Souleman Mpikabary - Pejy Ofisialy

Souleman Mpikabary -  Pejy Ofisialy Kabary ankafaliana, Fanentanana Lanonana samy hafa, Maitre de ceremonie

25/05/2026

[Fanentanana anaty Vodiondry]
Ny kolontsaina mampiray
Souleman Mpikabary - Pejy Ofisialy

[     ]๐Ÿ”ฌ๐ŸŒ FIKAROHA-MANAKAIKY VAHOAKA 2026 ๐ŸŒTsy voafetra ao anaty laboratoara na efitrano fianarana ihany ny fikarohana, ...
19/05/2026

[ ]
๐Ÿ”ฌ๐ŸŒ FIKAROHA-MANAKAIKY VAHOAKA 2026 ๐ŸŒ
Tsy voafetra ao anaty laboratoara na efitrano fianarana ihany ny fikarohana, fa miaina sy hita ao anatinโ€™ny kolontsaina sy ny fiainam-bahoaka andavanandro ihany koa. Manome lanja manokana izany ny Minisiteranโ€™ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa izay tarihinโ€™ny Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, aminโ€™ny alalanโ€™ny hetsika Fikarohana manakaiky vahoaka izay karakarainโ€™ny Fitaleavana momba ny Fanatanjahantena sy Kolontsaina (DSUC-MESUPRES) tarihinโ€™i Dr ANDRIAMANDIMBY Souleman Ibrahim.

Ny fanorona sy ny dihy nentim-paharazana dia anisanโ€™ireo lova mampita fahalalana, manabe momba ny fiarovana ny tontolo iainana ary manamafy ny firaisankina sy ny andraikitra iombonana eo aminโ€™ny fiaraha-monina. Ny fanorona ihany koa dia "jeu de stratรฉgie" mampivelatra fisainana, fandinihana ary fahaizana mandray fanapahan-kevitra. Araka ny voalazanโ€™ny mpikaroka aza : โ€œRaha te hitondra firenena dia mila mahay fanorona.โ€

Ao anatinโ€™ny fankalazana ny Andro Maneran-tany ho anโ€™ny Tontolo Iainana, ny MESUPRES sy ny Ministeranโ€™ny Tontolo iainana sy ny Fampandrosoana Lovainjafy (MEDD) dia manasa anao hanatrika hetsika mampifandray fahalalana sy fialamboly :
๐Ÿ’ƒ Concours Danse Urbaine
โ™Ÿ๏ธ Concours Fanorona Inter-Universitรฉ
๐ŸŽถ Show Danses Traditionnelles miaraka aminโ€™i Vonjy Vinyle sy ireo DJ efatra mpianatry ny Oniversite
๐Ÿ“… Zoma 05 Jona โ€“ Sabotsy 06 Jona 2026
๐Ÿ† Loka: vola โ€ข medaly โ€ข vary โ€ข taratasy fanamarinana

[๐™‘๐™ค๐™™๐™ž๐™ค๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ฎ โ™ฅ๏ธ Tsแด€ษดแด›แด€ & Sแดแด˜สœษชแด‡ ๐Ÿ’]๐Ÿ™๐Œ๐š๐ก๐จ๐ซ๐ž๐ง๐š ๐ญ๐จ๐ค๐š๐ง๐ญ๐ซ๐š๐ง๐จ, ๐ก๐จ ๐ญ๐š๐ก๐ข๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐š๐ก๐š๐ซ๐ฒ, ๐กo tokantrano sambatra ๐ž!๐Ÿ™ Misaotra an'i Rad...
18/05/2026

