50ème Anniversaire CEG Ampefiloha

50ème Anniversaire CEG Ampefiloha College d'Enseigenement Generale

28/02/2025
👍👍"Hoan'ny Zaza malagasy"👍👍CEG AMPEFILOHA manangana ny tsangabaton'ny faha 50 taona
01/11/2024

👍👍"Hoan'ny Zaza malagasy"👍👍
CEG AMPEFILOHA manangana ny tsangabaton'ny faha 50 taona

Ho fankalazana ny faha 50 taona ny CEG AMPEFILOHA dia manolotra antsika:🪗🎤🥁🎸'Ndao hifety e!🎺🎸🪕🎤
24/05/2024

Ho fankalazana ny faha 50 taona ny CEG AMPEFILOHA dia manolotra antsika:
🪗🎤🥁🎸'Ndao hifety e!🎺🎸🪕🎤

05/05/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Bitsiky Ny Nofy, Lãna Rodriguez

Efa miketrika izahay CEG AMPEFILOHA !👍👍👍👍Manomana ny déjeuner dansante @ 04 mai 2024 !Yandi by pass ny fotoana a!HIARAKA...
03/04/2024

Efa miketrika izahay CEG AMPEFILOHA !👍👍👍👍
Manomana ny déjeuner dansante @ 04 mai 2024 !
Yandi by pass ny fotoana a!HIARAKA HIFETY isika rehetra e!

Hanakalaza ny faha 50 taona ny CEG AMPEFILOHA @ ity taona ity koa antsoina isika maintimolaly rehetra :mpampianatra,mpan...
20/03/2024

Hanakalaza ny faha 50 taona ny CEG AMPEFILOHA @ ity taona ity koa antsoina isika maintimolaly rehetra :mpampianatra,mpandraharaha,mpianatra mba hotonga hivory eto @ sekoly ny sabotsy 23 martsa 2024 izao @ 9ora maraina.

Mpianatra mifety ny andron'ny sekoly ao anatin'ny fankalazana ny faha 50 taonan'ny CEG AMPEFILOHA
29/02/2024

Mpianatra mifety ny andron'ny sekoly ao anatin'ny fankalazana ny faha 50 taonan'ny CEG AMPEFILOHA

" 1974 -2024: CEG AMPEFILOHA 50 TAONA "Antsoina isika MAINTIMOLALY (Mpampianatra,Mpandraharaha,Mpianatra) rehetra mba hi...
26/02/2024

" 1974 -2024: CEG AMPEFILOHA 50 TAONA "
Antsoina isika MAINTIMOLALY (Mpampianatra,Mpandraharaha,Mpianatra) rehetra mba hivory ny sabotsy 2 Martsa 2024 izao @ 8 Ora maraina eto @ sekoly.
Hiara hidinika hanatanteraka ny fankalazana ny jobily isika Ary hijery ny 50 taona hoavy indray.Aoka hifampilaza isika fa miandry antsika ny sekoly e!

Address

Cité Ampefiloha
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 50ème Anniversaire CEG Ampefiloha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category