zo, Faralahy Enintsoa Rasoamanana, Louisette Razananoro, Thierry Rakoto

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ MATSIATRA AMBONY ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌNotendrena ho Lehibenโ€™ny Faritra Vonjimaika i General de brigade Raherinjanahary Pierre Raymond.โœจ ...
01/04/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ MATSIATRA AMBONY ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Notendrena ho Lehibenโ€™ny Faritra Vonjimaika i General de brigade Raherinjanahary Pierre Raymond.

โœจ Olona tsotra, mora hatonina, ary azo ifampiresahana.
โœจ Akaiky ny tanora sy mavitrika aminโ€™ny asa soa.
๐Ÿค Andao hanatona, hifampiresaka ary hiara-hiasa aminy.

๐Ÿ”ฅ Isika rehetra no hampandroso anโ€™i Matsiatra Ambony ! ๐Ÿ”ฅ

ยฉ๏ธ Rina Begalona

Sariny ilay zazalahy kely 08 taona laniny voay tao aminy renirano ny belo tsiribihina mampalaelo ny reniny mirary fionon...
07/03/2026

Sariny ilay zazalahy kely 08 taona laniny voay tao aminy renirano ny belo tsiribihina mampalaelo ny reniny mirary fiononana feno hoan'ny fianakaviana manontolo ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ™

Madagasikara misokatra aminโ€™ny fiaraha-miasa matotra sy mangarahara โ€” ho tombontsoanโ€™ny vahoaka, fa tsy ho tombontsoanโ€™o...
19/02/2026

Madagasikara misokatra aminโ€™ny fiaraha-miasa matotra sy mangarahara โ€” ho tombontsoanโ€™ny vahoaka, fa tsy ho tombontsoanโ€™olom-bitsy. ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

โ€œ๐€๐ฌ๐š, ๐š๐ฌ๐š ๐ข๐ก๐š๐ง๐ฒ, ๐š๐ฌ๐š ๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š๐ง๐ฒโ€ ๐ก๐š๐ง๐จ๐ก๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฆ๐ฉ๐š๐ฆ๐จ๐ค๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐›๐š ๐ก๐š๐ก๐จ๐ฆ๐›๐ฒ ๐ก๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ฏ๐ข๐ญ๐š๐ง-๐ญ๐ž๐ง๐š ๐š๐ซ๐š-๐ญ๐ฌ๐š๐ค๐š๐Ÿ๐จ".Ny 18 febroa...
19/02/2026

โ€œ๐€๐ฌ๐š, ๐š๐ฌ๐š ๐ข๐ก๐š๐ง๐ฒ, ๐š๐ฌ๐š ๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š๐ง๐ฒโ€ ๐ก๐š๐ง๐จ๐ก๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฆ๐ฉ๐š๐ฆ๐จ๐ค๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐›๐š ๐ก๐š๐ก๐จ๐ฆ๐›๐ฒ ๐ก๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ฏ๐ข๐ญ๐š๐ง-๐ญ๐ž๐ง๐š ๐š๐ซ๐š-๐ญ๐ฌ๐š๐ค๐š๐Ÿ๐จ".
Ny 18 febroary dia natomboka taminโ€™ny fomba ofisialy ireo tetikasa stratejika, dia ny tetikasa fanafainganana ny fampivoarana ny Rafitra Ara-tsakafo, araka ny tondrozotra nasionaly, izay vatsianโ€™ny Joint SDG Fund, eo ambany fitarihanโ€™ny Minisiteranโ€™ny Fambolena sy ny Fiompiana ary tanterahinโ€™ny โ€œOrganisation des Nations Unies pour lโ€™Agricultureโ€ na ny FAO, ny Organisation Internationale du Travail (OIT) ary ny โ€œProgramme des Nations Unies pour le Dรฉveloppementโ€ (PNUD).

๐Ÿ“ŒIty tetikasa izay mikendry ny hanamafisana ny fanjarian-tsakafo, ny fahafahana miatrika ny fiovanโ€™ny toetrโ€™andro ary ny famoronana asa mendrika.

18 volana no hanatanterahana ny tetikasa.
Ao amin'ny Faritra Anosy no hisian'ny sehatra , noho izy faritra miatrika mafy ny fiovanโ€™ny toetrโ€™andro.

1 900 eo ho eo ny mpamokatra hahazo tombontsoa mivantana ka ny 77 aminโ€™ireo dia vondrona tantsaha mpamokatra.

โœ…Natomboka taminโ€™ny fomba ofisialy ihany koa ny STOSAR II.
Tetikasa manohana ny fanatanterahana ny Politikam-pamokarana rezionalinโ€™ny SADC eto Madagasikara; izay tohananโ€™ny Vondrona Eoropeana ara-stratejika, ary tanterahinโ€™ny FAO.
Nisy koa ny dinika avo lenta nandraisanโ€™ireo mpisehatra marolafy anjara toy ny sehatra tsy miankina, ny OIT, ny PNUD, ny FAO, ny FDA, ary ny Vondrona Eoropeana; ka tanjona taminโ€™izany ny fanetsehana ireo mpiara-miombonโ€™antoka rehetra ho fampifanarahana ny loharanom-bola aminโ€™ny fampivoarana ny rafitra ara-tsakafo.