[๐™‘๐™ค๐™™๐™ž๐™ค๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ฎ โ™ฅ๏ธ Tsแด€ษดแด›แด€ & Sแดแด˜สœษชแด‡ ๐Ÿ’]
๐Ÿ™๐Œ๐š๐ก๐จ๐ซ๐ž๐ง๐š ๐ญ๐จ๐ค๐š๐ง๐ญ๐ซ๐š๐ง๐จ, ๐ก๐จ ๐ญ๐š๐ก๐ข๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐š๐ก๐š๐ซ๐ฒ, ๐กo tokantrano sambatra ๐ž!๐Ÿ™ Misaotra an'i Rado harivelo mpitondra tenin'ny fianakaviana avy amin'ny lahy fa tena feno fifanajana sy fifanomezam-boninahitra hatrany.
Souleman Mpikabary - Pejy Ofisialy

Amboaro ny ekipa fa afaka 19 andro eo eo dia raikitra ny ๐™๐™ค๐™ช๐™ง๐™ฃ๐™ค๐™ž ๐™™๐™š ๐˜ฝ๐™–๐™จ๐™ ๐™š๐™ฉ ๐Ÿฏ๐˜…๐Ÿฏ natokana ho anโ€™ny ๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ค๐™ฃ๐™ž๐™ซ๐™š๐™ง๐™จ๐™ž๐™ฉ๐™š...
14/05/2026

Amboaro ny ekipa fa afaka 19 andro eo eo dia raikitra ny ๐™๐™ค๐™ช๐™ง๐™ฃ๐™ค๐™ž ๐™™๐™š ๐˜ฝ๐™–๐™จ๐™ ๐™š๐™ฉ ๐Ÿฏ๐˜…๐Ÿฏ natokana ho anโ€™ny ๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ค๐™ฃ๐™ž๐™ซ๐™š๐™ง๐™จ๐™ž๐™ฉ๐™š

๐‘ฌ๐™ฃ๐’—๐™ž๐’“๐™ค๐’๐™ข๐’†๐™ฃ๐’• ๐‘ช๐™ค๐’๐™ฉ๐’†๐™จ๐’• ๐Ÿฏ๐˜…๐Ÿฏ | ๐Ÿฑ et ๐Ÿฒ juin 2026
๐™๐™ค๐™ช๐™ง๐™ฃ๐™ค๐™ž ๐™™๐™š ๐˜ฝ๐™–๐™จ๐™ ๐™š๐™ฉ & ๐˜พ๐™ค๐™ฃ๐™˜๐™ค๐™ช๐™ง๐™จ ๐™™๐™š ๐™™๐™–๐™ฃ๐™จ๐™š๐™จ
๐˜๐˜ฏ๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ-๐˜œ๐˜ฏ๐˜ช๐˜ท๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ข๐˜ช๐˜ณ๐˜ฆ ๐˜—๐˜ณ๐˜ช๐˜ท๐˜ฆฬ๐˜ฆ๐˜ด ๐˜ฆ๐˜ต ๐˜—๐˜ถ๐˜ฃ๐˜ญ๐˜ช๐˜ฒ๐˜ถ๐˜ฆ๐˜ด๐Ÿ€
๐—ฃ๐—ฎ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ถ๐˜€ Hรดtel de ville ๐—”๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ธ๐—ฒ๐—น๐˜†

๐Ÿ”Šโ€™zay ๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™–๐™ง๐™–-๐™™๐™–๐™ก๐™–ฬ€๐™ฃ๐™– ihany no afaka mandray anjara ...ry mersa aloha maka sisiny

๐™ˆ๐™ž๐™ฃ๐™ž๐™จ๐™ž๐™ฉ๐™š๐™ง๐™–๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™–๐™ง๐™–๐™ฃ๐™– ๐˜ผ๐™ข๐™—๐™–๐™ง๐™–๐™ฉ๐™ค๐™ฃ๐™œ๐™– ๐™–๐™ข๐™—๐™ค๐™ฃ๐™ฎ ๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™ž๐™ ๐™–๐™ง๐™ค๐™๐™–๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ง๐™–-๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™จ๐™– (MESUPRES)
๐™†๐™–๐™ค๐™ข๐™ž๐™ฃ๐™ž๐™ฃ๐™– ๐˜ผ๐™ฃ๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ง๐™ž๐™ซ๐™ค ๐™๐™š๐™ฃ๐™ž๐™ซ๐™ค๐™๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– (CUA)
๐™๐™š๐™™๐™š๐™ง๐™–๐™จ๐™ž๐™ค๐™ฃ๐™– ๐™ˆ๐™–๐™ก๐™–๐™œ๐™–๐™จ๐™ฎ ๐˜ฝ๐™–๐™จ๐™ ๐™š๐™ฉ๐™—๐™–๐™ก๐™ก (FMBB)
๐™ˆ๐™ž๐™ฃ๐™ž๐™จ๐™ž๐™ฉ๐™š๐™ง๐™–๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™ค๐™ฃ๐™ฉ๐™ค๐™ก๐™ค ๐™„๐™–๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ค๐™จ๐™ค๐™–๐™ฃ๐™– ๐™‡๐™ค๐™ซ๐™–๐™ž๐™ฃ๐™Ÿ๐™–๐™›๐™ฎ ( MEDD)
๐™๐™ž๐™ ๐™–๐™ข๐™—๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™ˆ๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™œ๐™–๐™ฏ๐™š๐™ฉ๐™ฎ ๐™ข๐™ค๐™ข๐™—๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™ค๐™ฃ๐™ฉ๐™ค๐™ก๐™ค ๐™„๐™–๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– (AJE)

๐Ÿ€& ๐Ÿ’ƒInscription & infos :
โ˜Ž๏ธ +261 34 58 355 05

[๐‘ฌ๐™ฃ๐’—๐™ž๐’“๐™ค๐’๐™ข๐’†๐™ฃ๐’• ๐‘ช๐™ค๐’๐™ฉ๐’†๐™จ๐’• ๐Ÿฏ๐˜…๐Ÿฏ | ๐Ÿฑ et ๐Ÿฒ juin 2026๐™๐™ค๐™ช๐™ง๐™ฃ๐™ค๐™ž ๐™™๐™š ๐˜ฝ๐™–๐™จ๐™ ๐™š๐™ฉ & ๐˜พ๐™ค๐™ฃ๐™˜๐™ค๐™ช๐™ง๐™จ ๐™™๐™š ๐™™๐™–๐™ฃ๐™จ๐™š๐™จ/FANORONA] ๐˜๐˜ฏ๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ-๐˜œ๐˜ฏ๐˜ช๐˜ท๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ข๐˜ช๐˜ณ๐˜ฆ ๐˜—๐˜ณ๐˜ช๐˜ท๐˜ฆฬ๐˜ฆ๐˜ด...
12/05/2026

[๐‘ฌ๐™ฃ๐’—๐™ž๐’“๐™ค๐’๐™ข๐’†๐™ฃ๐’• ๐‘ช๐™ค๐’๐™ฉ๐’†๐™จ๐’• ๐Ÿฏ๐˜…๐Ÿฏ | ๐Ÿฑ et ๐Ÿฒ juin 2026
๐™๐™ค๐™ช๐™ง๐™ฃ๐™ค๐™ž ๐™™๐™š ๐˜ฝ๐™–๐™จ๐™ ๐™š๐™ฉ & ๐˜พ๐™ค๐™ฃ๐™˜๐™ค๐™ช๐™ง๐™จ ๐™™๐™š ๐™™๐™–๐™ฃ๐™จ๐™š๐™จ/FANORONA] ๐˜๐˜ฏ๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ-๐˜œ๐˜ฏ๐˜ช๐˜ท๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ข๐˜ช๐˜ณ๐˜ฆ ๐˜—๐˜ณ๐˜ช๐˜ท๐˜ฆฬ๐˜ฆ๐˜ด ๐˜ฆ๐˜ต ๐˜—๐˜ถ๐˜ฃ๐˜ญ๐˜ช๐˜ฒ๐˜ถ๐˜ฆ๐˜ด๐Ÿ€ ๐—ฃ๐—ฎ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ถ๐˜€ Hรดtel de ville ๐—”๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ธ๐—ฒ๐—น๐˜†