โ€œ๐Œ๐ฉ๐š๐ฆ๐จ๐ค๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐š๐ก๐จ๐ฆ๐›๐ฒ, ๐š๐ง๐ญ๐จ๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ซ๐ž๐ง๐ž๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ซ๐ฒ ๐š๐ซ๐š-๐ญ๐ฌ๐š๐ค๐š๐Ÿ๐จ".

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿค๐Ÿ‡ท๐Ÿ‡บFanohanana mivaingana avy aminโ€™ny Governemanta Rosiana ho anโ€™i MadagasikaraNoho ny fiaraha-miasa ara-diplomatika sy...
18/02/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿค๐Ÿ‡ท๐Ÿ‡บ

Fanohanana mivaingana avy aminโ€™ny Governemanta Rosiana ho anโ€™i Madagasikara

Noho ny fiaraha-miasa ara-diplomatika sy ny fifanohanana eo aminโ€™ny firenena roa tonta, dia nahazo fanampiana mivantana isika avy aminโ€™ny Governemanta Rosiana, ahitana:
โ€ข ๐Ÿš Angidimby 2
โ€ข ๐Ÿš› Kamiao 6 (3 efa tonga eto an-toerana)
โ€ข ๐ŸŒ‰ 1000 metatra Pont Bailey
โ€ข ๐Ÿš 200 taonina vary sy PPN

Fanohanana mivaingana ho enti-manamafy ny fahavononantsika aminโ€™ny lafiny lozabe, fotodrafitrasa ary fanampiana ara-tsosialy ho anโ€™ny vahoaka.

Rehefa misy ny fiaraha-miasa miorina aminโ€™ny fifanajana sy tombontsoa iraisana, dia mahazo vokatra mazava ny firenena.

Ny tanjona dia iray: miaro ny aina, manangana fotodrafitrasa, ary manohana ny Malagasy tsy ankanavaka.

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Firenena matanjaka no aorina aminโ€™ny fiaraha-miasa matanjaka

๐Ÿ“ Araka ny didim-pitsarana nivoaka androany dia horavana ny "Colisรฉe" ao amin'ny Rovan'i Manjakamiadana
18/02/2026

๐Ÿ“ Araka ny didim-pitsarana nivoaka androany dia horavana ny "Colisรฉe" ao amin'ny Rovan'i Manjakamiadana

๐ŸŸข๐— ๐—œ๐—ง๐—”๐—ž๐—ฌ ๐—ง๐—”๐—ฅ๐—”๐—ง๐—”๐—ฆ๐—ฌ "๐—–๐—˜๐—ฅ๐—ง๐—œ๐—™๐—œ๐—–๐—”๐—ง ๐——๐—˜ ๐—–๐—ข๐—ก๐—ฆ๐—ง๐—ฅ๐—จ๐—–๐—ง๐—œ๐—ข๐—ก" ๐—ก๐—ฌ ๐—–๐—ข๐— ๐— ๐—จ๐—ก๐—˜ ๐—”๐—ข ๐—ง๐—ข๐—”๐— ๐—”๐—ฆ๐—œ๐—ก๐—”: ๐—ž๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ฟ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฐ๐˜†๐—ฐ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฒ ๐—ป๐—ผ ๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—ป๐—ฎMitarai...
18/02/2026

๐ŸŸข๐— ๐—œ๐—ง๐—”๐—ž๐—ฌ ๐—ง๐—”๐—ฅ๐—”๐—ง๐—”๐—ฆ๐—ฌ "๐—–๐—˜๐—ฅ๐—ง๐—œ๐—™๐—œ๐—–๐—”๐—ง ๐——๐—˜ ๐—–๐—ข๐—ก๐—ฆ๐—ง๐—ฅ๐—จ๐—–๐—ง๐—œ๐—ข๐—ก" ๐—ก๐—ฌ ๐—–๐—ข๐— ๐— ๐—จ๐—ก๐—˜ ๐—”๐—ข ๐—ง๐—ข๐—”๐— ๐—”๐—ฆ๐—œ๐—ก๐—”: ๐—ž๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ฟ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฐ๐˜†๐—ฐ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฒ ๐—ป๐—ผ ๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—ป๐—ฎ

Mitaraina ireo mponina ao Toamasina fa misy mpiasan'ny commune mitaky "permis de construction" kanefa trano ravan'ny cyclone no averina atsangana.

ยฉWill Be Rich

Address

Madagasikara
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Madagasikara Nosin'ny Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share