Nampahafantarinโ€™ny ๐˜‹๐˜ณ ๐˜š๐˜–๐˜œ๐˜“๐˜Œ๐˜”๐˜ˆ๐˜• ๐˜๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข๐˜ฉ๐˜ช๐˜ฎ ๐˜ˆ๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ณ๐˜ช๐˜ข๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ช๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜บ, Talenโ€™ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahantena eo anivonโ€™ny ๐™ˆ๐™ž๐™ฃ๐™ž๐™จ๐™ž๐™ฉ๐™š๐™ง๐™–๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™–๐™ง๐™–๐™ฃ๐™– ๐˜ผ๐™ข๐™—๐™–๐™ง๐™–๐™ฉ๐™ค๐™ฃ๐™œ๐™– ๐™–๐™ข๐™—๐™ค๐™ฃ๐™ฎ ๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™ž๐™ ๐™–๐™ง๐™ค๐™๐™–๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ง๐™–-๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™จ๐™– (MESUPRES) taminโ€™ny alalanโ€™ny valan-dresaka ho anโ€™ny mpanao gazety androany 8 mey ny hetsika
๐—™๐—œ๐—ž๐—”๐—ฅ๐—ข๐—›๐—”๐—ก๐—” ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ž๐—”๐—œ๐—ž๐—ฌ ๐—ฉ๐—”๐—›๐—ข๐—”๐—ž๐—”
fampirantiana ny vokatra sy asa fikarohana ataonโ€™ny mpianatry ny anjerimanontolo, mpampianatra mpikaroka, ary foibem-pikarohana miankina aminโ€™ny Oniversite sy ny Minisitera miampy Kaonferansy siantifika ho fanandratana ny fikarohana.

Miara-miasa aminโ€™ity hetsika ity ny ๐™๐™š๐™™๐™š๐™ง๐™–๐™จ๐™ž๐™ค๐™ฃ๐™– ๐™ˆ๐™–๐™ก๐™–๐™œ๐™–๐™จ๐™ฎ ๐˜ฝ๐™–๐™จ๐™ ๐™š๐™ฉ๐™—๐™–๐™ก๐™ก (FMBB) aminโ€™ny alalanโ€™ny ๐™๐™ค๐™ช๐™ง๐™ฃ๐™ค๐™ž ๐™™๐™š ๐˜ฝ๐™–๐™จ๐™ ๐™š๐™ฉ ๐Ÿฏ ๐™˜๐™ค๐™ฃ๐™ฉ๐™ง๐™š ๐Ÿฏ natokana ho anโ€™ny ๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ค๐™ฃ๐™ž๐™ซ๐™š๐™ง๐™จ๐™ž๐™ฉ๐™š ny 5 sy 6 jona 2026, hatao eo aminโ€™ny ๐™‡๐™–๐™ฅ๐™–๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ฃ๐™–ฬ€๐™ฃ๐™– ๐˜ผ๐™ฃ๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ง๐™ž๐™ซ๐™ค. Ho hentitra ny fitsirihana ireo ๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™–๐™ง๐™–-๐™™๐™–๐™ก๐™–ฬ€๐™ฃ๐™– mandray anjara aminโ€™ny lalao ๐‘ฌ๐™ฃ๐’—๐™ž๐’“๐™ค๐’๐™ข๐’†๐™ฃ๐’• ๐‘ช๐™ค๐’๐™ฉ๐’†๐™จ๐’• ๐Ÿฏ๐˜…๐Ÿฏ, ho matihanina ny fikarakarana teknika sy ny fitaovana hampiasaina ary ny kianja hilalaovanโ€™ny mpianatra eo aminโ€™ny Parvis Analakely hoy ๐˜™๐˜ˆ๐˜š๐˜ˆ๐˜–๐˜•๐˜  ๐˜—๐˜ข๐˜ด๐˜ค๐˜ข๐˜ญ avy aminโ€™ny FMBB.

Manohana ny fikarakarana ity hetsika ity ny ๐™†๐™–๐™ค๐™ข๐™ž๐™ฃ๐™ž๐™ฃ๐™– ๐˜ผ๐™ฃ๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ง๐™ž๐™ซ๐™ค ๐™๐™š๐™ฃ๐™ž๐™ซ๐™ค๐™๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– araka ny nambaranโ€™ny Sekretera jeneraliny ๐˜™๐˜ˆ๐˜ก๐˜ˆ๐˜๐˜๐˜”๐˜ˆ๐˜๐˜Œ๐˜๐˜ˆ ๐˜‰๐˜ข๐˜ฐ, nanatrika ny valan-dresaka.

Hasongadina ny lafiny tontolo iainana sy ny fikarohana momba azy ary ny fiarovana ny valan-javaboahary. Antonโ€™ny fiaraha-miasa aminโ€™ny ๐™ˆ๐™ž๐™ฃ๐™ž๐™จ๐™ž๐™ฉ๐™š๐™ง๐™–๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™ค๐™ฃ๐™ฉ๐™ค๐™ก๐™ค ๐™„๐™–๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ค๐™จ๐™ค๐™–๐™ฃ๐™– ๐™‡๐™ค๐™ซ๐™–๐™ž๐™ฃ๐™Ÿ๐™–๐™›๐™ฎ izay tonga taminโ€™ny fampahafantarana natao androany sy ny ๐™๐™ž๐™ ๐™–๐™ข๐™—๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™ˆ๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™œ๐™–๐™ฏ๐™š๐™ฉ๐™ฎ ๐™ข๐™ค๐™ข๐™—๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™ค๐™ฃ๐™ฉ๐™ค๐™ก๐™ค ๐™„๐™–๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ( AJE).

Ankoatra ny lalao baskety lalaovinโ€™olona telo dia hisy koa ny ๐™›๐™ž๐™›๐™–๐™ฃ๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ง๐™–-๐™ ๐™ค๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™จ๐™ฎ ๐™–๐™ง๐™–-๐™Ÿ๐™–๐™ซ๐™–๐™ ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™ค hahitana dihy, fanorona, slam, Hiragasy goavambe.

Tanjona
โœ… Tanjon'ny hetsika ny hanasongadinana ny vokatry ny fikarohana ara-tsiansa, hampanakaiky ny siansa aminโ€™ny vahoaka, ary hampiroborobo ireo hetsika miaro sy manaja ny tontolo iainana, manodidina ny sehatra Siansa โ€“ Kolontsaina โ€“ Fanatanjahantena.

๐Ÿ‘‰ Misokatra araka izany ny antso ho aminโ€™ny fiaraha-miombonโ€™antoka ho anโ€™ireo andrim-panjakana, ONG ary orinasa liana hanohana ity hetsika goavana ity.

๐Ÿ‘‰ Koa asaina isika hameno ny "canevas expositions scientifiques" sy ny "bordereau basket" izay azo alaina avy hatrany ao amin'ny https://www.mesupres.gov.mg/front/dsuc ary alefa mailaka amin'ny [email protected]

Daty farany handefasana fangatahana : tapaky ny 15 Mai 2026.

www.mesupres.gov.mg

๐Ÿ€& ๐Ÿ’ƒInscription & infos : tapitra zoma 15 Mai ny fandraisana mpandray anjara...
โ˜Ž๏ธ +261 34 58 355 05

๐Ÿ“

Tompokolahy sy Tompokovavy ! Variana mioloholo irery eo ambony Seva ry lahy irony Ambolo ampitan-kady , tamana irery eo ...
07/05/2026

Tompokolahy sy Tompokovavy !
Variana mioloholo irery eo ambony Seva ry lahy irony Ambolo ampitan-kady , tamana irery eo ambony vatolampy re roy irony Sopanga andrefan-tanร na ,fa isika VOAHARY KANTON'AMBOHITSAINA ( MPIOFANA SY TAKALO) kosa tsy mba Varijo an'ivon-drano ka rebika irery tsy mitafa !
๐Ÿ”ดTAKALOBE NENTIN-DRAZANA + VELAKEVITRA MAMPANDROSO !

Mpisorona : MBOLA NAMANA , Mpikabary,Mpanoratra , Mpampianatra, Andrerezin'ny Kabary !

Loha -hevitra ๐Ÿ‘‰ KABARY SY KANTO MANANDRATRA NY SOATOAVINA MALAGASY ๐Ÿ’ฏ

โœ”๏ธAndro : ALAROBIA 13 MAI 2026
โœ”๏ธToerana : SALLE D'ร‰TUDE FMSA ANKATSO
โœ”๏ธOra : @02 ora hatramin'ny 04 ora hariva

Afaka Tonga daholo n'iza n'iza ,na avy aiza na avy aiza !!

SARA-KASINA : 5000 Ar Olona ivelany
SARA-KASINA : 2000 Ar ekipa Voahary kanton'Ambohitsaina

Tongava maro,entano ny ekipa !

NB : Hisy Hainteny ho zaraina amin'io,hisy ihany koa fampiratina boky

[Ndeha ๐‘‚๐‘š๐‘’ntsika ๐‘™๐‘Ž๐‘›๐‘—๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐™‘๐™„๐™๐˜ผ ๐™ˆ๐˜ผ๐™‡๐˜ผ๐™‚๐˜ผ๐™Ž๐™”]Souleman Mpikabary -  Pejy OfisialyRaha omentsika lanja ny vokatra sy ny kolonts...
03/05/2026

[Ndeha ๐‘‚๐‘š๐‘’ntsika ๐‘™๐‘Ž๐‘›๐‘—๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐™‘๐™„๐™๐˜ผ ๐™ˆ๐˜ผ๐™‡๐˜ผ๐™‚๐˜ผ๐™Ž๐™”]
Souleman Mpikabary - Pejy Ofisialy

Raha omentsika lanja ny vokatra sy ny kolontsaina eto an-toeranaโ€”ary ampirisihina ny olona hitsidika anโ€™i Madagasikara dia maro ireo tombotsoa maro azo:
1. Tombontsoa ara-toekarena
Miroborobo ny tsena anatiny: mividy vokatra eto an-toerana ny olona ka mampitombo ny vola mihodina eto aminโ€™ny firenena.
Mamorona asa: manohana ny tantsaha, mpanao asa tanana, mpanakanto, ary orinasa madinika.
Mihena ny fiankinana aminโ€™ny entana avy any ivelany.

2. Fampiroboroboana ny fizahantany anatiny
Mahafantatra bebe kokoa ny hakantonโ€™ny firenena ny olom-pirenena (toerana voajanahary, vakoka, kolontsaina).
Mampiroborobo faritra maro tsy dia fantatra loatra.

3. Fiarovana sy fanandratana ny kolontsaina
Mitahiry sy mampita ny soatoavina sy fomba amam-panao. Mampitombo ny reharehanโ€™ny maha-Malagasy.

4. Fampivoarana ny kalitaonโ€™ny vokatra
Rehefa tohanana ny vokatra eto an-toerana dia manentana ny mpamokatra hanatsara kalitao sy famoronana (innovation).

5. Firaisankina sy fahaleovantena
Mampitombo ny fahatokisan-tena sy ny firaisankina eo aminโ€™ny vahoaka.
Manamafy ny โ€œconsommer localโ€ izay fototry ny fahaleovantena ara-toekarena.

[๐•๐Ž๐ƒ๐ˆ๐Ž๐๐ƒ๐‘๐˜ - ๐‘€๐‘Ž๐‘™๐‘Ž๐‘”๐‘Ž๐‘ ๐‘ฆ ๐‘š๐‘œ๐‘›๐‘–๐‘›๐‘Ž ๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ ๐‘–๐‘ฃ๐‘’๐‘™๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ]Tongasoa eto Madagasikara izy mivady avy any   nanatanteraka ny fanajana ireo r...
29/04/2026

[๐•๐Ž๐ƒ๐ˆ๐Ž๐๐ƒ๐‘๐˜ - ๐‘€๐‘Ž๐‘™๐‘Ž๐‘”๐‘Ž๐‘ ๐‘ฆ ๐‘š๐‘œ๐‘›๐‘–๐‘›๐‘Ž ๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ ๐‘–๐‘ฃ๐‘’๐‘™๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ]
Tongasoa eto Madagasikara izy mivady avy any nanatanteraka ny fanajana ireo ray aman-dreny tamin'ny fanatanterahana ny .
Tena olona tsotra sy mora nanaovan-javatra be mihitsy ianareo mivady. Mankasitraka indrindra anareo n๐š๐ง๐จ๐ฆ๐ž ๐Ÿ๐ข๐ญ๐จ๐ค๐ข๐ฌ๐š๐ง๐š tamin'ny ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ฆ-๐›๐จ๐๐ข๐จ๐ง๐๐ซ๐ฒ. Mahorena tokantrano tompoko o!!! ๐Ÿ™ Misaotra an'i MC Lafatra : Mpikabary - Animateur - Maรฎtre de cรฉrรฉmonie nifanolo-boninahitra
Souleman Mpikabary - Pejy Ofisialy / 034 76 526 18

[๐™ง๐™–๐™๐™–๐™ง๐™–๐™๐™– ๐™๐™Š๐™‘๐˜ผ ๐˜ผ๐™ˆ๐˜ฝ๐™Š๐™ƒ๐™„๐˜ฟ๐™๐˜ผ๐™๐™๐™„๐™ˆ๐™Š]Tonga nijery ifotony teny aminโ€™ny Rova Ambohidratrimo ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolon...
27/04/2026

[๐™ง๐™–๐™๐™–๐™ง๐™–๐™๐™– ๐™๐™Š๐™‘๐˜ผ ๐˜ผ๐™ˆ๐˜ฝ๐™Š๐™ƒ๐™„๐˜ฟ๐™๐˜ผ๐™๐™๐™„๐™ˆ๐™Š]
Tonga nijery ifotony teny aminโ€™ny Rova Ambohidratrimo ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, niaraka taminโ€™ny lehibenโ€™ny Faritra Analamanga nifampitafa tamin'ny tompon'andraikitra teny ifotony.

Vonona handray an-tanana ny fanarenana ny Rova ny Fanjakana. Noho izany dia miantso ny taranaka, ny vahoaka ary ny fikambanana rehetra tsy ankanavaka, mba ho tonga handray anjara aminโ€™ny dinika:
๐Ÿ•— Talata 28 Aprily 2026: Aminโ€™ny 8 ora maraina: eny aminโ€™ny Rova Ambohidratrimo
๐Ÿ•™ Talata 28 aprily 2026 Aminโ€™ny 10 ora sy sasany: ao aminโ€™ny Tranompokonolona Ambohidratrimo, miaraka aminโ€™ny MSK

Zava-dehibe ny fandraisanโ€™anjaranโ€™ny rehetra aminโ€™ny fiarovana sy fanarenana ny vakoka iombonana. Tonga maro.
Souleman Mpikabary - Pejy Ofisialy
Souleman Mpikabary - Pejy Ofisialy

[May tanteraka ny Lapan'ireo Mpanjaka - Rova ambohidratrimo] Mampalahelo ny zava-misy...
27/04/2026

[May tanteraka ny Lapan'ireo Mpanjaka - Rova ambohidratrimo] Mampalahelo ny zava-misy...

Address

Ambohidratrimo
Antananarivo

Telephone

+261347652618

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Souleman Mpikabary - Pejy Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Souleman Mpikabary - Pejy Ofisialy:

Share